fetinao androany hofatsiarovana hindramiko ny...

1. andrywui ( 17/06/2009 02:38)
samymahalala an'io hira io angamba rah mbola malagasy teraka sy lehibe tany dago an! hatreto zany d petsa elah ry mpaminany sandoka, d mitenena ndray elah zavatra hafa fa na tsy mandeha eto tsony aza izahay d miverina eto rehefa tonga ry léity ilay andro malaza a! KA AMBARAKO @ FOMBA OFISIALY IZANY FA D TELO VOLANA ANDROANY NY NITONDRAN'i ANDRY é!
aiza isika TGV é! aiza nare é! afaka mifaly isika fa diso ny vinavinan'i sefo é! mianatra ny fomba fanaon'ny dadany mivarotra abobo fotsiny i lery, kanefa vao sokafana ilay izy d kozy masisio be! ny antsika zalahy efa mitondra nandritra ny telo volana fa ny an'i lél...reo milaza fa ho avy @ sabotsy efa sabotsy firy anefa izay tsy mbola niverina p..y ihany, mpanakorontana tsy mahay miaina milaza hotia tanindrazana kanefa hita fa nitsetsitra ny malagasy!ny mpinounou moa d mbola manantena an'ilay lelah be ronono ihany!
zao vosambotra ilay mpiaramihinana taminy tao @ ALAMA ( An'i LAlao sy MArc)TAPITRA!!!!
répondu par benkintana le 17/06/2009 19:53
2. ravatorano ( 17/06/2009 05:26)
tongasoa i andrywui na dia efa nanao veloma finaritra aza !
d aiza zany letsy no hifety sy hirevy ah fa feno telo volana ny tatezamita ah
:wink:
3. xxx ( 17/06/2009 05:31)
zay no mahavoa anareo ry Andrywui, mila ady @ tsy misy dikany , manompa ankolaka , nefa rehefa voasakana be taraina ery !
fa na tsy mandeha eto tsony aza izahay
sady be fika nefa mbola ato ihany ! na i halloween aza ato foana isan'andro zao ! rehefa tsy tianareo fotsiny ny hatongavana eto dia aza miditra e ! dia rehefa tsy mazaka ny fahamarinana @ zava-miseho dia hajanony ny resaka politika ! dia hajanony ity taimbava !
4. ravatorano ( 17/06/2009 05:53)
:-D :-D :-D
5. RATOVOARY ( 17/06/2009 06:17)
Tsy andrin-draAndry mihitsy izay harainan'ny andro marina. Hisy lanonambe kosa zany kou! Fety be da fety be.
Ary f'angah moa tsy voasakana ny IP-ndry zareo mianakavy e! :-D :-D
zay no mahavoa anareo ry Andrywui, mila ady @ tsy misy dikany , manompa ankolaka , nefa rehefa voasakana be taraina ery !

Io aloha dia specialitén-lery io, ary aza azony @ haingony fotsiny fa dia maivoka mihitsy.
6. xxx ( 17/06/2009 07:29)
Tsy azo lavina kosa aloha fa betsaka ny TIM no lasa mpaminany tampoka tao aoriana kelin'ny fitsokana ohatry ny voalavo any afrika nataon'i Marc ireny.
Fa ny tena sefon'ny mpitory teny vilàna teto ka nilaza ny tenany ho mpaminany mihoatra ny mpaminany fahiny dia tsy iza izany fa Ing. hery izay fatatry ny be sy ny maro amin'ity anarana hoe: tsiky dia ampy.

Tsy vitan'izay fa mody novainy hoe 26 juin koa avy eo ny nolaziny nefa androany lé izy, nivadibadika ohatry ny bibilava izy teto.

Ka noho izany dia mieritrereta ianareo TIM fa tsy ianareo akory no manana ny monopole ny intelligence sy ny fahamarianana. Ary aza maminany intsony amin'ny manaraka fa ny faits rééls jerena.
7. essera ( 17/06/2009 07:49)
Mangataka prolongation ange rahery ho ao aorian'ny 26 juin.
8. ravalotgve ( 17/06/2009 07:57)
hihihi ary tonga ndray le akamandrasazy manisa andro

bezoro eeeeeeeeee bezoro bezoro

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
any @ cyber miaraka @ fianakams zany io an

manahoana ao @ i bebe sy dadabe sy dadatoa sy nenitoa sy nenifara sy dadafara ary ry general sy colonel sy ny sisa ao eee

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
matanjaka lery noho ny voasakana sasany

9. gasmlay ( 17/06/2009 08:58)
aiza le mpaminany sandoka klou mba ho jeren'ny kil eto eh!! :@ :@
10. benkintana ( 17/06/2009 19:53)
EFA ANY @ CYBER AO NY FIANAKAVIAN'I ANDRYWUI =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0495