Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui ( 13/06/2009 14:22)
HIALA TSY HO MPISERA AM POLITIKA TSONY AHO RAHA ..........
MANAO AHONA DAHOLO ISIKA NA TIM NA TGV !!! --Efa betsaka angamba isika no naheno ny vaovao momba anay !! misaotra ho anireo izay nandefa mesazy nanotany !!! --ho lazaina eto ny marina rehetra !... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2009 11:38
bazylou ( 13/06/2009 13:34)
misasaka ihany ity ny jona
Ataovy izay ataonareo ,na maty any iareo jiaby dis tsy misy olana izany fa ny fiainanay mandeha ihany. Ianareo ve no nahazo tombony tamin,ile8 dia izahay andeha amono tena ny @famerenana azy @ toeran... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/06/2009 19:21
essera ( 13/06/2009 09:54)
Sao d tsy milam kosa Ra-Hery ?
Maninona any amin'ny mail perso misy hafatra avy amin'ny Admin tonga mi-guider ahy ho an'ny amin serasera.org (hafatra voaray) nefa dia vide ny boîte de réception-ko ao. Sa ny [u]30 mn[/u] ve iza... tohiny
novalian'i sakaymena ny 13/06/2009 20:21
ravatorano ( 13/06/2009 08:59)
tafika tsy voabaikon'ny mpanao politika intsony !
ankalazaina mafy mihitsy izany izao io resaka io ary namerina izany ny lehiben'ireo tafika minisitra cemgam (AM-ZP) raha nanolotra ny fehikevitra lalnin-dry zareo tamin' iny fikaonan-doham-pirenen'ny ... tohiny
essera ( 13/06/2009 07:57)
Aza mitady amnistie raha tsy avoaka ny namanay
Aiza ny akamanay raHery fa sao d vonovonoinareo any am mangingina any. Raha tena légaliste s démocrate tokoa ianareo d avelao hiteny malalaka eto ny namanay rehetra. RaOay izao tsy heno tampoka izan... tohiny
novalian'i essera ny 13/06/2009 09:55
bazylou ( 13/06/2009 07:17)
place aux jeunes
« Deba », Ravalo, Tantely et Pierrot exclus d’office ! « Aucune mouvance ne peut prendre de décision politique unilatérale. Aucune mouvance ne peut prétendre assurer à elle seule,... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/06/2009 13:06
essera ( 13/06/2009 05:40)
Mbola kofona fanindroany indray ny TIM tao am TV+
Sali daholo ny akama mpisera rehetra : Ny vendredi magnifique teto am tanana moa izany d ny invité de zoma tao am TV+ nanasana an'i Fetison. Tena nieritreritra i Fetison omaly hoe hanao koro mazi... tohiny
novalian'i essera ny 13/06/2009 10:09
halloween ( 13/06/2009 04:12)
Efa tsy afaka any am fitondrana ny tim d
Aza sakantsakanana izahay raHery fa avelao hiainga. ... tohiny
novalian'i essera ny 15/06/2009 08:29
bazylou ( 12/06/2009 21:40)
ny sahona mihorakoraka , f any tsiboboka notompon'ny laka e
Fa mba niseho masoandro hono ireto LALIMANGA androany ka vao tratran'ny flytox teny an-dalana dia hiverina hifoka parfume eny @ parfume-GRO indray rahampitso. :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i essera ny 13/06/2009 05:52
sakaymena ( 12/06/2009 21:29)
hery a any amnao ngeh hono ny laklé e
vahao izy ty rahery f aza apianao ndray hono ny hidym baravaran ny vahaolana politika ... tohiny
novalian'i essera ny 13/06/2009 07:47
bazylou ( 12/06/2009 21:22)
fetison sur invité du Zoma
