tsy sahy miditra eny mahamasina ry gtt
1. bazylou
(
12/06/2009 16:22)
fa olona tsy misy papsa daholo sady kalndy e!! ze ambasady kely io ve rangahy no mba hizestiavanareoa minay kleee!!! andao ho eny mahamasina fa eny malalaka e!! tsy sahya kory ry gtt!! ny baolina anefa any mada fa tsy ao amin'ny ambasady!! gtt klandy diso toerana lany bala ireo!!! :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 12/06/2009 19:41
2. bazylou
(
12/06/2009 16:27)
de ianareo ve tsy menantra miaro olona efa nigadra e??!! sady mpangalatra no mpametsifetsy !! :-D :-D
3. Noue
(
12/06/2009 16:48)
bazylou:sao dia misy fahadisoana zany ry bazylou ?? tsy ny ao @ ekipanareo ve no misy ny mpigadra ?? ireny navoaka rehetra ireny ??
de ianareo ve tsy menantra miaro olona efa nigadra e??!! sady mpangalatra no mpametsifetsy !! :-D :-D
4. locl
(
12/06/2009 19:30)
Azafady kely ry bazylou fa ny accusation t@ Ravalomanana nentinareo dia faux daholo.
Fa hianareo namoaka mpamono olona sy sefon'ny dahalo.
EX coutiti et Pety
ahaoana???inona no avalin'i toi ahy
Fa hianareo namoaka mpamono olona sy sefon'ny dahalo.
EX coutiti et Pety
ahaoana???inona no avalin'i toi ahy
5. fijo
(
12/06/2009 19:41)
io ambasady io ry basy no fitaratra ahitana fa tsy misy dikany le hat an.ary io izao tontolo izao no mahita azy fa tsy azo laingana
