final nba

1. sitlo ( 12/06/2009 07:38)
Tsy tokony mba hisy carton rouge ve amin'ny basket? Tamin'ny lalao faharoa Kobe efa nanao sauve panier be fa efa tokon'ny resin'ny Magic tsara.
Dia tandroany koa ni-sauve panier daholo ny Lakers. Fantatry ry zareo fa tsy dia mahay a tirer ilay Magic dia manenjika faute no lahasany.
novalian'i Papoose ny 15/06/2009 16:30
2. ravatorano ( 12/06/2009 08:41)
efa samy manana ny fitsipika less io ra sitlo ah fa za aloha maka lakers foana e ! reveko zalah ireo kah !
3. xxx ( 12/06/2009 11:27)
Misy tokoa ny carton rouge amin'ny basket ka! faute anti-sportive no anarany. Ary any amin-dry zareo amerikana mihitsy no mampiasa io lalàna io. Zany hoe rehefa manao faute anti-sportive anakiroa ny joueur iray mandritra ilay match dia voaroka hiala ny terrain. Ny FIBA indray ary no tsy mampiatra io lalàna.
4. sitlo ( 12/06/2009 14:46)
Tsy arako indray izany. Fa izany hoe carton jaune izany no misy.

Fa jereo ange ity eh: http://www.youtube.com/watch?v=3dEQ_xYDBOg&feature=channel_page
eo amin'ny 4:06 amin'ny youtube fa 12 segondra alohan'ny iafaran'ny lalao. Tokony tsy nahazo nanao prolongation Kobe raha izaho no nandinika.
Patiny fotsiny io fa ny antijeux nataon'ny lakers tamin'io tsy nandeha tamin'ny youtube.
Niafara tamin'ny gidraka moa ny lalao.
5. Papoose ( 12/06/2009 15:24)
nga niafara t@ gidraka??? teo @ 1st sy 2nd quarter ihany no nojereko....fa na izany na tsy zany taktika filalao daholo io, ka ny carton rougen'ny mpilalao dia fouled out koa tokony inona ndray moa!

fa le arbitres omaly koa aloha bonbo beeee, hitako maromaro ihany ny calls na fautes nefa tsy tokony ho fautes, dia hitako tsy naverina ralenti ny sarin'ilay izy mba hijerena azy marina hoe tena faute mitombina!
6. sitlo ( 12/06/2009 16:21)
Ka iny in-5 vao mivoaka.

Ilay Magic tsy dia mahavoa ny LA raha ny traikefa no jerena. Fa na dia izany kosa aza mba tokony hilalao madio ry zareo. Jereo Zidane, na favoris, MVP aza mbola mahazo carton rouge ihany.
Fa ilay NBA, ny MVP ohatra ny andriamanitra kely tsy azo kianina izany.
7. xxx ( 12/06/2009 16:33)
sitlo:
Ka iny in-5 vao mivoaka.

Ilay Magic tsy dia mahavoa ny LA raha ny traikefa no jerena. Fa na dia izany kosa aza mba tokony hilalao madio ry zareo. Jereo Zidane, na favoris, MVP aza mbola mahazo carton rouge ihany.
Fa ilay NBA, ny MVP ohatra ny andriamanitra kely tsy azo kianina izany.


Tsy mitovy ka. Misy ny faute tsotra, zany hoe in-5 enao vao mivoaka. Fa misy ny faute anti-sportive, in-2 dia mivoaka.
8. Papoose ( 12/06/2009 20:07)
6 personal fouls ny an'ny NBA fa tsy dimy!

za ndray mahita hoe mahavoa ny mazika @ traikefany rehefa manao defense tsara sy manao offense tsara... jereo zao le omaly iny...betsaka ny points azon'i howard fa tsy mety ho takatry gasol mintsy, manana elements tsara koa ry zalah e fa tsy hoe i dwight rery no tena miasa mafy be eo!!!

ny lakers rehefa tena jerena, kobe ihany no tena sompitra koa rehefa manaonao jumpshots ratés maromaro zay izy tataka be scores, fisher tato ho ato tsy de namokatra, farmar namiratra t@ games teo aloha, bench! i gasol sy i odom koa rehefa hanao fautes zay de raofina! sns! ariza sy bynum tsy hita be ihany!
9. sitlo ( 15/06/2009 03:06)
Arahabaina aloha izany ravatorano sy papoose koa!
10. Papoose ( 15/06/2009 16:30)
YAYYYYYYYYYYY, vita ny baolina, ketsa ny mazika! vao maika koa mampalahelo raha ho voaroaka ny coach :(

misaotra stil a :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2853