Mahay mandahatra tokoa izy e!! indrisy fa aleo fandaharana ihany izany satria mpanompo adala ireny, ary tanala very sampy . Tsy nisy avaly i Onitiana raha ny faramparany hitako teo. Saingy izao, ts... tohiny
novalian'i halloween ny 13/06/2009 05:55
delmote ( 12/06/2009 20:47)
mangataka hira
ary hono wa ry namanarehetra, toa mbol tsisy an'ireny hira vaovao tahaka an' le an'NY Ainga hoe"fo mitomany "iny ato ra mba manana an'iny dikakira iny re ianareo de mba andefaso za ity ny adiresy em... tohiny
fijo ( 12/06/2009 20:20)
tgv
efa manomboka mitambatra miady sy manohitra ny tgv sy hat izao ny antoko politika misy hery rehetra.tim,ratsiraka,zafy. izany hoe ny hat ihany no mitady ny hampahalemy azy.ary rehefa izay no hitran... tohiny
novalian'i Noue ny 12/06/2009 21:22
Noue ( 12/06/2009 18:53)
Hita zao fa tsy nilaina velively ny « Cellule tactique »
Asa raha tadidinareo ireny halatra rehetra nataon'i Alain Ramaroson ireny ?? ilay lzaina fa « Cellule tactique » ?? Lazaina fa perquisition nefa dia halatra vary raraka no nanaovana ny olona ! ... tohiny
novalian'i Noue ny 12/06/2009 21:17
sakaymena ( 12/06/2009 18:25)
iza ary no manakevitra hanovana sy hampandrosoana an mdgscar
rah ho lany andro hifanilika eto isika mianakavy tsy aleo mandany andro midinika zay tokony hatao fa vonjy rano vaky zao mahazo antsika malagasy tsy vaky volo zao fa aza mandany andro mifanebaka mifan... tohiny
novalian'i sakaymena ny 12/06/2009 21:34
nalison ( 12/06/2009 17:34)
Hevitry ny Ambany Tanana
raha nahatsikaritra itsika tato ato ny fanendrena olona ho eo amin'ny toerana ara politika ao amin'ny hat dia olona toa tsy capable ny 2/3 .fa rehefa hoe nitolona tgv dia omena toerana daholo. hoenti... tohiny
novalian'i xxx ny 13/06/2009 05:18
bazylou ( 12/06/2009 16:49)
NIANTSO BOYCOTT MAHALEO NY GTT ARY
MBOLA NANAKARAMA ANDIA-JANTOVO NANAKOROTANA TAO ANATY SALLE !!!! IRENY HITANAREO NOSIHANAN'NY OLONA SY NOTEZERAN'I RAOUL TEO @ DEVANT-GAUCHE NY SCENE IRENY; REHEFA NENTIN'NY SERVICE DE SECURITE NY LA... tohiny
novalian'i bibilax ny 12/06/2009 22:10
bazylou ( 12/06/2009 16:22)
tsy sahy miditra eny mahamasina ry gtt
fa olona tsy misy papsa daholo sady kalndy e!! ze ambasady kely io ve rangahy no mba hizestiavanareoa minay kleee!!! andao ho eny mahamasina fa eny malalaka e!! tsy sahya kory ry gtt!! ny baolina ane... tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 19:41
xxx ( 12/06/2009 16:17)
COMESA! De quel droit!
Fa miseho an'azy hoe inona koa ireto afrikana ireto e. Tsy ny zavatra misy ao amin'azy sy ny vahoakan'ny no karakarainy raha tena henjana izy. Dictateur mianakavy tenisany. Ataoko fa tany mahaleo-tena... tohiny
novalian'i sakaymena ny 12/06/2009 21:14
locl ( 12/06/2009 15:49)
Taiza nareo ry TGViste a????
Bazylou, andrywi, essera, ary ireo forongona TGV fa naninona kay nareo no tsy tonga nanampy ireny miaramila tao @ ambassade ireny e! Izao zao ny namanareo miverina maina mody any Dago dia inona indr... tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 20:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9543