Inona Marina Ny Zava-misy Eto Madagasikara!
1. Oay
(
23/06/2009 04:16)
Miarahaba antsika rehetra indray i Oay!
Tsy afaka niditra teto moa i Oay noho ny adidy hiantsorohana eo @ fiaraha-monina izay nandefa azy hitafa sy hidinika t@ olona tany amabaniravin'ahitra any, tsy misy aterineto any amin'izany toerana izany, faritra lavitr'andriana izany any no tena hahenoanao ny FEO NY VAHOAKA, faritra kely @ iny faritr'i Bongolava iny no naleha, d tonga hatrany @ faritr'i Menabe.
Ka inona ary ny zava-misy any, mamokatra katsaka sy miompy omby ny olona @ iny faritra iny nandritra ny fitondran-Dratsiraka d ny fanjakana no tena tompon'antoka tamin'izany, rehefa tonga ny fitondran'i Ravalomanana d noraisin'ny TIKO an-tanana ny famokarana katsaka ka ireo vehivavy TIKO no nanao izany, nataony ny lalana hamoahana ny vokatra fa sandan'izany d noterena ny vahoaka hanome ny tany mamokatra rehetra ho an'ny orin'asa TIKO, ataoko angamba fa samy efa mahalala izany isika rehetra fa fampatsihiavana ihany ny ahy!
Inona ary ny zavatra andrasan'ny olona: Tsotra ny resak'izy ireo mety ny fanamboaran-dalana hamoahana ny vokatra fa tsy rariny kosa ny fakana an-keriny ny taninay izay ny resaka miverimberina.
Noho izany dia mangataka izy ireny ny hamerenena aminy ny taniny, ary manaiky ihany koa ry zareo @ fanamboaran-dalana, nohamafisindry zareo moa fa efa fomba fanao anie ny fanamboaran-dalana ataon'ny fokon'olona fa ny fitaovana no tsy ampy ka tsy afaka manohatra ry zareo.
Inona kosa nolazainy raha vao hiresahana politika ry zareo, ny miverimberina d ity "ATAON'NY MPANAO POLITIKA AN-KILABAO IZAHAY REHEFA TONGA EO @ TOERANA RY ZAREO" i Ravalomanana ozy ry zareo tsy mba tsarohanay nidina taty @ faritra lavitr'andriana aty fa ny renivohimparitra ihany no hitany!
Ny tena alahelon'ny olona dia ny fanararaotampahefana ataon'ny olomboafidy isanjokajiny.
Rehefa anontaniana indray ry zareo momba an'i Andry Rajoelina dia maro no tsy mahalala azy, fa milaza kosa anefa ry zareo fa tsara ny fahatongavany eo @ fitondrana satria mino ry zareo fa haverina aminy ireo taniny nalain'ny TIKO.
Momba ny fiverenan'i Marc Ravalomanana indray dia mazava ny resakin'ny olona EFA AMPY IZAY NY KORONTANA ka tsy tsara ny fiverenany ary io resaka io moa dia na ety andrenivohitra aza dia saika io no mibahana eny fa misy tokoa ny maniry ny fiverenan'i Ravalomanana fa manamafy kosa anefa ny olona fa raha hitondra korontana sy ady dia aleo hijanona aloha!
Izay ny zavatra azo lazaina fa dia misaotra antsika rehetra, fanokafambavony iny fa dia misokatra ny sera é!

