Az miala, insister-hou foana,mivoraka ny lohan'ny tgvendrana

1. penguin ( 11/06/2009 10:33)
Hahaha, aza miala izany ry mpandala ny ara-dàlana fa tomory hatrany satria mivoraka ihany ny lohan'ny tgvendrana. Lazao ho tonga sy tsy tonga eo dia aleo hivezivezy hiandry eran'ny sisin-tany eny @'ny miaramila tgvendrana eo. =)) =)) =))
novalian'i mihitsy ny 12/06/2009 09:35
2. xxx ( 11/06/2009 11:15)
tena marina izany ry pinguin ! aleo mivory ao @ Magro foana isika na hiverina na tsia i dada. Mbola tsy lany anie ilay saosy azo nandritry ny 7 taona e! :-D :-D :-D
3. tsiafoi1 ( 11/06/2009 11:37)

Ka lazon'ady io e, 9mois aza vita t@'ny 2002..., vao manomboka izy io, aiza izy rehefa ritra ny loharano, miapanapan'ny hetaheta daolo de misarangotra etsy eroa. Ny légalistes izao efa vita entraînement fa ny parasy mipitika no handrazona etsy sy eroa hitady hokaikerina.
4. xxx ( 11/06/2009 11:45)
Ka lazon'ady io e, 9mois aza vita t@'ny 2002..

Izany hoe hiezaka hi-battre record indray izany ny TIM raha ny fijery azy??? ataovy 12 mois indray @ity fa efa talentanareo io. Faly be izahay spekta mijery anareo ohatran'ny azaon-javatra ao @ Magro ao, vas y! vas y!, go! go! Alefa leroa!!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. Noue ( 11/06/2009 15:08)
tsisy miala eo zany koa eee ! raha tsy miverina ny ara-dalàna !
6. fijo ( 11/06/2009 20:22)
tsytafa le tgv e,na ny mpomba azy taloha aza izao mivadika daholo.zafy sy ratsiraka izao ef amivadika aminy.
7. xxx ( 11/06/2009 20:55)
tsisy miala eo rasta
8. fijo ( 11/06/2009 20:58)
ary izy samy izy ao koa anie hifanipaka sy hifamono ao ny hiafarany e.
9. penguin ( 12/06/2009 05:51)
tgvendrana tsy mahavita inoninona fa manambitamby ny tarika teo aloha no mba ataony. Ary lasa aiza moa izao ty firenena entin'ny tgvendrana fa izao miitsoka izao ? Aza miala na tsisy CAPSAT aza fa ny firaisan-kina sy ny ara-dàlana tohizo. Mila mipitika ny parasin'alika miakatra aman'olona. HIHIHIHIHI
10. Noue ( 12/06/2009 06:00)
fa kosa !! misy farany avokoa ny natao !!
11. sakaymena ( 12/06/2009 07:11)
i xxx hany no ten mpanao politika ato am ty sera2 ty fa mhay manao tanalahy satri zany mitsy ny politika e mody mifanipaka nefa piray petsaptsa de fanina eo ny lohanareo fa ny fizarana vola iarahana @ mande ny fizarana gateau;
12. mihitsy ( 12/06/2009 09:35)
Noue:

fa kosa !! misy farany avokoa ny natao !!



mampime ahy enao: hay fantatrao ihany zany? efa nisy farany zany ny nataon'le ra8? hahaha
valifingika koa moa fingika hoy enao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.093