Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fahandresena
(
11/06/2009 21:49)
Mpandaiga , mpanely tsaho , mpamorina ny tsy misy no 8
Mpandainga be ireto tim zanak'i dada tsy hiverina intsony ireto,mpanelitsaho ary mpanitatra , mamorona fotsiny , izany ve no hitondrana firenena ????
Tsy hi verina i dadanareo ary ny T G V nandresy...
tohiny
novalian'i essera ny 12/06/2009 12:13
xxx
(
11/06/2009 20:26)
Tonga ny President ny Repoblika Malagasy RAVALOMANANA Marc
AmerikaMalagasy izao no fenitra
omany @ izay ny SainamPirenena Malagasy hanaovantsika 26 juin 2009 miaraka @ tena Filoha Malagasy RAVALOMANANA
Mitsangana ry tanora
;-)
;-)
;-) ...
tohiny
novalian'i essera ny 12/06/2009 12:19
miarilala
(
11/06/2009 20:24)
Mitady tonon-kira
salama jiaby
Mba mangataka tonon-kiran'ny Nantenaina : Tambitamby, Ririna
Misaotra mialoha...
tohiny
Noue
(
11/06/2009 18:14)
Un grand point d’interrogation (?) sur l’arrét du site TopMa
[b]Un grand point d’interrogation (?) sur l’arrét du site TopMada[/b] io no mba site tena afahana manaraka vaovao nefa dia zao nisynigafy zao ee!!
[size=70][color=brown][b]Ceux qui suivent de...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 20:34
ntss
(
11/06/2009 17:05)
O ry osy mainty ô aiza ian ra bain e
Ataovy tonga eo ny comesa n'ny lisany ry osimainty fa zahay de vonona hanao volontaire mitsy hitam-basy.
Sady zao no conseil ko aminareo e
Tsisy tolona mandresy ao anatin'ny fahendrena sy ara-dalana...
tohiny
novalian'i essera ny 12/06/2009 14:06
xxx
(
11/06/2009 15:54)
tratra i chirac
kobon'i bernadette chirac mba nifrapy sipa e
http://fr.news.yahoo.com/50/20090611/tcu-chirac-grill-par-bernadette-en-plein-7630f86.html
jereo fa misy video e ambany eo mazava tsara an le film...
tohiny
novalian'i essera ny 12/06/2009 14:17
Noue
(
11/06/2009 15:03)
Tsy azoko oa fa maninona no mandainga foana ?
Tena tsy azoko mahintsiny ity lainga ataon'ny HAT ity ee ! Fa maninona no sesefana lainga tahakizao foana ny olona ee ??
[size=70][color=brown][b]Ny Hasina Andriamanjato affirme que c’est lui qui...
tohiny
novalian'i essera ny 12/06/2009 14:08
hery
(
11/06/2009 11:53)
Miakatra eny Ambohijatovo ny mpitaky ny ara-dalàna
Lasa izao...
tohiny
novalian'i essera ny 12/06/2009 14:16
xxx
(
11/06/2009 11:38)
Tsy hamela anareo irery ary iaraka ho faty @ nareo!
Nefa dia efa tavela irery ny TIM ary ilay mpandainga dia mbola tsy maty. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/06/2009 01:39
xxx
(
11/06/2009 11:38)
Rado ilay fitiavako fahiny
Mbola i XXX ihany no mitantara aminareo ity tantara ity , mialatsiny raha tsy milaza ny anarako aho fa mino aho fa ho fantatrareo tsy ho ela aho.
Tulear ilay faritanin' ny atsimon' ny Nosy, tany no n...
tohiny
novalian'i lilyrose ny 03/07/2009 08:28
penguin
(
11/06/2009 10:33)
Az miala, insister-hou foana,mivoraka ny lohan'ny tgvendrana
Hahaha, aza miala izany ry mpandala ny ara-dà lana fa tomory hatrany satria mivoraka ihany ny lohan'ny tgvendrana. Lazao ho tonga sy tsy tonga eo dia aleo hivezivezy hiandry eran'ny sisin-tany eny @'n...
tohiny
novalian'i mihitsy ny 12/06/2009 09:35
xxx
(
11/06/2009 09:17)
tena tia ahy ve iz?
Za mo vao haingana iany no niditra teto @ ty site ty. Mba mangataka toro-hevitrareo tapaka s namana, izarana ny alahelo s n hafaliana. Mis bandy zay, tena tiako iz fa iz ts aiko oe tia ahy ve sa ef m...
tohiny
novalian'i bhen ny 12/08/2009 00:33
bazylou
(
11/06/2009 09:10)
ka na hiinsiste in 10000000 aza le8
izahay tsy hanome!! :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/06/2009 10:20
xxx
(
11/06/2009 08:57)
Te hino zah fa eeeeee! (resaka GTT)
Raha tanindrazana tokoa no tian'ireto GTT ireto fa tsy loko-politika dia mahalasa saina ihany. Fa mba taiza daholy ary ry zareo hatramin'izay e???? Efa ela ihany mantsy ity gasikarantsika ity no mank...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/06/2009 11:11
kidoropamba
(
11/06/2009 08:56)
Aza omena bozaka intsony ny GTT azafady e
Izao no vokany raha mahazo bozaka ny GTT. Na dia efa be be taona dia mbola tena mi ouah ouah ouah be mihitsy e.
Ajanony amin'izay io fanomezana bozaka ny ray amandreny io fa tsy mety e:
http://ww...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 12/06/2009 07:35
flaindros
(
11/06/2009 08:07)
misy ndray hono zany virus "foza orana" zany e
Slt daholo ny namana rehetra!
Misy olana ny PC ko;tsy misy miseho ny "icone" eo @ bureau;tsy azo "parmètrer"-na ny "bureau"-ko;tapatapaka fôna ny hira rehefa mihaino aho;sns....
Ny hevitrareo mika...
tohiny
novalian'i nilex ny 16/06/2009 09:53
penguin
(
11/06/2009 06:05)
TGVendrana: MIFANIPAKEVITRA i OLALA sy NYHasina. TGVENDRANA
Nijoro ary nilaza ho saropiaro tamin'ny ezaka sy famoan-tena nataony hatramin'ny 2002 i OLALA ary sahy nilaza koa fa maro ny mpikambana ao @ HAT no efa taty aoriana vao hita na mpijapy train no filaza...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/06/2009 20:31
Bazily
(
11/06/2009 05:56)
Samy milaza azy ho lohany ve reto e?
Manomboka miseho tsikelikely ny tsy fifankazahoan-kevitra ao @ HAT ao.
Efa mihamibaribary fa tsy dia compétant loatra ireo nantsoina sasany fa noho ilay hoe mpiara-nitolona fotsiny dia omeko seza ka...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/06/2009 20:34
bazylou
(
10/06/2009 23:53)
gtt battu!!!
"""""je reviens de là -bas. J’avoue qu’on a été un peu mal organisé aujourd’hui.
Je reconnais, ils y sont entrés et isika indray ity no tsy tafiditra.
Plus clairement, je ne sais pas dâ€...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/06/2009 20:38
bazylou
(
10/06/2009 23:32)
gazety latribune anio 10 06 09
io gazety io anio dia nanao interview an'i Benja RAZAFIMAHALEO. Lava be le resaka fa fitiniko.
gros titre ity an!!! "" MADAGASCAR, nous avons besoin actuellement de 100 millions de dollars d'aide bud...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/06/2009 01:59
