Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zoam ( 17/06/2009 11:43)
tsy kivy izany izahay fa miady hatramin'ny farany
tsy kivy izany izahay ,mitohy hatrany ny tolona ,azo ny ambasady gasy a paris ary tsy hijanona hatreo akory fa mitohy hatramin'ny farany http://www.youtube.com/watch?v=j9xr5lxRugE ny but rehefa voa... tohiny
novalian'i Noue ny 17/06/2009 15:13
deric ( 17/06/2009 11:34)
andraso ny volan-kakafotra
Ela zay fa hatramin'ny nahenoana azy tany swazilande ka hatramin'izao dia tsianjery foana ny hoe "ho avy tsy hoela aho" nefa ambarak'androany mbola tsy... Lanona mampahia kilonga, efa ela ry zanaky d... tohiny
novalian'i halloween ny 17/06/2009 13:04
essera ( 17/06/2009 11:20)
Ho samborina mihaja ny GTT
http://www.lepost.fr/article/2009/06/17/1581242_obama-et-la-mouche.html#xtor=AL-235 atao mihajahaja ohatra ity no fisamborana ny GTT.... tohiny
novalian'i rodro ny 18/06/2009 12:27
nikah ( 17/06/2009 10:57)
mitady namana gasy any londres
Faly miarahaba antsika rehetra eto @ sera2 sy ny namana any Londres.Handalo any volana vitsivitsy ka mitady namana gasy ee! Dia misaotra mialoha indrindra.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 22/08/2009 12:53
xxx ( 17/06/2009 10:50)
Ho alefatsika lavitra ve ity raharaha ity e???
Ho an'ireo HAT,TGV,TIM sy ireo mpilalao politika eto M/car ary isika vahoaka. Ohatran'ny hita fa mitady raharaha tena henjana ireo mpilalao politika-tsika Gasy ireto. Mba voaheritreritr'izy ireo v... tohiny
novalian'i xxx ny 17/06/2009 15:55
penguin ( 17/06/2009 10:00)
Vonona hanampy ny miaramila avy any dilambato izahay
Matahotra ny olona sy vahoaka Malagasy ka tsy sahy milaza mivantana ny tena ao antsainy. Raha ny marina dia nalahelo ary tsy faly nohon'ny nafitsokin'ny CAPSAT ny maro an'isa saingy mangina satria tsy... tohiny
novalian'i rodro ny 18/06/2009 12:37
bazylou ( 17/06/2009 09:42)
voaendy tao daholo kle!! lool
Nosamborina teny amin’ny trano fonenany teny Tsimbazaza omaly tamin’ny 5 ora maraina ny Tale Jeneralin’ny Alma Atoa Razafimahefa Heriniaina ka rehefa avy nentina teny amin’ny tribonaly dia nai... tohiny
novalian'i xxx ny 17/06/2009 12:12
maeva74 ( 17/06/2009 09:29)
Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome maimaimpoana
Vao azoko androany maraina ity vavaka ity dia ho zaraiko amin' anareo namana koa , ka moramora amiko ny mizara azy eto toy izay hitady imail bedabe dia mazotoa daholo ary Vavaka ho anao androany ... tohiny
bazylou ( 17/06/2009 09:26)
dia faly sy mirehareha ve ianao ry gtt
satria mandany andro manao izao hetsika mamenatra sy mamorika rehtra izao ao amin'ny ambasady gasy etô paris. Faly koa ianareo ireo manao ady saritaka ohatra ny alika satria hoe miaro ny ara dalana. ... tohiny
novalian'i essera ny 17/06/2009 10:08
hery ( 17/06/2009 08:28)
Paris: Fay tao @ ambassade indray ny CAPSAT :-)
Vao maraina androany dia tonga tao amin'ny ambassade ny CAPSAT. Raikitra ny alerta dia nitontona tao koa ny GTT dia nangataka andry zareo hivoaka. Niakatra nefa ny CAPSAT (efa fombany io) dia avy hatr... tohiny
novalian'i booboo ny 18/06/2009 17:46
xxx ( 17/06/2009 08:27)
aiza i bazylou hilaza ny vaovao marina ao @ ambassady paris
Dia ity indray ny vaovao vao maraina ry mpiara-mitolona. Potika tanteraka ny capsat nalefa tao @ ambassade. Tsy hay hoe ahoana fa dia efa tao @ ambassade ireo miaramila nalefa avy any dago io mara... tohiny
novalian'i rohy ny 17/06/2009 12:42
essera ( 17/06/2009 07:47)
Io fa matimaty am France indray ???
