Fa inona marina no tena hatahoran'rajoelina ?
1. Noue
(
15/06/2009 19:35)
mahagaga ihany manko fa tena tora-kovitra anie rajoelina eee ! aiza ve ka hatramy vao naheno fotsiny izy oe ho avy i Lalao Ravalomanana avy dia naka peécautions faran'zay henjana !! alefa any morondava firy moa ny isan'ny tank nalefa any ?? Sru le pied de guerre ny tafika ao ivato , tatatataina @ olona oe raha vao mahita zavatra hafa avy dia hilazao sns !! zany ny aina ka te hanao eo !!
matahotra mafy an'i Lalao
matahotra mafy an'Ravalomanana
matahotra mafy an'i ratsiraka
fa inona marina no hatahorany eee ?? satria ve raha tonga i Lalao na Ravalomanana dia hipoaka ny marina rehetra momba ny fitifirana teny ambotsirohitra ?? quoi qu'il en soit, tsy maintsy mipoaka io na ho ela na ho aingana !
Tokony maka aina tsara aloha dans le calme rajoelina fa ho mafy ity anjoha raha toa ka>>>>>>>>

novalian'i halloween ny 16/06/2009 05:50
2. locl
(
15/06/2009 19:47)
Mba hahavita inona eo moa ireo tafika vendrana ireo rah toa tonga tokoa ry Rav8 e!
Ka inona no hakaina aina eo, ny fanangonana vola izao no hataony haingana satria efa mikaonty andro izy @ fialàny
Ka inona no hakaina aina eo, ny fanangonana vola izao no hataony haingana satria efa mikaonty andro izy @ fialàny
3. xxx
(
15/06/2009 20:41)
Tsy hisy ary tsy misy tokony hatahoran-dRajoelina afa-tsy ny hotakin'izay nifanaraka aminy ny fahatafità'ny asa nanirahana azy hatramin'ny farany.
Raha vao ny tari-dRatsiraka no hiseho amin'ny fomba ôfisialy de hahintsany tahaka ny vovoka niraikitra t@ tongony Rajoelina ary tonga @ fitenenana hoe"kaikerin'ny amboakely tiana" ka tsy afaka hamaly.

4. locl
(
15/06/2009 21:01)
Mety tsy dia ho izy koa no tena ao ambadik'izao tahotra fa ohatrin'ny efa mahazatra ihany e! Izy no miseho direct eo fa ny ao @ coulisse olona hafa.
Mety marina ihany ny hoe raha ny equipes Deba dia hahintsany mora foana, nefa koa ny equipe Deba matahotra equipe Rav8 dia mifankatahotra eo e! Ny equipe Rav8 mbola tsy eo ny kapiteny ka izany no anakanana azy satria izy no favoris 2 lafiny rehetra

5. sakaymena
(
15/06/2009 21:02)
tsys natahoran rajoelina any reo f angah ry R8mianakavy efa nivadika biby fa ratsy zany rah to ka atahorana
ianao io zao matahotra dahalo de i andry ko mba mailo am mety ho dahalony ko
ianao io zao matahotra dahalo de i andry ko mba mailo am mety ho dahalony ko
6. benkintana
(
15/06/2009 21:24)
refa tsy lanim-bahoaka de zao mividy feom-bahoaka izao sisa no ataony eny @ faritra eny ,maty aho marina fa tsyb ho lasa ty ry tgv a
7. ravalotgve
(
15/06/2009 21:53)
tokony hovidian i lery ihany aloha ny tafika maromaro an
sniff
tchroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
ravalo josa angamba manana basy be ko
sniff
tchroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
ravalo josa angamba manana basy be ko
9. ravalotgve
(
15/06/2009 22:49)
maka ao @ banky foibe tsihifina tsara tsy hiterabola ao ve ny vahoaka
sniff
tchroufff
:^) :^) :^)
sniff
tchroufff
:^) :^) :^)
10. zandikely
(
15/06/2009 23:25)
Tsy misy matahotra an'i RAVALOMANANA velively e! Teo aza izy nandositra, raha mahasahy izy maninona no tsy nijanona teo. Izao mirediredy hitondra mpampandry tany e. Efa ela nahenona ny vato bevohoka, nefa tsy mety teraka. Rediredy fotsiny ny sisa e.
11. halloween
(
16/06/2009 03:34)
locl:
Mba hahavita inona eo moa ireo tafika vendrana ireo rah toa tonga tokoa ry Rav8 e!
Ka inona no hakaina aina eo, ny fanangonana vola izao no hataony haingana satria efa mikaonty andro izy @ fialàny
hita mintsy elah hoe andevon'i lé8 mba jereo ny sary ao @ sobika fa ny mafy ady izay nolazain'lisany hoe fozaorana indray izao no mameno ny arabe miaraka @ TIM satria ny madio lamba efa mahatakatra fa tsy tafa ny resaka abobo, lazain'elah tsy nahavita ninna ny miaramila kanefa d ny miaramila no naka ny fahefana t@ lé8 d iny izy nitsoaka iny, d raha tsapanlisany fa tsy hahavita ninn tokoa ny tafika malagasy inn mbola andrasanlisany fa tsy miditra d iarahana mahita eto ny zavatra mitranga, ny antony tsy hitiavan'i TGV hiverenan'i lé8 d tsotra "MBA TSY HISIAN'NY SAKOROKA" ary mba hisorohana ny genosida handrimpahana ny merina, ka raha tena tia tanindrazana sy mitsinjo ny merina ny patron'lisany d tokony hajanony @ izay ty fivarotana abobo ity! fa raha mahasaha d midira leroa a!
12. benkintana
(
16/06/2009 04:18)
Tsy mitoùbina na dia kely aza ny resak'elah ry andrywui
Afaka mamorona elah refa tsy any ntsony é
Darohiko eo elah :twisted: :twisted:
Afaka mamorona elah refa tsy any ntsony é
Darohiko eo elah :twisted: :twisted:
13. essera
(
16/06/2009 05:11)
Noue:
fa inona marina no hatahorany eee ?? satria ve raha tonga i Lalao na Ravalomanana dia hipoaka ny marina rehetra momba ny fitifirana teny ambotsirohitra ?? quoi qu'il en soit, tsy maintsy mipoaka io na ho ela na ho aingana !
Ny filaminana no tiana apetraka eto les. Ny fahatongavany no hampitroatra ny oul ka rah maradratra eo iz d ahoana oz elah ry Noue ? Tsy hisy hiantoka ny sécuritén-ny eo fa lisany zany no hanao sekirta rah milatsaka eo izy ???
14. halloween
(
16/06/2009 05:50)
benkintana:
Tsy mitoùbina na dia kely aza ny resak'elah ry andrywui
Afaka mamorona elah refa tsy any ntsony é
Darohiko eo elah :twisted: :twisted:
elah ry bekin.. no tsy ampy fisainana kely satria na ny nolazain'i NDAFY aza efa tsy tsaroan'elah tsony, nazava tsara anefa ilay izy d ny hoe misy mikasa ny handrpaka ny merina sy ny betsileo, d efa lazaiko elah fa ny sefon'elah aza tsy mahita atao amiko maika fa elah, fa mandehana aloha ario le potn-dranabavy leity é TAPITRA!!!!