novalian'i xxx ny 24/06/2009 07:28
4. rakaroka
(
23/06/2009 05:28)
Ary tsy tany @ nalehanao irery no niaiky fa tsy ilaina ny fiverenany! ary fantatry ny vozongo aty koa fa " MINORITE" de personne no mitaky ny fiverenany! ...dia aleo ´zareo ho lany fotoana hiandrandra azy , fa ny manantena tsy misy hono no sarotra e! Aleo miatrika nz fiainana toa izay
hiandrandra an´ i Paoly tsy ho tonga an! :wink:

5. Oay
(
23/06/2009 05:47)
rakaroka:
Ary tsy tany @ nalehanao irery no niaiky fa tsy ilaina ny fiverenany! :wink:
Ny olona any ambanivohitra anie mampalahelo é, sarotahotra izy ireny ary sarotra ny miresaka aminy raha tsy efa tafapetraka ilay fifampitokisana, fa ireo olona tratran'ny fakana an-keriny ny fananany aloha dia tonga dia miteny fa tsy misy tokony hiverenan'i Marc Ravalomanana izany é, ny zavatra azo lazaina ihany koa dia azo lazaina fa milamina ny tany, misy fotoana moa ni s'approvisionne-na dia nandalo tao andrenivohitr'i Ivakinakaratra dia tao no somary nisy olona nihetsiketsika fa tsy lasa lavitra satria efa tena sahirana ny olona ka leo korontana. Misy olona izay izao lehiben'ny faritra iray teto tafaresaka tamiko fa manao fanentanana ihany koa moa ry zareo fa tena kivy ranamana fa dia milaza moa izy fa izay ilay politika misy andro tsara dia misy andro ratsy!
Saika adinoko fa ny fitetezam-paritra ataon'ireo mpandrindra ara-politika isantsokajiny ihany koa no malaza aty, dia mandeha be ny 4X4 hihihihi...
6. benkintana
(
23/06/2009 06:19)
pasy ô aiza enao fa be devoly ndray no milalao ato é ha ha ha
ao lesy fa misy kilalao ary ato :-D :-D
ao lesy fa misy kilalao ary ato :-D :-D
7. xxx
(
23/06/2009 06:29)
Ianao angamba no tena devoly ry bekintana.
Tena marina io lazain'i Oay io satria avy any Bongolava ny fiavianay ary marina fa efa nihorohoro mihitsy izahay, fa na tany misy taratasy izao aza efa saika lasan'i Tiko.
Koa samy manana ny heviny io aloha fa mba masina aminay koa ny herimpon'ny Ray be sy Reny benay nihafy nividy ny tany sy namboly azy, ka mba ho fanajanay ny hasin'ny Ray amandReninay dia tsy mila ny fiverenan-dRa8 izahay fa manao fitondran-draikely ka manilika ny kamboty ray.

8. xxx
(
23/06/2009 07:46)
Oay:
Miarahaba antsika rehetra indray i Oay!
Tsy afaka niditra teto moa i Oay noho ny adidy hiantsorohana eo @ fiaraha-monina izay nandefa azy hitafa sy hidinika t@ olona tany amabaniravin'ahitra any, tsy misy aterineto any amin'izany toerana izany, faritra lavitr'andriana izany any no tena hahenoanao ny FEO NY VAHOAKA, faritra kely @ iny faritr'i Bongolava iny no naleha, d tonga hatrany @ faritr'i Menabe.
Ka inona ary ny zava-misy any, mamokatra katsaka sy miompy omby ny olona @ iny faritra iny nandritra ny fitondran-Dratsiraka d ny fanjakana no tena tompon'antoka tamin'izany, rehefa tonga ny fitondran'i Ravalomanana d noraisin'ny TIKO an-tanana ny famokarana katsaka ka ireo vehivavy TIKO no nanao izany, nataony ny lalana hamoahana ny vokatra fa sandan'izany d noterena ny vahoaka hanome ny tany mamokatra rehetra ho an'ny orin'asa TIKO, ataoko angamba fa samy efa mahalala izany isika rehetra fa fampatsihiavana ihany ny ahy!
Inona ary ny zavatra andrasan'ny olona: Tsotra ny resak'izy ireo mety ny fanamboaran-dalana hamoahana ny vokatra fa tsy rariny kosa ny fakana an-keriny ny taninay izay ny resaka miverimberina.
