fankaherezana ny TIM
1. xxx
(
22/06/2009 07:12)
Tsy hita moa ry reto fa nanao ny tsy nambinina ianareo, nihezaka mafy ianareo mba hahatafita ity tolona nataonareo ity nefa dia toy ny rano raraka amin'ny tany fotsiny izany ankehitriny. Ka dia mahaiza mionina e! dia mahereza.
Ho an'i sasantsany aminareo izay manana fikasana ny hanakorontana kosa dia eritrereto tsara ihany alohan'ny hanaovana ny tsy mety sao mantsy hanenenana, i Marc efa vita ny momba azy; ianareo rahateo moa nidradràdradra eran-tany hoe légaliste, manao ny marina, mitsinjo ny malagasy rehetra fa tsy i Marc velively, olona tia ny tanindrazana, sns...
Ka dia mamerina ny fankaherezana ny tenako, mahaiza mionina re tompoko.

novalian'i benkintana ny 22/06/2009 22:20
2. hery
(
22/06/2009 08:14)
Mbola ho avy eo ny TIM hamaly :-)
Fa ny anay dia hoe mitohy ny tolona. Tsy avelan'Andriamanitra hanjaka ny mpangalatra, raha tsy izany dia ho hafahafa ihany. Raha ohatra ka nangalatra i Ra8 dia rariny ho azy raha tsy hitondra intsony izy aorian'izay fifidianana ho avy eo. Fa ny tena hita hoe nangalatra aloha dia ny HAT izay nangalatra ny vaton'ny mpifidy.
Ka hoy ny légaliste (asa na mitovy hevitra amiko ny TIM) hoe mitohy hatrany ny tolona, Andriamanitra tsy andrin'ny TGV andrinay ihany.

3. essera
(
22/06/2009 08:25)
Hery:
Fa ny tena hita hoe nangalatra aloha dia ny HAT izay nangalatra ny vaton'ny mpifidy
Sao d mba milaza tena ihany ianao izany. Ravalo ange 2ème mandat efa bombna ny resultat fa sao tsy arakao. Jereo tsara ny tantaran'ny Mcar fa anisan'ny azo atao hoe référence Antananarivo amin'ny fifidianana satria raha mbola tao am CUA Ravalomanana d tena niakatra be ny côte-ny ary izy iny lany président tam 2001 iny. Saingy jereo ny nahazo an'ny Rafalimanana iny ange d efa hita taratra hoe latsaka be ny côte-ny tim e. Zah miteny an'i Hery fa tsy lany Ravalo iny raha miditra 3è mandat. Mety hihomehy ianao androany fa tadidio tsara fotsiny izay hoe arakaraka ny nandrosoan'ny taona nitondrany no nahitan'ny oul hoe tena manao kopy soroka be (toy ny pdg mitondra société) fotsiny kay le rangah ity rehefa tena nitondra.
4. Noue
(
22/06/2009 08:28)
dia ampiako an'ity koa ee « Mensonges et escroqueries comme bilan en trois mois »
http://www.madagascar-tribune.com/Mensonges-et-escroqueries-comme,12157.html
dia manantena ve xxx fa hitohy hatrany zao lainga sy halatra rehetra ataon'FAT(Y) zao ? Mbola ho avy ny vokan'zao rehetra ataoany zao eee ! patience mon ami hoy zay olona zay.

5. sakaymena
(
22/06/2009 08:47)
ka rah ny tenin'ny hery io ngeh
de hoy aho hoe raha io voalaza io de miharihary zany fa nangalatra r8 ka zao tsy avelan'Andriamanitra hanjaka izao intsony na de mitady hirika
fa rah izaho izy mandeha mifona haingana @Andriamanitra sao de mba ho voavela ny helony ka hiverina @ toerany indray
tsy avelan'Andriamanitra hanjaka ny mpangalatra.raha tsy zany de ho hafahafa ihany.
de hoy aho hoe raha io voalaza io de miharihary zany fa nangalatra r8 ka zao tsy avelan'Andriamanitra hanjaka izao intsony na de mitady hirika
fa rah izaho izy mandeha mifona haingana @Andriamanitra sao de mba ho voavela ny helony ka hiverina @ toerany indray
6. xxx
(
22/06/2009 09:02)
sakaymena mpivarotra zaza malagasy @ reo libanais reo no tena tsy matahotra an'Andriamanitra
Asory koa ny devolin'io ngahypasy ô
Asory koa ny devolin'io ngahypasy ô
7. Noue
(
22/06/2009 09:28)
fa ianareo mpiondana @ FAT(Y) ve dia tena mino oe olomasina sy tsy mba nanota ry zareo ee ?? aiza re zany eee ! hisy valiny avoko ny atao rehetra eee !!
8. xxx
(
22/06/2009 10:15)
Noue:
fa ianareo mpiondana @ FAT(Y) ve dia tena mino oe olomasina sy tsy mba nanota ry zareo ee ?? aiza re zany eee ! hisy valiny avoko ny atao rehetra eee !!
Marina ny anao hoe misy valiny daholy ny zava-drehetra, araka izao zavatra mitranga eto an-tanàna izao, mbola tsy ela akory mantsy no be vava be i Marc, zao izy ity lasa nitsoaka.
Ary mbola marina koa ianao raha milaza fa tsy olomasina tanteraka ny HAT. Normal be io, ny politika tsinona dia safidy entre ny hoe iza no azo hiafina na koa hoe iza no tsaratsara kokoa. Satria tsy misy tonga lafatra. Ka ny anay dia i TGV no hitanay fa azo hiafina.
9. sakaymena
(
22/06/2009 10:20)
eny ar ao hatao hoe marina ny tenin\'ny xxx de zao no ataoko eto io de zahay sy Andriamanitra no miresaka momban\'zany rah nisy ankizy namidiko na nomeko asa ka nijaly taty
fa ny hadalandr8 no tsy manome asa an\'reo ankizy malagasy ireo fa rah ny sitrapony ve ts naleony mba tany dago hiany no niasa sy niaina ary inoako fa na ianao ko mb te hiaina finaritra any dago any
na zaho na ra8 na ianao de samy mbol hadinin\'ANDRIAMANITRA @zay atao avokoa