Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
sakaymena
(
16/06/2009 06:15)
nahoana kay ny pitondra fanjakan no mitongy seza?
isika vahoaka matetika de oentim-po be fahatany ndray2 fa ny tena marian isika ihany ngeh no sady atao tohatra,tohanaina,fitaovapiadian'reo panao politika ireo.
iza marina ary no tena manapotika an'i...
suite
répondu par halloween le 16/06/2009 07:34
penguin
(
16/06/2009 05:51)
Frantsay lasa alavitra fa ireo ataony kilalao no vendrana
Efa ela aho no nampahatsiahy fa tsy vizana akory ny Frantsay ary tsy afaka apetraka hilahatra amin'ny Firenena osa dia osa. Ny resaka lazaina kosa dia na lasa alavitra aza ry zareo tsy hain'ireo izay ...
suite
répondu par penguin le 16/06/2009 10:54
bazylou
(
16/06/2009 04:52)
de hikombaka amin'ny frantsay izany an!!???
""Explosion chez Leader Price : une personne est entrée pour déposer l’engin. A sa sortie, la bombe a explosé, projetant plusieurs clous autour de la déflagration principale. - 15/06/0920h30Une ...
suite
répondu par xxx le 16/06/2009 10:59
essera
(
16/06/2009 04:44)
J - 1 anio
Tadidio ilay resaka fa i Andrywui nafaran'i Dada hanao vacances any aminy....
suite
répondu par essera le 16/06/2009 13:39
benkintana
(
16/06/2009 04:24)
MPANISA ANDRO HA HA HA! NIVADIKA MPAMPIADY FOKO HA HA HA
Lany tao @ fanisana andro i andrywui dia zao mampiady foko zao sisa no mba hany hery hainy hatao
Zavatra tsy han'elah anefa fa tsy mandaitra zany na hivovoh mafy ao elah aza
Zany foana no antaon'ire...
suite
répondu par xxx le 16/06/2009 14:20
halloween
(
16/06/2009 03:43)
fikasana hanaovana genosida
mivazavaza ny very seza fa matahotra ny fiverenan'i lé8 ny TGV, ny tsy takatry ny lohan'ny mpiondana anefa d ny resaka mandeha any ambony any na d efa nolazain'i Ndafy ihany aza fa misy fikasana hand...
suite
répondu par xxx le 16/06/2009 17:41
vale
(
15/06/2009 23:30)
TA MAIN by Gregoire!
Manahoana ô,
efa nataoko lohateny io ilay tononkira angatahako aminareo"Ta main" an'i Grégoire: sao dia mba misy afaka manana an'izy io Ooo! dia misaotra mialoha indrindra !
...
suite
répondu par fahamarinana le 16/06/2009 13:15
itaramasoandro
(
15/06/2009 21:48)
finoana sy fanjakana
lasa lavitra ny eritreritra mandinika ny zavamisy eto an-toerana hatrizay ka hatrizao raha fehezina @ teny vitsivitsy ny fifampitahana :
- jiona 2009: asandratra ho olontsambatra L. Rafiringa, kato...
suite
répondu par itaramasoandro le 16/06/2009 17:25
itaramasoandro
(
15/06/2009 21:47)
manintona ny saina...
lasa lavitra ny eritreritra mandinika ny zavamisy eto an-toerana hatrizay ka hatrizao raha fehezina @ teny vitsivitsy ny fifampitahana :
- jiona 2009: asandratra ho olontsambatra L. Rafiringa, kato...
suite
répondu par itaramasoandro le 21/06/2009 18:16
niryna
(
15/06/2009 20:51)
Sao mba misy manana ity hira ity e
Efa notadiaviko tao amin'ny dailymotion ihany ilay izy saingy efa ela no nandeha dia tsy nivoka intsony.Raha mba manana ny tonony sy ny video anie hianareo dia mba omeo ahy e
Tsy dia aiko tsara ilay ...
suite
répondu par niryna le 17/06/2009 20:56
ni81
(
15/06/2009 20:14)
Inona no filaza ireo toetra roa ireo?