Noho izany dia mangataka izy ireny ny hamerenena aminy ny taniny, ary manaiky ihany koa ry zareo @ fanamboaran-dalana, nohamafisindry zareo moa fa efa fomba fanao anie ny fanamboaran-dalana ataon'ny fokon'olona fa ny fitaovana no tsy ampy ka tsy afaka manohatra ry zareo.
Inona kosa nolazainy raha vao hiresahana politika ry zareo, ny miverimberina d ity "ATAON'NY MPANAO POLITIKA AN-KILABAO IZAHAY REHEFA TONGA EO @ TOERANA RY ZAREO" i Ravalomanana ozy ry zareo tsy mba tsarohanay nidina taty @ faritra lavitr'andriana aty fa ny renivohimparitra ihany no hitany!
Ny tena alahelon'ny olona dia ny fanararaotampahefana ataon'ny olomboafidy isanjokajiny.
Rehefa anontaniana indray ry zareo momba an'i Andry Rajoelina dia maro no tsy mahalala azy, fa milaza kosa anefa ry zareo fa tsara ny fahatongavany eo @ fitondrana satria mino ry zareo fa haverina aminy ireo taniny nalain'ny TIKO.
Momba ny fiverenan'i Marc Ravalomanana indray dia mazava ny resakin'ny olona EFA AMPY IZAY NY KORONTANA ka tsy tsara ny fiverenany ary io resaka io moa dia na ety andrenivohitra aza dia saika io no mibahana eny fa misy tokoa ny maniry ny fiverenan'i Ravalomanana fa manamafy kosa anefa ny olona fa raha hitondra korontana sy ady dia aleo hijanona aloha!
Izay ny zavatra azo lazaina fa dia misaotra antsika rehetra, fanokafambavony iny fa dia misokatra ny sera é!
i oay ity aloha sao de zafikeliny Richard andriamanjato e? mitatara atsanga tsy aman-orana kou, tsy izay mahay miresaka anie de ho marina daholo e!
9. xxx
(
23/06/2009 08:10)
Izay mihintsy oay no tokony ho fantatry ny olona a ! efa nisy ny cas ohatry izany tany sakay , dia mbola misy ihany ireo mpanao politika jamban' ny voninahitra tsy mahita ny ampitso , ny zavatra tsy fantatry ny olona koa dia tadidio fa isan' ny andry iankinan' ny aim- pirenena ny fambolena sy fiompiana ao madagasikara , ary ny mahatonga ny fidanganan'ny vidim- piainana dia ny speculations ataon' ireo soi disants operateurs economiques malagasy sendrany vao nahazo toerana dia voafitak'ireo goaika antitra @ rapport sasany namboamboarina hatao ahitana tombony ambadika.Tsy mahita ny ataon' firenena sasany aty ivelany ny ankabeazany dia manaonao foana , raisina ho ohatra ny ao suisse ,espagne ,france meditéranéenne , fanampiana tsy toko tsy forohana no atao hanohanana ny fambolena sy fiompiana ary ny asa mikasika ny famokarana sakafo .
10. sakaymena
(
23/06/2009 08:22)
ary rah nahafoy io orin'asa tiko io ho an'ny fanjakana toko mo i R8 de niaiky aho fa tena dadan'ny malagasy tokoa ra lery
fa ny tiko ny tenany no teo ary tombotsoan'ny tenanay nefa herim-pondramalagasy
zany no anaovako hoe tohano ndray aho ramalagasy hoy dada hihinanako anareo eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee

11. Mandefitra
(
23/06/2009 08:54)
resa be daholo zany fa zao : asio fifidianana, avelao ny vahoaka hifidy.
Ankoatr zay eritreritrareo manokana any, tsy mahagaga loatra.

12. essera
(
23/06/2009 09:55)
Iza no hifidy oul mpangalatra ôôôôôôôôôô ?
