Hita zao fa tsy nilaina velively ny « Cellule tactique »

1. Noue ( 12/06/2009 18:53)
Asa raha tadidinareo ireny halatra rehetra nataon'i Alain Ramaroson ireny ?? ilay lzaina fa « Cellule tactique » ?? Lazaina fa perquisition nefa dia halatra vary raraka no nanaovana ny olona !

Kay mba tonga saina ihany ra-tgv fa tsy nilaina velively io satria niteraka olana be t@ fitondrana hat ! satria moa Alain Ramaroson dia manana ny polisiny zay nanao ny danin'ny kibony ! Satria tao ny:

[size=70]Après la perquisition surprise de Mikoja dirigée par Alain Ramaroson, chef de la Commission de la sécurité de la HAT, des critiques fusent partout et méme au sein de la transition. Monja Roindefo, Chef du gouvernement refuse l’empiètement de la « Cellule tactique » sur la fonction de la Commission Nationale Mixte d'Enquétes (Cnme) à qui échoit normalement la mission d’enquéter les délits liés à la crise. Le ministre de la Défense et le Chef d'Etat Major de l'Armée (Cemgam) s’alignent sur la méme position et demandent une nette distinction entre les fonctions des deux entités. Mais Alain Ramaroson ne veut pas s’en démordre sur sa position[/size]

Dia inona no niseho ??

Andry Rajoelina a annoncé hier la fin des opérations menées par la Cellule tactique dirigée par Alain Ramaroson
novalian'i Noue ny 12/06/2009 21:17
2. locl ( 12/06/2009 19:28)
hihih avelao hifanao ao e! Izany no alohany rehefa manao ny ratsy, aiza indray i bazylou sy essera ary andrywi hamaky an'io.

Inona no hitranga, hifamono ry hat mianankavy. :-D :-D :-D :-D
3. Noue ( 12/06/2009 19:32)
asa zao zay mba réaction i ramaroson @ zao ?? efa tsy nanaiky tsinona izy !! aiza koa moa zany oe manana ny polisiny manokana zany izy ee ?? :^) :^) :^)
4. fijo ( 12/06/2009 19:33)
ka tsy nizara ny azo kosa izany ramaroson ko
5. locl ( 12/06/2009 19:34)
ka izany rehefa hoe samy te hi-commande daholo e! Ka hiavdika opposition indray izy izao satria hoatr'io ange no nampisaraka azy sy Rav8 e!
6. fijo ( 12/06/2009 19:37)
ary dia mahagaga ahy fa lery iny dia io tia toetrana jiolahimboto io foana hatr'izay???
7. locl ( 12/06/2009 19:42)
Nga moa izy iny mba nianatra fa nirehereha t@ harenan'ny rainy ka izany no mahatonga azy manao an'io. Rehefa tsy nisy intsony le harena dia lasa mandroba
8. locl ( 12/06/2009 19:47)
Jereo fa tsy miditra eto indray ry bazylou sy ny tgviste
9. fijo ( 12/06/2009 19:53)
hihihi maty bazt kely le
ramaroson tokoa aloha tsy dia nianatra firy fa dia nizeszesta teny no tena nahalalana azy
10. ravalotgve ( 12/06/2009 21:02)
ka ny tena izy cellules fikafika fa atao hoe taktika ahafahana mitifitra tsara

sniff
tchrouffff

miakatra izy zany

11. Noue ( 12/06/2009 21:11)
locl:
Jereo fa tsy miditra eto indray ry bazylou sy ny tgviste
ka raha vao resaka mikasika ny tgv sady marina no misy ny tsy mety dia tsy miditra eto izy


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. bazylou ( 12/06/2009 21:15)
dia inonaanefa no olanareo?!! inn!! soa ihnay fa najanony f araha io notohizana teo dia nandretaka teo nareo mianakavy!! le gtt sy le8 aty miorakoraka no cellule lany androsy vola!! mifanitsak aany amin'nyringa tsy misy mpijery fa matahoatra ny o tratra ry klandy isany!!
:-D :-D
13. Noue ( 12/06/2009 21:17)
ary bazylou oa toa tsy mahita lazaina afats'io oe mi-klandy io eee ???? :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1028