Iza no naheno ilay fanentanana tao am Magro omaly. Nizesta indray fa nantsoin'ny Frantsay nilazana hoe tsy visite officielle no nandehanan'i Andry tany France farany. Tena efa mipôrna mihitsy ny lé... tohiny
novalian'i essera ny 17/06/2009 08:07
fritou ( 17/06/2009 07:18)
teny soa ao am OTV
tsy haiko ry reto nareo ra toa ahy fa itako tena mahafinaritra mitsy le toriteny ao isan'andro a! za alou mpino fjkm ary tena itako oe tena mitondra fifaliana sy fankaherezana fona le izy isan'andro ... tohiny
novalian'i niryna ny 18/06/2009 20:52
sakaymena ( 17/06/2009 06:19)
zay mitondra ps xxx ato de jiolamboto panararaotra politika
satria miafina ao ambadiky ny xxx mba ampisehoana ny toetran'alika notovoziny tany antranony ary io no sefon'ny pandroba sy panakorontana fa tarafiny xxx oentiny fa tsy an'asa ka koa tsis hatao de sas... tohiny
sitlo ( 17/06/2009 05:31)
tokony omena loka
Ity kosa angamba tokony omena loka fa nanana ny mony ngeza indrindra. :lol: [center][img]http://msp111.photobucket.com/albums/n121/xxsammieteexx/pimple.jpg[/img][/center] ... tohiny
andrywui ( 17/06/2009 02:38)
fetinao androany hofatsiarovana hindramiko ny...
samymahalala an'io hira io angamba rah mbola malagasy teraka sy lehibe tany dago an! hatreto zany d petsa elah ry mpaminany sandoka, d mitenena ndray elah zavatra hafa fa na tsy mandeha eto tsony aza ... tohiny
Ratoa ( 17/06/2009 00:08)
zaridaina nahantona na miantona
Salama jiaby betsaka izao ny olona miresaka "micro-jardins" na "jardins suspendus" karazana kesika mana-tongon-databatra, novelarana plastique na tuyau PVC vaventy tsotra izao na gony asiana tany dia... tohiny
raozigasy ( 16/06/2009 22:52)
Antsa an'onjam-peo no kalo
"Antsa an'onjam-peo no kalo" io no tetik'asa atolotra ny mpanoratra tononkalo malagasy rehetra tsy ankanavaka , ho fampiroboroboana ny kanto malagasy. ... tohiny
novalian'i pissoa ny 30/06/2009 09:03
Noue ( 16/06/2009 20:32)
Ho tonga eto Paris haka ny ambasady oe ??
dia variana ihany aho oe ho tonga eto Paris rajoelina haka de gré ou de force ny ambasady eto Paris . Nefa anie la frantsa est un État de droit eee! nga io azo hanaovana zay danin'ny kibony tahakiza... tohiny
novalian'i rohy ny 17/06/2009 13:36
sakaymena ( 16/06/2009 18:23)
hono hoa ry piondana isany oh
aza varina mifanilika eto isika fa isika rehetra diniho tsara ngeh rah tsy mitovy @ ataony R8 sy tgv ny ataontsika rehetra eto e?????????MAHAMENATR'OUL RY RETO AH marina moo hoy ah hoe OMEO NY VAHA O... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6627