Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 15/06/2009 12:29)
Hay moa ny anao hoe kilalao
Tsy tadidiko intsony na hiran'iza izy io na hiran'iza, fa efa elaela ihany, sendra reko t@ radio t@ maraina dia tadidiko ka mba nainka hangatahako raha sendra misy mahatadidy. Misy toy izao ny tonony ... tohiny
Noue ( 15/06/2009 11:40)
Questions simples à monsieur Rajoelina
(miala tsiny fa nindramiko tany ambadika tany izy ity satria tena nahalasa saina mafy ahy ka asa oe mba ahoana ny fahitanareo azy ??? [size=70][color=brown][b]- Pourquoi le retour de Ravalomanana v... tohiny
novalian'i Noue ny 16/06/2009 06:31
Baovola2 ( 15/06/2009 10:55)
Silamangany
Hono h'aho r'ireto, hainareo ve r'ireto hoe, inona ny silamangany @teny frantsay ? te-hihinana mafy aho fa tsy haiko akoriny ny paoziny aty ivelany aty dia mba ny anarany ohatra no itadiavana azy, ... tohiny
penguin ( 15/06/2009 10:48)
Lanim-bahoaka taiza moa i andry tgvendrana ?
Tsy olona lanim-bahoaka i andry tgvendrana noho izany tsy afaka mijoro ho mahalala ny hetahetam-bahoaka manontolo. Ny manao "Mada Raid" ary mitarika ny vahoaka tsy hiray hina fa hifanenjika no himasoa... tohiny
novalian'i penguin ny 16/06/2009 14:11
sakaymena ( 15/06/2009 08:37)
aoka mba ho safidy madio@zay hatreto
rah azo atao de tokony ho foanana na hapidirina @ lalana manakery am tany sy ny fanjakana malagasy ty fizarana na fanomezana tapa-mofo oentina hividianana ny safidy ny vahoaka ity @zay de ho hita eo t... tohiny
novalian'i sakaymena ny 15/06/2009 20:45
Noue ( 15/06/2009 06:54)
Rajoelina fustige les négociations
:-D :-D :-D :-D :-D :-D dia any Menabe Morondava no mitaraina :-D :-D :-D [b]Il promet 20 tonnes de riz à revendre à un prix d’Ar 500 le kilo, 2 500 litres d’huile.[/b] [b]Andry ... tohiny
ngahypasy ( 14/06/2009 21:43)
Iza izany andrywui mila hanalàna devoly zany
Mnatona ahy ianao anaka ,dia aoka ny ratsy retra ho lasa lasa any :-D :-D :-D ... tohiny
cyril ( 14/06/2009 15:36)
Namaky politikan'i andrywui aho teo
Politika an'i andrywui Ary elah leity toa nikotaba be omaly nefa mbola tsy teo akory i penguin sy pikatti Rediredy zany an ,de manao izay ho afany tokoa fa de nihomezan'olona teto fotsiny Andraso... tohiny
Rajakoo ( 14/06/2009 15:27)
AMNISTIE HO AN'NY REHETRA????
Tadiavin-dry zalahy avoka daholo ny gadralava ny 26 Jiona ho avy izao Voapotitra zany ny TGV satria io no bouclier sy monnaie de change dry zalahy mba tsy hikotabain-dry MAGRO isany,diso paika... tohiny
xxx ( 14/06/2009 15:21)
Tsy milamina ny tanàna
Efa manatona ny 26 jiona fa tsisy fifanarahana azo niraisana ny momban'ny atao rehetra,porofo izany fa ny mpitondra dia tsy miraharaha ny fahaleovan-tena intsony... tohiny
novalian'i xxx ny 14/06/2009 20:15
hery ( 14/06/2009 08:58)
Ny olona AFAKA no manangan-tsaina 26 jiona
Maninona moa no tokony tsy hanangana saina eny an-davarangana amin'ny 26 jiona? Tsotra ny valiny. Satria tsy AFAKA indray ny Malagasy. Satria niverina ho zana-tany indray, ary tsy mba hoe zanatanin'ol... tohiny
novalian'i Noue ny 15/06/2009 19:29
bazylou ( 14/06/2009 08:43)
fa naninona i le8 no nesorin'Andriamanitra teo
amin'ny sezany ?? satria nanota fady izy sy nangalatra izy. :wink: :wink: :wink: ... tohiny
novalian'i booboo ny 15/06/2009 09:55
TEGEVE ( 14/06/2009 07:27)
Tapitra ny contrat @ capsat
Anaka isany Izaho aloha de tsy mahalala intsony ny zava-misy mahazo ny vahoaka Malagasy na voky na noana na mijaly na finaritra, Ny fantako de zao tsisy manaiky ahy izao ny ato @ foibe,ry zareo ca... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/06/2009 14:59
pikatti ( 14/06/2009 07:22)
DADANY ZANY PRIVER-NA SERASERA IZANY
Vitan'i andrywui ny manendrikendrika ny vady aman-janany sy ny mamabeny sy ny dadabeny nampiasa nyn ordinateur(IP) tao an-tranony de nanaops " general"fa i lery hono tany @ province de portable no nam... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/06/2009 14:54
bazylou ( 13/06/2009 19:40)
solution virus foza orana
Salu Ce sont des apprentis ki font chi*** ki ont élaboré ce virus mais ils malmènent les anti virus car ils savent pas comment faire ,si l'antivirus le supprime il fo reparer le registre donc il va... tohiny
bazylou ( 13/06/2009 19:33)
atsangano ny saina amin'ny 26 06 09
raha tianao i MAda. FA raha tianao ny ho andevon'i le8 sy ny nofinofiny dia adabohy ny saina fa saina usa, sy maizina apotra satria izany no tian'ireo milaza azy ho mpanaradalana. :wink: :wink: ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/06/2009 19:28
diamondra27 ( 13/06/2009 18:54)
Barak Obama am 4 juillet 2009
Somary hivoaka kely ny resaka politika gasy isika fa hitodika kely ho any am be kintana. Toa hoe 64% hoe ny pourcentage-ny am fankasitrahana azy eo am fitondrana am peuple amerikana nandritra zay nah... tohiny
andrywui ( 13/06/2009 17:50)
MANAO VELOMA NY OLONA REHETRA TO AHO ZANY
RAHA TSY NILAMINA TAMIN'I GENERAL IANAO MANINONA ARY TSY NY PS NY NO NESORINA FA TSY NY IP NAY ATO ATRANO !! SAMY HAFA PS ZAHAY FA IRAY IP !! Tsy olana fa rehefa tsy tianao ho eto intsony ny tenan... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2009 07:47
xxx ( 13/06/2009 16:33)
Tsy aleo ve mba manala kely sy manaraka film !
Tsy aleo ve mba manala kely sy manaraka film ! (l) (l) ao @ sokajy " fitiavana " dia misy film milaibe dia manasa nareo mpilalao politika aloha hanalana azy kely fa tena manja ny ao an! sady be kil b... tohiny
novalian'i xxx ny 13/06/2009 18:36
hery ( 13/06/2009 15:44)
hivetso indray fa mangingina ny politika :-)
Mangingina ny politika? Aleo hangina any... ny tena mpanao politika dia ny miady amin'ny sisiny sy ny manao actions. Koa andao ary hi-vetso indray. Ao amin'ny [url]http://vetso.serasera.org[/url] dia... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3569