hongotanay tsy ho ela eo @ magro ny tim kamboty ray

1. andrywui ( 18/06/2009 17:35)
dia tsy raharahanay sy fa hoavy indray ry sarla sy ny akolita hisafosaho ny tim eo @ magro petsa jiaby ny apela hanaovan'i sarla azy :* :* :*
novalian'i fijo ny 18/06/2009 21:57
2. xxx ( 18/06/2009 17:40)
izay izany ve no hireharehana, tsy mba hoe manaiky anay ny firenendrehetra na hoe nanome 2 milliards de Dollar ny BM sns ...

Izany ilay hoe mihaingo ambony tsikoko !
3. Noue ( 18/06/2009 18:25)
eisssyy aa oeee !!! :evil:
4. xxx ( 18/06/2009 19:27)
Noue : resaka jiolahimboto daholo zany akia a! ho hitandry ny hisorohany olona any TGV hiala any Mcar fa jereo ange e!!!!
5. fijo ( 18/06/2009 21:57)
de ataovy izay tianareo,fa tandremo sao nareo no hitsimbadika ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0451