MPANISA ANDRO HA HA HA! NIVADIKA MPAMPIADY FOKO HA HA HA

1. benkintana ( 16/06/2009 04:24)
Lany tao @ fanisana andro i andrywui dia zao mampiady foko zao sisa no mba hany hery hainy hatao
Zavatra tsy han'elah anefa fa tsy mandaitra zany na hivovoh mafy ao elah aza
Zany foana no antaon'ireo mpiondana refa tsisy hambara ,
FEHINY :
Mangina refa tsy tafa fa tsy mirediredy eo,
De miverina refa tony tsara ny fo,fantatro tsara ny sazy nahazo anao nohon'ny fandikana fitsipika saingy tsy maintsy zakaina izany fa aza diso fanantenana :-D :-D
novalian'i xxx ny 16/06/2009 14:20
2. essera ( 16/06/2009 04:50)
Kamokamo hanoratra i Essera anio d mba manampy an'i Benkintana.
:-D :-D

tody ihany ilay fanisana andro i andrywui dia zao mampiady foko zao sisa benkintana :-D :-D


Zavatra tsy han'benkintana anefa fa tsy mandaitra zany na hivovoh mafy ao aza ny ao am magro. :-D :-D

Zany foana no antaon'ireo mpiondana an'i Dada refa tsisy hambara,

FEHINY :
Mangina refa tsy tafa Dada fa tsy mirediredy eo,

De miverina refa tony tsara ny fo, fantatro tsara ny sazy nahazo an'i Dada nohon'ny fandikana fitsipika saingy tsy maintsy zakaina izany fa aza diso fanantenana.

:-D :-D :-D :-D

Mampamangy les andrywui


:-D :-D :-D :-D
3. halloween ( 16/06/2009 05:30)
elah ry bekin.. efa lazaina fa dadan'elah no tena mpiatsy adypoko eto, kanefa kely aina, eo ndray elah d milaza fa zahay no mandrangitra adypoko kanefa jereo fa aty frantsa sy ao Tana ihany sisa no misy mivorivory lélé d jereo ireo GTT ireo olona avy aiza ireo jereo Goth avy aiza fa zao refa kelyaina leity d aza bevava a! tsisy resaka fihavanana malama izany eo, mody fihavanana sy fivavahana vazavazain'elah isany kanefa milaza fa hampiditra miaramila!nemportekoi shhhhhhhhhh TAPITRA!!!
4. xxx ( 16/06/2009 14:20)
Aiza no dia tapitra sahady lesy ,mbola manomboka ny resaka fa aza gaga ,ny manetsabe mbola ho avy e =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5531