aiza i bazylou hilaza ny vaovao marina ao @ ambassady paris

1. xxx ( 17/06/2009 08:27)
Dia ity indray ny vaovao vao maraina ry mpiara-mitolona.
Potika tanteraka ny capsat nalefa tao @ ambassade.
Tsy hay hoe ahoana fa dia efa tao @ ambassade ireo miaramila nalefa avy any dago io maraina io.
Teo @ 50 teo ho eo ny Vahoaka malagasy miaro ny ara-dalàna tonga hanafaka sy hiaro ny ambassade fa toa hoe tonga eto indray ilay mpanongam-panjakana iny hono.
Mody hoe ho any Gabon handevona an'i Omar Bongo no anton-diany nefa handroba ny ambassade no tetiny.
Fa dia ny vahoaka rey olona no nanafika ny miaramila ka dia potika tanteraka t@ izany ny tavan'ilay zandary niseho azy ho mafy be t@ mbola nihidy ny vavahady.
Voaroaka toy ny alika ireo miaramila.
Ny képi voahitsakitsaka @ tany.
Tsoriko fa niezaka tsy nikasi-tanana ny vahoaka fa ity zandary iray ity no be vava no sady nanomboka nikasi-tanana ka indro izy indray no potika.
Mitsanga ary mijoroa ry vahoaka fa efa ho tonga ny fahafahana.
Tohizo hatrany ny hetsika ho @ fiverenan'ny ara-dalàna sy ny fiverenan'i Filoha Ravalomanana.
Mbola ho avy ao @ site-n'ny GTT ny film sy ny sary ho an'izay tsy mino.
Hombantsika lalandava anie Andriamanitra.
Masina ny Tanindrazana.
novalian'i rohy ny 17/06/2009 12:42
2. xxx ( 17/06/2009 08:34)
i commandant charles mihitsy antsoina fa tsy tafa mihitsy e :-D :-D :-D
3. essera ( 17/06/2009 08:54)
50 teo ho eo ny Vahoaka malagasy

Matikambo be koa izany hoe vahoaka dimapolo. Mba niakatra kely ilay fito. :-D :-D
4. xxx ( 17/06/2009 08:57)
hoalainay ny ambasady dia maninona ca commence par ca et dago apres tu verras
5. hery ( 17/06/2009 09:02)
Ary ao anaty trano kely ao ry zalahy no mampiasa lacrymogène aiza no tsy ifoterany indray



Tsy any Dago tokoa


Mihainohaino any ivelany :-p


Satrok'i Commandant
6. essera ( 17/06/2009 09:03)
xxx.3:
hoalainay ny ambasady dia maninona ca commence par ca et dago apres tu verras

Tsy tanin'lah any araka ny voalazan'lah. Raha manak'ambo miverena eto madagasikara fa mbola milelaka b any fransa ian
7. zoam ( 17/06/2009 09:03)
:-D :-D :-D
8. essera ( 17/06/2009 09:11)
Asio betsabetsaka ilay sary raHery mba hanaovan'ny capsat WANTED le ekipanareo ireo. Ataovy bobabobaka mits.
9. zoam ( 17/06/2009 09:23)
tsara mihitsy nanaovan ry lerony capsaty hay resy raha vao tsy mitondra basy ,kely aina
10. essera ( 17/06/2009 09:27)
Ho raofina ts-1-1 reo GTT vahoaka b anaky 50 ireo fa kalam.

hi hi hi
11. zoam ( 17/06/2009 09:32)
30.000 a 3000 manifestants aza mahongana fanjakana ry essera ,jamais vue,ka izay 50 miandry ny ambasady ,aleo ataony gtt mahamay ao mihitsy, izao izany le hoe voaroaka mopera e ,misi2 ny toan'izao e ,asio video ho alefa eny amin'ny magro e :* :* :*
12. essera ( 17/06/2009 09:36)
Yé, ataovy video mits fa vao miha-milay. Hanonga-panjakana malagasy any France. hi hi hiiiiiiiiiiiiiii. Mety ve zan, otran'ny hafa2 be e. Hisy an'ilay ho tratran'ny sarika apandriana mantsy an rapatrié-na.

hilay izay kôzy izay a
13. zoam ( 17/06/2009 09:40)
tsy azoko ny tena tian elahy hatongavana ,mampalahelo be le fomba fisainana,iza no rapatrie na :-D :-D :-D
14. essera ( 17/06/2009 09:47)
GTT fa zay ko v d sarotra takarina e. Asehoy am zao ny fahaizan'dadan'lah any France. Tokony manao intervention any marin lery a... Fa maninona kosa aza no tsy poinsa tonga any. Nanenina be vava tam vava natao tam Frantsay.
15. zoam ( 17/06/2009 09:52)
izahay tsy pro ra8 fa tsy manaiky ny coup d'etat @ izao vanimpotoana izao ,tena mhamenatra
i mauritanie ,ve mbola mitovy sokajy amintsika :evil: :evil:
16. essera ( 17/06/2009 09:55)
Zah koa tsy pro-ra8 satria sady mpivavaka masirasira no mpanao jadona no mpanimba ny mpandraharaha, no mpanevateva ny malagasy mitovy aminy.
17. zoam ( 17/06/2009 09:56)
dia asio election libre dia vita e ,dia hoe iza marina no tena misy ny vahoaka :-D :-D :-D
18. ravalotgve ( 17/06/2009 10:00)
SAO DIA MBA VOALAKON NY GTT TAO KOA I BAZYLOU

SNIFF
TCHROUFFF

19. zoam ( 17/06/2009 10:01)
mahamenatra anie izany hoe maka fanjakana nefa betsaka ny tsy manaiky ny fitondrana entinao izany e,mitady reconnaissance etsy sy ero nefa tsy mahazo,aleo mifampiraharaha nefa matahotra mafy ny ho eny tsiafahy daholo dia miziriziry sy mandany andro sisa nefa hiala eo ihany e
20. essera ( 17/06/2009 10:01)
zoam:
dia asio election libre dia vita e ,dia hoe iza marina no tena misy ny vahoaka

Izay mits ka. Fidiko izay milatsaka eo AFA-TSY RAVALO raha tsy disqualifié.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0794