Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mihitsy
(
19/06/2009 06:55)
soso-kevitra hampandeha ny raharaham-pirenena
Raiso raha mety aminareo de ario raha tsy mety! fa amiko raha tiana hilamina M/skara de esory anaty lisitry ny fisainana aloha ra8 sy Ratsiraka. Le voalohany efa nanala ny fahefana teo an-tanany, inon...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/06/2009 11:52
Noue
(
19/06/2009 06:24)
Na ny jeunes pro-tgv aza mba tonga saina ihany !!!
[size=70][color=red][b]Les jeunes défenseurs du régime transitoire sortent de leur silence. À l'égard des comportements de certains ministres de la Transition qu'ils qualifient d'étre demesurÃ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:08
andrywui
(
19/06/2009 06:21)
naverin'i hery ihany ny IP anay mianakavy
tsy hita moa ry zareo fa rehefa manohana an'i tgv izahay eto dia misy mitady hisakana foana ,hany ka rehefa mba hifanoratra eto @ serasera izahay mianakavy dia mifanao fotoana mihitsy mankany @ cyberk...
tohiny
novalian'i general ny 19/06/2009 12:00
penguin
(
19/06/2009 06:02)
Manangantsaina fa very asa, voaroba orin'asa, fitokonana sns
Mirehareha ny olona matoa mananganan-tsaina ary faly daholo ny vahoaka nohon'ny dingana vita. Ny eto Madagasikara dia saritaka no mahazo ny tokan-trano tsirairay. Very asa marobe, tsy fandriampahalema...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:38
andrywui
(
19/06/2009 05:27)
ty ndray ny an'ny mpinounou vali ny le mali hahahahaha......
Gare aux intox !
Toutefois, par les temps qui courent, les rumeurs et intox de tous genres circulent abondamment, semant un désarroi certain au sein de l’opinion. Hier encore, une autre inform...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/06/2009 12:16
xxx
(
19/06/2009 04:42)
Tsy hay tsony
Mahavariana, asa dia nahoana loatra fa ny tiana, tsy tia. Ny tsy tiana indray no tia. Ny nandrasana, tsy tonga fa nandao. Ny laozana nefa tamy foana. Ny efa adino mipoitra lava, fa ny halahelovana tsy...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/06/2009 14:57
xxx
(
19/06/2009 04:39)
miakatra vao maraina ny foza ao @ ambasady gasy de paris
tsy leo mihitsy ireto foza ireto,efa hita fa tsy misy fika intsony ny fakana ambasady dia mbola tohizana foana
MITADY HANAO LALA MPOZA FOANA RY RINAH HIDITRA AO,IZAY VONONA HANAO BOXE DIA HIANGAVIANA...
tohiny
novalian'i essera ny 19/06/2009 08:52
soanja
(
18/06/2009 22:38)
Ny mahagaga momba ny mpino sasany tokoa
Dia ny mahita foana fa ny hafa no ho very ary izy no manana ny fahamarinana sy mahita ny tsy hitan'ny olona. Mahalala antsakany sy andavany io baiboly io. Dia milaza foana izy ireo fa izy ireo no hoa...
tohiny
novalian'i Koditra ny 04/07/2009 01:49
simplex
(
18/06/2009 21:31)
playlist rvg
hono wa,
tsy mety nga ra atao LIFO ihany ny fandehanan'ny hira nisy nandahatra??
lasa makamo be sady manirikiry be le ny hiranao efa mitady hande iny tonga dia misy mandahatra bedabe dia lasa a...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 21/06/2009 18:43
niryna
(
18/06/2009 20:01)
Fikolokoloina ny tanana sy ny tongotra
Asa aloha izay fomba fanaon'ny olona any aminareo fa ny aty aminay dia rehefa manao hoho tanana sy tongotra hianao dia arotsany ao anaty rano kely izay aloha ilay izy dia manomboka kikisany daholo ny ...
tohiny
novalian'i tsima11 ny 23/08/2012 12:06
locl
(
18/06/2009 19:01)
Io izao no malaza
OMMUNIQUÉ DE PRESSE
PRÉSIDENCE DE LA RÉPUBLIQUE DE MADAGASCAR
Prétoria, 18 le 2009 juin
J'applaudis la décision de la SADC de convoquer un sommet extraordinaire samedi 20 juin dans le b...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:41
xxx
(
18/06/2009 18:50)
Andry RAJOELINA
@ saina tsy miangatra;
MANANA ENVERGURE NA HOMME D ETAT VE I ANDRY RAJOELINA ????
tsy hampitaha azy @ mpitondra vahiny aho fa ny fitantananay sy ny fandraisany décision, manana izay carrure na Ho...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:43
xxx
(
18/06/2009 18:20)
Birda, Birda, Birda
io no teny filamatry ny TGV, "Birda, Birda, Birda"
izany no hitondrana firenena, Birda foana!!...
tohiny
novalian'i essera ny 19/06/2009 09:09
andrywui
(
18/06/2009 18:03)
voaroaka tao @ ambasady gasy paris gtt vive hat tgv
araka ny vaovao nambaran'i bazylou ahy sur sms teo dia hoe azon'ny hat ihany ny ambasady gasy eto paris ,vivetgv ho ela velona anie ny fanjakana democratie
petsa eo fa ataovy moa e...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2009 21:54
andrywui
(
18/06/2009 17:35)
hongotanay tsy ho ela eo @ magro ny tim kamboty ray
dia tsy raharahanay sy fa hoavy indray ry sarla sy ny akolita hisafosaho ny tim eo @ magro petsa jiaby ny apela hanaovan'i sarla azy :* :* :* ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2009 21:57
xxx
(
18/06/2009 17:23)
GTT contre TGV
Gasy Tia Tanindrazana (GTT) contre Tena Gasy Vendrana (TGV)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2009 21:59
Noue
(
18/06/2009 17:05)
Monja Roindefo va démissionner (?) Tout va de mal en pis !
[size=70][color=blue][b]Selon une source bien placée à l'intérieur de la HAT, Monja Roindefo et éventuellement d'autres agents de la HAT vont bientôt démissionner de leurs postes. La source, sou...
tohiny
novalian'i ndenn ny 20/06/2009 11:55
xxx
(
18/06/2009 16:54)
Sao dia mba tokony ho i Andry RAJOELINA amin izay aza e!
Marc Ravalomanana participera au sommet extraordinaire des Chefs d’État et de Gouvernement de la SADC de ce samedi 20 juin 2009 à Johannesburg.
Fa ahoana ihany e ? Sao dia mba tokony ho i Rajoe...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2009 22:07
xxx
(
18/06/2009 16:28)
Yaourt sy ronono
Ny ronono dia mitondra otrikaina lehibe @ fahasalamany olombelona. Raha mbola teo ny TIKO dia mba afaka nihinana produits laitiers ihany ny olona satria na lafolafo aza dia azo nihoriranana satria avy...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2009 22:21
Noue
(
18/06/2009 13:56)
Saika hanao be loha indray ny FAT(Y) kanjo
aiza ve na inona na inona no olana misy dia hatramy ny vola avy no saika hanaovana be loha sady tsy mba misaina mahintsiny ireo FAT(Y) ireo !! kanjo inona ?? oainina be eee ! aiza re zany eee !!
[s...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2009 22:27
