Voan'ny surmenage i TGV

1. Onjakeli ( 23/06/2009 15:54)
Tsy zakan'ny sain'ny debakely intsony ny fitondrana ny FAT ka voan'ny surmenage lery araka ny vaovao azonay tamin'ireo akaiky azy. Te handeha hialala sasatra any Paris izy fa matahotra GTT.
Te hampandihhy mafy ihany ko hono izy izao saingy menatra ka na de mivoaka amin'ny toera-pandihizana mba mihaja ireny aza tsy haatao intsony.
répondu par essera le 24/06/2009 05:25
2. Noue ( 23/06/2009 16:40)
noheverin'lery fa kilalao oatran'ny train lalaoviny angamba ny fanjakana ka tsy zakan'ny lohany dia zao nihafarany eee :^) :^) :^) :^)
3. ravalotgve ( 23/06/2009 19:07)
hanao boum ao ambotsirohitra lery de ao kosa izy afaka manao dj
na eny iavoloha de afaka mitifitra bomba tsara fa bebe rivotra

sniff
tchroufff

sady misy rezega an i ra8 tavela hono ao tsy navela nokitihina

:@ :@ :@ :@ :@ :@
4. benkintana ( 23/06/2009 21:52)

ny capsat zao no mifaly voalohany fa efa lasany ny vola :-D :-D :-D
5. xxx ( 23/06/2009 22:10)
Tandremo ihany ny vava tsy ambina ry zareo .
6. fijo ( 24/06/2009 04:53)
ambina tsar ale vava eto ka
7. sakaymena ( 24/06/2009 04:59)
samia mivavavava fa tsys tongobolo eto fa samia mantanty e
8. sakaymena ( 24/06/2009 05:08)
de lazao ko hoe ra8 ngeh tamin'izy teo @ fitondrana ka mbola nitondra ronono na yaougrt t@ beka e
de alaivo sary antsaina hoe filoham pirenena mitaingina beka
9. essera ( 24/06/2009 05:25)
Merci les sakaymena, jereo avelan'ny "tsy légaliste" midradradradra d miseho mivazavaza daholo kanefa mba anontaniako ihany le mpanara-dalàna hoe :
onjakeli:
Te handeha hialala sasatra any Paris izy fa matahotra GTT.

Fa angah moa an'ny GTT Paris. Ar tsy ianareo ihany ve no niteny hoe tany misy lalàna any Frantsa.

onjakeli:
Te hampandihhy mafy ihany ko hono izy izao saingy menatra ka na de mivoaka amin'ny toera-pandihizana mba mihaja ireny aza tsy haatao intsony.

Fa angah izy rangah ty rehefa omena voninahitra d andeha hanitsakitsaka an'izany indray. Ny olona mitapina ihany ny masony no tsy mahafantatra hoe : "Noblesse oblige".

Noue:
noheverin'lery fa kilalao oatran'ny train lalaoviny angamba ny fanjakana ka tsy zakan'ny lohany dia zao nihafarany eee

Fa ahoana moa no hilazan'i Noue hoe tsy zakan'ny lohany. Ny tsy nahazaka fa nitsoa-pahana izao d ilay dadantsika.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0528