Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Ticks
(
12/06/2009 15:38)
ts tafiditra tchat mihintsy
fa manin za ref miditra karajia dia lazain fon fa Disconnected from IRC (type /reconnect to connect again)
dé averiko idirana foana fa e e e! :evil: ...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/06/2009 16:48
xxx
(
12/06/2009 14:42)
Mangataka information
Marina ve hoe mihidy hatramin'ny 22 juin ny ambassade gasy paris?????
Nisy zavatra nampanamboariko tao mantsy (maika) dia amin'ny herinandro zah no tokony haka ilay izy.
Misatra mialoha....
tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 19:51
mibalika
(
12/06/2009 14:40)
Ô ramiramila ô...
mijery ireto andiana miaramila mitondra basy sy casque"tsara tarehy " aho d mahatsiaro ny hiran'ny Mahaleo,
d lasa ny saiko ary raha tsy mitondra ireny basy reny v ianareo d sahy hizesta toa izao?
M...
tohiny
novalian'i sakaymena ny 12/06/2009 20:50
Bazily
(
12/06/2009 13:42)
Miketrika ady ve no atao sa fitakiana e!
Tsy iraisako atidoha @ TIM kosa aloha raha ady no ketrehina fa tsy fitakiana ny ara-dalàna e! Ao amin'ny site-TIM ao misy resaka mandreraka be ndraindray fa toa fanomankomana ady, vono sns no hita ao...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 19:57
essera
(
12/06/2009 13:40)
Tena sur ve raHery fa tsy miandany ity site ity
Tena sur ve Rahery fa site tsy miandany ity ?...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/06/2009 04:11
zandikely
(
12/06/2009 13:16)
Air Bus A330-A340: PAS SÉCURITAIRES?
Air France a connu en 2008 plusieurs incidents, qualifiés de "graves" par des pilotes, liés aux sondes de mesure de vitesse sur des A330-A340, mais les enquéteurs comme la compagnie française on...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 08/07/2009 04:17
bazylou
(
12/06/2009 13:04)
le8 and co mpandainga
Madagascar : il y a une justice, tout de méme
N’en déplaise à ces fameux GTT et leurs coups fumeux, Marc Ravalomanana vient d’étre condamné par contumace à quatre ans de prison plus 70 m...
tohiny
novalian'i Noue ny 12/06/2009 14:21
halloween
(
12/06/2009 12:54)
Tena resy lahatra aho fa tena tsy ho avy i Dada
Zany raha nisy resaka tao am dinika teny am Carlton intsony ny momba an'i Dada. Miova fijery am zay reto a, akoho maniry nify no andrasantsika rah izao no fandehany....
tohiny
novalian'i xxx ny 13/06/2009 05:03
ifiona
(
12/06/2009 12:42)
fa nankaiza daholo ny forumers politika fa toa mangingina
efa nanomboka omaly no tsy dia be mpandray anjara!
aiza dahol ooooo...
tohiny
novalian'i Noue ny 12/06/2009 14:32
nyonja
(
12/06/2009 11:41)
Matahotra fifidianan i TGV de manakana ani Ra8
Matahotra fifidianana i TGV de atao avokoa ny fika rehetra tsy hahafahan-dravalo milatsaka sy miverina. Aona toko mo izy no tsy hitady ny fika rehetra koa jereo ireny olona bobaka be milahatra an-da...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 12/06/2009 20:46
xxx
(
12/06/2009 09:24)
tonga ny fotoana ,ho avy tsy ho ela ny 26juin
mitsangna ka masahia ry zatovo
http://www.youtube.com/watch?v=QRhg-Ioik8c
mahereza tohizo ny tolona efa kely sisa ...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/06/2009 04:53
ravatorano
(
12/06/2009 08:37)
kaka sy cristiano ronaldo any real de madrid indray
Kitra – Cristiano Ronaldo
Mpilalao lafo vidy indrindra
Ela ny ela ka hiala ao amin’ny klioban’ny Manchester United ilay kintan’ny baolina kitra, portioge, Cristiano...
tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 11:22
sitlo
(
12/06/2009 07:38)
final nba
Tsy tokony mba hisy carton rouge ve amin'ny basket? Tamin'ny lalao faharoa Kobe efa nanao sauve panier be fa efa tokon'ny resin'ny Magic tsara.
Dia tandroany koa ni-sauve panier daholo ny Lakers. Fan...
tohiny
novalian'i Papoose ny 15/06/2009 16:30
Noue
(
12/06/2009 05:48)
Fanambarana nataon'miaramila mpanara-dalà na
efa nisy dinika nataoko teto oe [b]manomboka miseho ny tsy fankasitrahan'ny , miaramila sns ??[/b]
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a2f8ce87aef5
dia mba henoy kely ity voala...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 20:25
penguin
(
12/06/2009 05:43)
Samy namono olona hoy Lékaséra, Amnistie ho an'ny rehetra
Malahelo mafy mihintsy ry tia tena tgvendrana satria mijoro daholo ny ankolafiny maro ary manaiky fa samy namono olona sy nahavita ratsy koa ahoana no misy omena Amnistie ary misy tsy izy ? Miezaka ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 20:15
Tazana
(
12/06/2009 04:00)
Masoivohontsika
Misy zavatra tsikaritro ka asa raha nisy nahatsapa koa: ny masoivohontsika toa tsy manana information ampy na mal informé mihitsy aza ka tsy fantatra tsony hoe aiza ary no haka fanazavana.
Ohatra il...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 04/07/2009 22:05
ravalotgve
(
11/06/2009 23:15)
tsy manisa intsony ra wiwi
aiza le isa farany ra wiwi amizao
sniff
tchroufff
...
tohiny
novalian'i essera ny 12/06/2009 11:56
bazylou
(
11/06/2009 23:14)
ny cable optique manome internetnareo
aza mbola frantsay no manome azy!!!! aiza le usa ??,
pauvre gasy gtt lany bala!!!!!!! :-D :-D :-D tongava ho ano any mahamasina raha milay fa tsy aty no miwawawa eo!!...
tohiny
novalian'i bazylou ny 12/06/2009 20:43
ravalotgve
(
11/06/2009 22:39)
tsy mbola misy mahatsiaro diso ve???
tsy mbola misy mahatsiaro diso ve sa aleo odiana fanina na dia tgv na tim aza mba mahaiza neutre sao tratran ny mahazo fananana de tsy mahavita kandra tsony
100.000 euro pour faire un site pro pu...
tohiny
novalian'i essera ny 12/06/2009 11:31
bazylou
(
11/06/2009 22:32)
ireo gtt, sy milaza azy ho mpanaradalana ireo dia le olona
- manaiky ny hanompo an'i le8 mandrapahafatiny.
- manaiky ny hitohizan'ilay rova kely eny imerikasinina.
- manaiky ny tikoisation'i Madagasikara.ka tsy misy hafa tsy le8 ihany no mahazo sy afaka man...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 20:31
