Fanambarana nataon'miaramila mpanara-dalàna

1. Noue ( 12/06/2009 05:48)
efa nisy dinika nataoko teto oe manomboka miseho ny tsy fankasitrahan'ny , miaramila sns ??
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a2f8ce87aef5

dia mba henoy kely ity voalaza tao @ radio ity

http://ti1ca.com/qfpdejco-fazat11juin2009-fazat11juin2009.mp3.html
novalian'i fijo ny 12/06/2009 20:25
2. penguin ( 12/06/2009 05:56)
Tsy izay mahery fihetsika sy mahasahy midongy sy manao barofo ihany no miaramila Malagasy. Aleo hijoro ny mpanara-dàlana fa izany no zahavin'ny firenena. Aleo hipitika ny tgvendrana parasin'alika.
3. Noue ( 12/06/2009 05:59)
ka ny hat mihevitra fa noho ireo capsat voavidiny vola dia hanaraka azy daholo ny sisa ?? eissyyy aa oee ! tena mbola tsy hainy koa angamba ny dikan'oe ara-dalàna !!
4. ravatorano ( 12/06/2009 07:09)
fa ny maagaga ahy dia izao maninona no tsy sahy mitonona avy hatrany hoe izahay ireto dia miaramila mbola miaro "ny ara-dalana" sy ny fitondrana entin'i Ravalomanana lanin'ny vahoaka tamin'ny salan'isa 52%.
Toy ny nataon ireo kolonely anakiroa izay niara voasambotra tamin'i Manandafy ireny sa miaramila saro-kenatra na mbola te hiafina ka tsy mahasahy mijoro araky ny teny nataony tany amin'ireny ivotoerana nampiofanana nannampianarana azy ireny dia ny "ho an'ny tanindrazan" hatrany ary mandrakizay !
5. xxx ( 12/06/2009 08:47)
ravatorano:

fa ny maagaga ahy dia izao maninona no tsy sahy mitonona avy hatrany hoe izahay ireto dia miaramila mbola miaro "ny ara-dalana" sy ny fitondrana entin'i Ravalomanana lanin'ny vahoaka tamin'ny salan'isa 52%.
Toy ny nataon ireo kolonely anakiroa izay niara voasambotra tamin'i Manandafy ireny sa miaramila saro-kenatra na mbola te hiafina ka tsy mahasahy mijoro araky ny teny nataony tany amin'ireny ivotoerana nampiofanana nannampianarana azy ireny dia ny "ho an'ny tanindrazan" hatrany ary mandrakizay !


Mamy ny miaina ravato a, eo anatrehan'ny basy dia vitsy ihany no manana "cran" milaza hoe TSIA .

Eritrereto hoe ianao no ambanana basy :-(

6. Noue ( 12/06/2009 10:39)
ravatorano:
fa ny maagaga ahy dia izao maninona no tsy sahy mitonona avy hatrany hoe izahay ireto dia miaramila mbola miaro "ny ara-dalana"
mamy ny aina ry Ravatorano aa ! efa hitanao hatrizay fa zay sahy mba miseho @ maha izy azy dia voasambotra avokoa! voagadra, voahorihory ny fiainakaviany ! Fa mino aho fa mbola ho avy io fotoana io ary tsisy hisarontava zany intsony


7. essera ( 12/06/2009 11:24)
Ô ry Noue a, naninona no tsy sahy niteny ry zareo ary hoe izahay mpanara-dalàna fa tsy mila an'i andry tgv eo am fitondrana. Solidarité n-ny miaramila io fa tsy hoe : NY MIARAMILA MPANARA-DALANA. Izao mantsy, rehefa hitan'i Noue fa metimety am eritreriny d mpanara-dalàna.

8. Noue ( 12/06/2009 12:46)
dia tsy nohenohin'lah zany ilay voalaza ao @ io jereo eto io leisy aa ! radio anie io fa tsy oe zay metimety @ heritreritro eee ! nga zaho no namorona na nanao io emission io ??
9. essera ( 12/06/2009 13:48)
Yé, raha radio io d fatatr elah tsara v lti wé i Andry TGV teo nipetraka teo ambony seza ary niteny hoe hanampy mihitsy aho mba tsy ho fitaovana ianareo. Ahoana ? Nandeha tam tv plus mantsy io fa raha radio mety mbola feo fotsin no enon lah. Kôp elah ???
10. Noue ( 12/06/2009 14:42)
O l'tia essera a ! raha mihaino radio kosa ve elah dia ho hitan'lah eo oe iza marina zany mikozy zany aa ! Ary raha mpiasan'ny radio kosa aza leisy no manao compte rendu dia ahoana ozy elah ?
11. fijo ( 12/06/2009 20:25)
za manokana dia tsy mankasitraka fanambarana miafina toa ireny.raha tena sahy sy mijoro amin'ny maha miaramila azy dia tokony hijoro sy hiseo ho itan'ny olona,fa izao fihetsika izao no mahatonga ny olona hinohino foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1807