tena tia ahy ve iz?

1. xxx ( 11/06/2009 09:17)
Za mo vao haingana iany no niditra teto @ ty site ty. Mba mangataka toro-hevitrareo tapaka s namana, izarana ny alahelo s n hafaliana. Mis bandy zay, tena tiako iz fa iz ts aiko oe tia ahy ve sa ef manana ny olon tiany, vaka ny saiko mandinika anzany. 5 volana no nifankalalanay tany dago, satria nanofa trano teo akain dry zareo za t@zany. Raha ny fahitako az toa tia ahy zany iz saingy toa matahotra angamb, ts sahy milaza amiko sao za ef manana na ko ts T hampirafy fef manana ny azy iz. 10 volana zay n nahatongavako mianatra eto italie, nasaiko nanatitra ahy teny ivato iz saingy ts afaka hono fa hanao projet(stage) mbola mianatra ihany ko mats iz, toa itako nis alahelo niserana iany teny aminy t@ lay fotoana nilazako fa ande za.
Malahelo azy mafy mits za aty toa vao maika nitombo ny fitiavako azy na de sarahan'ny ranomasina mivalapatra s elanelan tany aza izahay. Iz mo ts de miconnect matetika eto fa indraindray iany. Matetika toa otran tia ahy zany ny fahalalako az, ndrai2 anef toa otran efa manana, miantso azy za , ts de miresaka firy iz nef m- bip ahy foana maraina s hariva. De ts aiko be zany matetika aza iz milaza ref sendra tafaona eto zahay fa malaelo be ahy foana hono iz. Za ts te hiteny mialoha oe za TIA ANAO, matahotra za saod iz efa manana. Zany no olako ka mangataka aminao raha mis azonao aroso, dia misaotra mialoha e!
novalian'i bhen ny 12/08/2009 00:33
2. tess ( 11/06/2009 09:45)
ka rehefa tsy sur am lay resaka fitiavanY maninona raha hadaboka fa mankarary andoha fotsiny e! atovy tsara ny fianarana aloha......
3. ni81 ( 11/06/2009 09:52)
milaza aminao eny ihany izy rehefa tia e!
4. mmmhh ( 11/06/2009 12:23)
tsy mahamenatra akory ry xxx ny manontany we efa manambady ve enao, na we misy olona angah miaraka aminao,

tsy mahamenatra mintsy zany,

sady tsy aleo maontany sao diso fanantenana eo, sady harary an-doha @ zany eo fotsiny enao hisalasala ny @ zany fa anontanio izy,

rah eny, mionona
rah tsia, anjaranao mahita ny tohiny
5. linahh ( 11/06/2009 12:38)
mmmhh:

tsy mahamenatra akory ry xxx ny manontany we efa manambady ve enao, na we misy olona angah miaraka aminao,

tsy mahamenatra mintsy zany,

sady tsy aleo maontany sao diso fanantenana eo, sady harary an-doha @ zany eo fotsiny enao hisalasala ny @ zany fa anontanio izy,

rah eny, mionona
rah tsia, anjaranao mahita ny tohiny



Za ts sahy miteny azy, saingy raha ny fahalalako az araka ny firesany de ef mis miaraka aminy angamba, saing mampijaly az io kala io nef tiany .
6. maryline ( 11/06/2009 13:49)
hay ve i Linahh izany no xxx mpandefa inona no mahamenatra e! :?:
7. xxx ( 11/06/2009 14:03)
maryline:
hay ve i Linahh izany no xxx mpandefa inona no mahamenatra e!
Adinony ny niafina tao @ xxx :lol:
Linahh> Efa misy fifandraisana matetika ihany ianareo. Asehoy azy hatrany aloha fa misy fitiavanao mitempo ho azy ao aminao. Porofoy aminy amin'ny resakareo fa mametsovetso azy foana ianao; mihevitra nyaminy koa. Any aoriana ve tsy ho tsapany eny ihany fa tia azy ianao, mety mba hitodika ihany ny sainy.
8. Papoose ( 11/06/2009 15:39)
xxx, alaivo mora aloha!!! jereo daholo ny opportunités mandalo....ny italians anie betsaka no mahavoa e! :^) raha milaza tsy ho tia afa-tsy gasy ndray dia misy gasy koa any :D

de zao koa, ny elanelan-tany, aza atao maha-ketraka e! le fifandaozana vao maika mi-inciter alahelo sy le vao misaraka iny fa rehefa mihazatra ny tsy mifankahita dia adino tsikelikely ihany!

fa itovizako hvt @ tess le hoe ataovy tchara aloha ny fianarana dia manaova tourisme be faran'izay zokiny hampifalifaliana tena!!! :)
9. linahh ( 12/06/2009 06:40)
Misaotra betsaka anareo namana nanoro hevitra e! Tena namana tokoa ianareo.
10. Papoose ( 12/06/2009 13:34)
xxx=linahh veu :?:
11. ainaheri ( 15/06/2009 14:15)
Tsy azoko ilay resaka;moa ve nareo efa nifamboraka fitiavana?? Maninona no mampijaly tena?? Enao zany tonga @ ilay fitenenana hoe :maniry manitra ohatra ny alika miambozon-koditra(sanatria tsy alika akory ianao fa fomba fiteny)Ny tiako tenenina dia;teneno aminy ny hetahetanao,dia ho hitanao eo ny tohiny ,satria sarotra ny haminavina ny fitiavan'oul,za kou zao mety hametraka izany fanontaniana zany nefa za tsy sahy mamboraka ny fitiavako @ ilay oul akory...................
D maztou ee
12. RavakaN ( 04/07/2009 08:45)
Slt!matetik iren kof sar-kenatr iren ti fa entin faasarotan-kenatr d ts sah mlaz,anontanio iz oe mb impir malael anao iz!ra mar mioatran'ny1000 d ti anao iz zan!ts maadis anao mits ny manontan az mb aatong ny ftiavanao ts o ketreka,ts d maamenetr ko ane ny mlaz oe TI ANAO ZA e!ref itanao sy azonao antok oe ti anao iz,andramo alo le fanontaniana e!is maer ny 1000 mants masin @any,jereo ane fa ra mioatr d ti ana ilay oln e!saing az avela mandaing iz,maerez eee!!!!!!!!!!d laisse ton coeur parle (l) :lol: :lol: :lol: az avla resiny taotr e!
13. bhen ( 12/08/2009 00:33)
Matetika ny bandy, rehefa tena tsara ny sipa dia somary sahirana izy amboraka ny fitiavany ilay sipa, ts sarok'enatra izy raha ny fieritreretako azy fa matahoatra fotsn sao ts maazak anao, noho izany ny vaha-olana itako satria za bandy mtovy @lery dia, tokony enao no maneo fitiavana @nazy izany hoe ny zvtr ataonao dia tokony ampy ahafatarany fa tinao izy, ts sarotra mantsy @zay ny itoriany fitiavana @nao. :} :-* maerez e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3738