Mba lasa ny saiko mandinika ny olona manao toy izao:
Ilay olona voalohany dia tsy mety miala @ karazana fiara vita japoney, modely efa tranainy, ary na handehanany any @ 600km aza no ahazoany io kara...
suite
répondu par ikaretsaka le 25/06/2009 00:12
Noue
(
15/06/2009 19:35)
Fa inona marina no tena hatahoran'rajoelina ?
mahagaga ihany manko fa tena tora-kovitra anie rajoelina eee ! aiza ve ka hatramy vao naheno fotsiny izy oe ho avy i Lalao Ravalomanana avy dia naka peécautions faran'zay henjana !! alefa any moronda...
suite
répondu par halloween le 16/06/2009 05:50
booboo
(
15/06/2009 19:21)
rononon-dreny
Hono ho'aho, inona avy kay ny sakafo manampy @ lactation ? Efa misotro tisane zà fa ny sakafo mihitsy no tena tiako ho fantatra. Tsy mahazaka voanjo sy noix noix ireny ny zana-booboo...
Misaotra...
suite
répondu par Baovola2 le 05/08/2009 15:10
angotiko
(
15/06/2009 16:34)
fa nakaiza?? fa misy inona?? toa tsy misy re?? fa variana v
Miarahaba antsika rehetra
Fa manotany tena aho we toa tsy misy fihaonana intsony, toa tsy misy asa sosialy intsony, toa tsy misy vakansy intsony, toa tsy misy hita intsony???
Tsy efa akaiky ve ny vo...
suite
répondu par Mimifali le 29/07/2009 12:05
bazylou
(
15/06/2009 14:37)
mipotra iana ry ka lalao raha tonga marina!!
Lalao Ravalomanana à Antananarivo
15-06-2009| Écrit par nr et rc
La question s’est posée avec persistance depuis quelques jours. Les militants ainsi que les partisans du chef de l’Eta...
suite
répondu par benkintana le 15/06/2009 22:20
bazylou
(
15/06/2009 14:02)
moa ve tsy halatra sy fandrahonana no nahalany an'i le8
teo ary nafahany nijanona teo 7 taona??, tsy lazaina fotsiny ireny halatra etsy sy eroa ireny tamin'ny fifidianana!! tsy misy Malagasy afaka milaza an'iny hoe ara dalana iny!! saingy ny merina no mil...
suite
répondu par reeves le 16/06/2009 11:32
essera
(
15/06/2009 13:43)
Tsirin-kevitra ho fanatsarana ny serasera
Maninona moa ry zalah raha ovaina hoe TOPMADA ity site ity. D mba miavaka tsara i Noue, Penguin, Ifiona, cyril, Mirananirina. I Hery no atao Redacteur en chef. Efa gôdraka be izy ao fa tsy mahavoaka ...
suite
répondu par hery le 16/06/2009 07:27
xxx
(
15/06/2009 13:28)
cire sy épilation maillot
Salama daolo ô! Nisy nanoro izay hoa fanaovana cire (siramamy sy tantely ary ranom-boasary makirana) fa tsy haiko na mety ny nanaovako ny ahy na tsia, fa tantely 1 sotro kely, siramamy 1 sotrokely ar...
suite
répondu par xxx le 31/07/2009 13:34
xxx
(
15/06/2009 12:57)
Tsikera ara-drariny an'ireto GTT
Ny GTT dia taranaka colabo na colabo mbola velona fa ny nify sisa tavela.
Nefa izao toa mimenomenona hoe tsy tia ny frantsay nandray azy. Ny frantsay ihany koa no mamelona ny vady aman-janany ary koa...
suite
répondu par benkintana le 15/06/2009 21:22
general
(
15/06/2009 12:47)
jereo anie etsy ambany etsy e! de sainan'ny Italiana ve !
De ny sainan'ny Italianina ve no maha fiere anao ka apetaka eo amin'ny numero anao? sao de manivaiva le fiandrianana malagasy sy ny mahaizy azy ny serasera io fanindrahindrana ny sainan'ny firenena ha...
suite
répondu par benkintana le 15/06/2009 22:13
