aiza i bazylou hilaza ny vaovao marina ao @ ambassady paris
22. essera
(
17/06/2009 11:33)
zoam:
betsaka ny tsy manaiky ny fitondrana
GTT + TIM + Ravalo.
Ny sisa efa kôpy wé tsy poinsa intsony Dada antsoina hiverina lava io fa am fampisehoana manaraka indray raha nanao répétition milay tsara.
23. xxx
(
17/06/2009 11:37)
izay no hiadivana ry essera tsy forcena ny olona aleo izy hiady ,i tgv vendrana be iny aza nahavita nanongana ka vao maika ny mpomba an'i dada ,ny vola misy ny aina matanjaka ny magro vao maika miha betsaka ny kil
24. rohy
(
17/06/2009 11:41)
tsy tafavoaka ntsony lesy io HAT ry bandy a.Jereo elah fa efa tsy mahita lazaina intsony fa mamaly fahoany fahoany fotsiny.
25. essera
(
17/06/2009 12:03)
rohy:
tsy tafavoaka ntsony lesy io HAT ry bandy a.Jereo elah fa efa tsy mahita lazaina intsony fa mamaly fahoany fahoany fotsiny.
Elah no vao tara no niditra fa ny bandy mahita ho lazaina foana.
izay no hiadivana ry essera tsy forcena ny olona aleo izy hiady ,i tgv vendrana be iny aza nahavita nanongana ka vao maika ny mpomba an'i dada ,ny vola misy ny aina matanjaka ny magro vao maika miha betsaka ny kil
Efa miha-tapahan'ny tgv ange ny ressource financière an'ilay empire. Ny any am banque suisse any apésaina s zé any ivelany. Mampalaelo le mpiasan'le groupe tiko. Mampahery ralah s ranabav fa i Dada ihany no nahatonga izao.
27. zoam
(
17/06/2009 12:10)
izahya ry essera tsy miraharaha an'izany an dem mbola hoany @ ambasady gasy ara raha mahazo capsaty aho omeko ny daka vody mihitsy mba ho fantany hoe tsy aty dago anie ity ry le tie ,basy iny no mba reharehany , :* :* :*
aty isika mitovy dia andaho hanao1 sy iray ao @ ambasady ao e ,hidina ny vavahady nefa avy eo carton rouge foana menatra aho @ le unie forme fa tsy misy valeur aty :* :* :*
aty isika mitovy dia andaho hanao1 sy iray ao @ ambasady ao e ,hidina ny vavahady nefa avy eo carton rouge foana menatra aho @ le unie forme fa tsy misy valeur aty :* :* :*
28. zoam
(
17/06/2009 12:20)
essera ny officiers capsaty tao ambasady gasy efa nifona mihitsy hoe handeha izahay fa aoka izay e selon 1temoins sur place ,i sarla s lylison indray alefa efa besaka ny miandry an'ireny aty hisafosafo azy =)) =)) =))
tongava hono fa safosafoanay gtt fotsiny hoe =)) =))
tongava hono fa safosafoanay gtt fotsiny hoe =)) =))
29. rohy
(
17/06/2009 12:42)
zany hono leitia a.Alefaso haingana i sarla hosafosafoin'ny oul .De ataovin'lisany tsara safosafo tsara fa vola be ny fraisn'ireo miala aty an. :@