rononon-dreny

1. booboo ( 15/06/2009 19:21)
Hono ho'aho, inona avy kay ny sakafo manampy @ lactation ? Efa misotro tisane zà fa ny sakafo mihitsy no tena tiako ho fantatra. Tsy mahazaka voanjo sy noix noix ireny ny zana-booboo...

Misaotra bobaka izay afaka mamaly.
novalian'i Baovola2 ny 05/08/2009 15:10
2. hery ( 15/06/2009 19:57)
Teny @ pharmacie ny anay no nanontaniana dia nisy comprimé nomeny nohanina nandritra ny 100 andro fa tena lasa fontaine indray :-) Fa mila misakafo be an. Iny tsinona manova ny sakafo ho ronono fotsiny.

Sinon, mila mihinana sakafo be be ranony, lasopy sns. Ilay tisane ohatra ny tsy dia ok ka. Aleo aza rano fotsiny. Raha tsy hoe tisane de fenouille.
3. tywa68 ( 15/06/2009 20:03)
Booboo : ndàna aloha any @ pharmacie fa tena misy complément azo raisina any : zany hoe rhf ny zazakely mihitsy no tsy misitona fa efa mihinan-javatra hafa d tsy miakatra loatra intsony ny ronono : misotroa rano be d matoria maka repos tsara koa fa ireny be soucis ireny koa tsy mampiakatra azy :wink: :-* :-*
4. xxx ( 16/06/2009 03:50)
Saosety ! Mety misy antony morphologique :-D :-D :-D

Tsy ilay sakafon'ny olona mbola mifana ireny ve izany ?
:lol:
5. mirana5 ( 16/06/2009 09:24)
MISOTROA ROM-PATSA E IO NO NOMEN'DRY BEBE NY TARANANY MAMPIFANA REHETRA E!

MAZOTOA!
6. ni81 ( 16/06/2009 09:52)
Saosety ! Mety misy antony morphologique
sosety io tokoa be mpilaza sady toa misy aty @ gde surface ireny.

7. xxx ( 16/06/2009 12:50)
labiera
dia io fanafody lazain'i hery io koa fa tsary tadidiko tsotry ilay anarany
8. booboo ( 16/06/2009 15:26)
Ilay labiera efa nanandrana zà fa tena tsy tiako ny tsirony fa merci xxx na izany aza a !

Nitady sôsety anay t@ atoandro teo, nahita ny toro-hevitra tato fa tsisy aty @ gs misy anay ! merci klou

Ilay patsa ry Mirana5 raha izao no hanafatra ela vao ho tonga nefa tokony hataoko malaky² ihany izay hampitombo kokoa ny ronono.

Efa tany @ farmasia dia enga anie ka handaitra fa tena malahelo be zà raha hampiditra biberon na petits pots zao sahady. Merci nanoro ho any @ farmasia. Harerahana no nahatonga ny lactation-ko nihena.





9. pseudo38 ( 16/06/2009 16:37)
Salut,
Déjà que tu allaites ton bébé c'est déjà une très une bonne chose.
Je ne suis pas en mesure de te dire ce qu'il faut manger.
Plutôt ce qu'il ne faut pas faire :
- Fumer.
- Boire de l'alcool et voire du soda.
Bisous à vous
10. ni81 ( 16/06/2009 16:55)
Booboo a! eny @ magazay sinoa misy patsakely!
11. Baovola2 ( 19/06/2009 13:19)
efa mety tsara daholo ireo torohevitra rehetra ireo fa ny aza adino foana dia ilay zaza no mila misintona matetika, ezaho atohoka eo foana ny vavany fa mila mandefa signal any @hormones tompon'andraikitra izy hoe, mila miproduire bebe kokoa zareo ... aza adino koa ny misotro rano iray vera be isaky ny avy mampinono, na rano tsotra aza dia mety fa tsy voatery tisane

Mirary soa :D
12. booboo ( 22/06/2009 20:48)
Efa manomboka miverina misy nono @ izay fa merci hatrany ô
13. ikaretsaka ( 22/06/2009 20:53)
booboo:

Ilay labiera efa nanandrana zà fa tena tsy tiako ny tsirony fa merci xxx na izany aza a !











Tapohy limonady eeee atao fresh...

14. ikaretsaka ( 25/06/2009 15:46)
Fa manararaotra manontany ihany fa ity indray ho an'ny be ronono le sintomina @ tire lait ireny...
Ankoatran'ny hoe omena ny zaza sy sotroin-drams sy nariana ve de efa nisy t@ nareo nanandrana namadika azy ho sakafo hafa? Yaourt ohatra na fromage na dobera na atapoka @ cafe sns?

Ronono io manko ko
15. booboo ( 26/06/2009 14:39)
bwèèèè ...eritrereto hoe avy nihinana truc salé dia somary salé bizarre izay ny nono dia izay no hatapoka @ dité. re-bwèèèèèèèèèèèè
16. ikaretsaka ( 26/06/2009 23:35)
Ben misy mandona mofo dipaina (salE) ao anaty ronono (mamy) ry booboo an
17. booboo ( 27/06/2009 16:05)
fa ny tsiron'ny rononon-dreny ange ka tsy mitovy @ tsirona ronona omby na rononona mammifères hafa e ! na samy ronono aza ...
18. Lejoba ( 08/07/2009 11:19)
matoria tsara, araraoty rehefa matory ny zaza.
dia ataovy be liquide ny fiainana : misotro rano betsaka, lasopy, karazana potages rehetra, ron'akoho ka sasao madio tsara ny sakamalaho ka aza voasana, ronono, jus de fruits
aza hadinoina ny souces de calciums rehetra raha tsy te ho potika ny nify
19. Lejoba ( 08/07/2009 11:21)
ika> atero any @ banque de lait fa aza manao eritreritra
20. ari.malala ( 16/07/2009 13:30)
ikaretsaka:

Fa manararaotra manontany ihany fa ity indray ho an'ny be ronono le sintomina @ tire lait ireny...
Ankoatran'ny hoe omena ny zaza sy sotroin-drams sy nariana ve de efa nisy t@ nareo nanandrana namadika azy ho sakafo hafa? Yaourt ohatra na fromage na dobera na atapoka @ cafe sns?

Ronono io manko ko



t@ zà nampinono ny zanako voalohany d zà be ronono be, de mampinono azy @ nono havia ah ohatra d mandotso very fotsiny le nono havanana, d notatazana hoe sitrany ahay afaka haniny @ fotoana hafa na toy izany, kinanjo adinodinon'i neninay izy io hoe nonoko no tao anaty kaopy, d notampohiny café, fa lazainy fa tsara aloha, fa nony nahalala izy hoe nonoko anie d lazainy ndray fa hafahafa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0879