de hikombaka amin'ny frantsay izany an!!???

1. bazylou ( 16/06/2009 04:52)
""Explosion chez Leader Price : une personne est entrée pour déposer l’engin. A sa sortie, la bombe a explosé, projetant plusieurs clous autour de la déflagration principale. - 15/06/0920h30Une bombe artisanale a explosé cet après midi au Leader Price à Tanjombato. Aucun blessé. - ""

sao dia diso toerana ary tsy misy fandinihana le mandrora mitsilany e!!!

lehilahy ialahy isany raha maharesy frantsay eto!!! :-D :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 16/06/2009 10:59
2. essera ( 16/06/2009 05:06)
tena marina v lti io rabazylou. mis rasila fona mantsy eo am devant leader price efa hatramin'ny nanombohan'ny crise.
Raha marina mantsy izany io d nivadika ho arabo mpanao vy very ny ainy indray ny tsy tia frantsay.
Iza marina alou zany tsy tia frantsay izany ???

3. halloween ( 16/06/2009 05:22)
essera:

Raha marina mantsy izany io d nivadika ho arabo mpanao vy very ny ainy indray ny tsy tia frantsay.
Iza marina alou zany tsy tia frantsay izany ???



ka efa hita fa marina io d efa lazain'i Oay nareo fa ny mpanompo olona tsy maintsy miafara any @ fanaovana kamikazy, efa azo zao ny renseignement fa hisy hanao ceinture explosiva mintsy atsy ho atsy entina hanankorontanana ny vahoaka, mbola tsy ampy an'i lé..n'ireo anie ny efa nandoavan'ny vahoaka anazy t@ nahatongavan'ireny barbozy ireny teo @ 13 mai é! hita mihintsy fa tsy fitiavana ny tanindrazana sy ny vahoaka no mahamaika anazy fa ny fitiavan-tseza sy fitiavankarena tsa mamely é! TAPITRA!!!!

4. Noue ( 16/06/2009 06:26)
dia alohan'ny hilazana oe iza no nanao an'io dia hasio porofo fa sao variana manendrikendrika olona eo indray eee :^) :^) :^) :^) :^)
5. sakaymena ( 16/06/2009 07:01)
iza no sahy milaza fa tsy tia seza ary r8 e?fa amiko i madagascar antsika malagasy koa tsika malagasy aza tsis na de iray mahay nitantana ny harenatsika fa niakindoha lav @ voalavo fotsy ary reo ntsy mirevy frantsy reo no tena nitsotsoka sy nitaty rakena tany ko tsy nisy ho tsohina koa t@ sarkozy de lagy.
aiza re ny toky nomendra8 fahiny eee hadinonareo ngah reny hatramin ny hoe hoezahina samy hanana fiara tsi1 ray ny isn-tokatranoeeeeeeeeeeee
hasondrotra ny farim-piaina ny vahoaka eeeeeeeee inona no teo
rava trano sy very fananana ny nanana fiara aza nivarotra ny azy hohon'ny tsy fisiana
de lasa ny zanaka ndramalagasy mandeha mizaka ny tsy eran'ny aina manompoi ny arabo tsy fidiny na tsy foiny aza ny tani ndrazany; ary tsy vitsy no migoka ny mangidy.
tsoriko aminao fa tao anatin' ny 2 taona farany teo 3OOOny gasy nakany liban araky ny salan'isa azonay manao sorona ny ainy ny90%n'reo ankizy reo nohon'ny tsy fisian'ny asa
de lazao hoe noh tgv ko zany;efa nopotehina i madagaskar ary efa potika tanteraka tsys fika aloh anatin 'ity 10 taona hoavy ty na de mahay magic aza i dada de tsys clé fa rava
6. mihitsy ( 16/06/2009 08:46)
Noue:

dia alohan'ny hilazana oe iza no nanao an'io dia hasio porofo fa sao variana manendrikendrika olona eo indray eee :^) :^) :^) :^) :^)



toa mahana e!
7. halloween ( 16/06/2009 09:24)
sakaymena:

efa nopotehina i madagaskar ary efa potika tanteraka tsys fika aloh anatin 'ity 10 taona hoavy ty na de mahay magic aza i dada de tsys clé fa rava

tsisy dadadadap... miverina izany intsony eo é! io resaka vevavy mandeha any liban io efa tena bizina ataondry lerony, d mampalahelo anie ny ankizy é! d zany tsy hitandry tsisy saina fa faly fotsiny fahanana aorta sy abobo!


8. bazylou ( 16/06/2009 10:15)
ka le izy anie ry zalahy atavezina kely aloha vaoa lefa e!! sao tsy misy kila any liban ko!!looooool =)) =)) =))
9. xxx ( 16/06/2009 10:59)
ireny ve letia no fifanarahana nifanaovana t@ arabo a??? hoe ampenaro anay le fanaovanareo fampihorohorona ??? tena tsy alehany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0566