Izay oul mbola te hangalarana ihany ééééééééééééééééé ?
:-P

13. xxx
(
23/06/2009 09:57)
za aloha hifidy e, de ireo olona tsy mety manangatsaina ireo koa tsy hifidy TGV izany fa mba alefaso alavitra ny saina behhhuu e!!
14. Oay
(
23/06/2009 09:58)
xxx:
i oay ity aloha sao de zafikeliny Richard andriamanjato e? mitatara atsanga tsy aman-orana kou, tsy izay mahay miresaka anie de ho marina daholo e!
Aiza kosa ry XXX izay atsanga tsy aman'orana eo, ka ny mahavoantsika anie dia sady tsy midina any ambaniravin'ahitra any isika no tsy mino ny lazain'ny olona ihany koa é!
Momba ny hoe zafikelin'i Pastera Andriamanjato indray dia ngoda be loatra ilay fampitovizana knou, raha zafikeliny ve izaho tsy efa minisitra sa ahoana hihihihihi... Tsiky Dia Ampy. Efa fantatreo ihany koa fa tsy ankafizin'i Oay raha toa ka ny hahabean'ny molotra sy ny maha malama vava no hamadimbadihana ny marina, fa kosa i Pastera irery ihany no saha nilaza an'ity an :"Je ne pactise jamais avec le diable" en parlant de son attitude très hostile envers Marc Ravalomanana.
15. xxx
(
23/06/2009 10:04)
sty haiko aloha fa any aminy dezakanay tena niroborobo e, de aminizao androny TGV izao izany any aminareo miroborobo be mihitsy ry oay? :lol:
16. vaninna
(
23/06/2009 14:49)
Mandefitra:
resa be daholo zany fa zao : asio fifidianana, avelao ny vahoaka hifidy.
Ankoatr zay eritreritrareo manokana any, tsy mahagaga loatra.
Ny mahavoa ireo mpitondra rehetra teo tokoa ange dia maniratsira ny tantsaha mihitsy é!! ary miala tsiny @ Mandefitra fa izay no réalité, azo itondrana porofo , zava misy ireo, saingy angamba tsy dia mifanaraka @ zava misy tiany Mandefitra ho re mikasika ny fomba nitondrany Ravalomanana, dia valina boraingina hoe resabe ;mbola fanambaniana ny tantsaha ihany izay
Ny hoe "asio fifidianana":efa hisy ange ny fifidianana é; efa voafetra ny fotoana anaovana azy , efa ao anaty planning io , ary efa naely ho fantatry ny Communauté internationale hoe vonona hanao fifidianana
Ka tsy azoko ny iverenany resaka lava hoe "asio fifidianana " satria izy io aloha dia hisy sady tsy azo ialana , ary raha tsy diso aza ny fitadidiko dia efa engagement inamovible nataony HAT io ; volana vitsy sisa dia afaka handatsabato isika fa "MAHARETA" hoy dada izay
8) 8)
17. Noue
(
23/06/2009 15:45)
kay ve io niverina io Oay eee ! oainina be indray ny mpanendrikendrika fa voasaka hono Oay :-D :-D :-D :-D :-D
18. xxx
(
24/06/2009 07:28)
sakaymena:
ary rah nahafoy io orin'asa tiko io ho an'ny fanjakana toko mo i R8 de niaiky aho fa tena dadan'ny malagasy tokoa ra lery
fa ny tiko ny tenany no teo ary tombotsoan'ny tenanay nefa herim-pondramalagasy
zany no anaovako hoe tohano ndray aho ramalagasy hoy dada hihinanako anareo eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
mba homeo ana ny entana ao antranonao rehetra ry sakay mena raha tena tia malagasy marina ianao!, i ra8 alohany hilatsahany ho filoha dia efa multi milliardeur fa aza afangaro ny ankoho sy ny vorona e, sa mety mbola tsy teraka ianao taminizany angamba e? :-D :-D