misasaka ihany ity ny jona

1. bazylou ( 13/06/2009 13:34)
Ataovy izay ataonareo ,na maty any iareo jiaby dis tsy misy olana izany fa ny fiainanay mandeha ihany. Ianareo ve no nahazo tombony tamin,ile8 dia izahay andeha amono tena ny @famerenana azy @ toerany.Andraso eo Paoly.
Nefa ity mahazo mandeha izay te hanao ny sorona ny tenany ho an,i le8 ,rehefa maty ianareo dia mandria ampiadanana .Amin,izay koa anie mihena ny mpanohitra raha maty daholo ianareo. Ra8 ny sisa @ izay satria izy tsy nandeha nitolona @magro. Dia hoy le8 amin,izay rehefa misotro toaka izy ,manary kely hoanareo izay nisolo azy t@ fahafaesana. Zaho tsy mba mandeha milahatra izany na iza no na iza .Mahazoto milahatra ianareo izay te ho faty.
Izany angamba ny tena fitiavana namana satria hisolo Ra8 @fahafatesana
:-D :-D :-D :-D
répondu par bazylou le 13/06/2009 19:21
2. hery ( 13/06/2009 15:51)
Tsy vao izao no nisy mpanadrohadro fa mbola lasa foana ny olona. Aza matahotra fa tsy ho ela dia hirodana ny HAT. Firy volana moa ilay nolazaiko iny?

Ary efa manomboka mihidy bazylou matoa mitady fika hafa indray... saingy tsy resaka ohatra an'izany no hampihemotra ny tolona.
3. bazylou ( 13/06/2009 19:21)
o rahery e!! efa dila anie le fotoana e!!! ary efa 4 mois izao ny tgv!!! de mbola ampiesona ihany ve??? ndana mitsoraka ee!!!! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3636