COMESA! De quel droit!

1. xxx ( 12/06/2009 16:17)
Fa miseho an'azy hoe inona koa ireto afrikana ireto e. Tsy ny zavatra misy ao amin'azy sy ny vahoakan'ny no karakarainy raha tena henjana izy. Dictateur mianakavy tenisany. Ataoko fa tany mahaleo-tena i madagasikara ka tsy ny vahiny mihitsy no hilaza hoe izao mety na izao tsy mety. Indrindra moa fa ireto afrikana ireto. Hita mihitsy ny maha sauvage azy. Ary ny famonoana olona dia tsy solution nahoviana nahoviana re tompoko.
novalian'i sakaymena ny 12/06/2009 21:14
2. Noue ( 12/06/2009 17:04)
xxx:
Dictateur mianakavy tenisany.



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 12/06/2009 17:19)
mapihomehy ty xxx! ny frantsay nanao fanonganan-mpanjakana izao izany tsy maninona!sa tsy frantsay no taorinan'izao zavatra izao? ny conseiller an'i tgv aza frantsay....sa refa frantsay dia tsy olana satria nareo andevon'ny frantsay?
4. Noue ( 12/06/2009 17:44)
zaho mba gaga !
5. xxx ( 12/06/2009 18:25)
Hoy i zà etsy ambony:

Ataoko fa tany mahaleo-tena i madagasikara ka tsy ny vahiny mihitsy no hilaza hoe izao mety na izao tsy mety.


Efa jambena loatra ianareo TIM ireto. Izay tianareo ho jerena sisa no hitanareo. Mba mieritrereta ihany vao miteny. Ary aza mamaly be fahatany indray a. Tsy TGV zà no sady tsy TIM ary koa tsy AREMA. Ireo ihany mantsy no atao hoe malagasy aminareo.
6. sakaymena ( 12/06/2009 18:49)
rah ty resaka comesa ty kosa tokoa aloh de miharihary ny tsy fitiavan-dr8 any madagascar e ny frantsay ko ne mba manana tafika matanjaka fa tsy vahaolana ny famonoana ny piray ra aminao kosa indrindra fa filoham-pirenena niravaka baiboly ngeh ra8 sa nivadika ka lasa devoly de rambony sisa andrasana hitsiry sa ny tandrony ? de nakaiza le baiboly fahiny?
fangah ho fantatry ny afrikan tokoa mo hoe ty pro r8 sa ty tsy manao politika. aza hitako mo ko nyvahoakan'ambohijatovo no hasiany voalohany de asaaaaaaaaa
7. locl ( 12/06/2009 19:39)
Nahaoana moa mo lazainao fa tsy fitiavana M/car ny fahatongavany COMESA??F'angaha moa nisy niresaka fa hanao geurre no hahatongavany any e! Hampandry ny tany izay tena mikorontana ary tena lasa didin'ny be sandry no diany any. Ka raha hendry tsara ny miaramila gasy izay tsy alehany aloha hatramin'izao dia mandeha ho azy ny resaka, fa raha be zezista hoatry ny ataon'ny vahoaka dia ho bien servie @ basy izy.

Ny tafika Frantsay dia efa nanao erreur be tao Rwanda satria nalefa hanohana le fitondrana izay mitovy endrika @ hat tamin'izany le miaramila frantsay tamin'izany ary mbola mampanotany tena ny be sy ny maro hatramin'izao marina, ary efa lesona hain'ny Afrikanina io ka izany no andefasany ny miaramila COMESA
8. fijo ( 12/06/2009 19:48)
inona tsara no tiana lazaina amin'ny hoe "fitiavana tanindrazan?????izao ataon'ny HAT IZAO VE NO IZY,,,,,
9. sakaymena ( 12/06/2009 20:09)
mba saino ngeh hoe miaramila hapandry tany . inona ny dikany? de mino ve nareo fa hitsitsy gasy reo nefa efa fantany zao fa ny tafika malagasy aza sahy nititra malagasy ray ra aminy ?miaramila ko nge reo ry reto e ary tsy hitsitsy ny havanareo de hihinan'ny fatikavany eo aby moa antananarivo enga anie ka eo tsika hahita ananjy fa mitady rarah hoatrany rain'ny le zafy marina zany ko de andramo teneno i dada hoe alfaso malaky le comesa fa taraiky sy tsisy aza ny ao am tranopatin' hopital e
10. sakaymena ( 12/06/2009 20:14)
maika hanisa faty ny ao am tanopaty ny hopital e taitairo haingana le comesa fa io ny fitiavan tanin drazana e zay zany sady mbola vitsy ny maty hatram zay fa refa betsaka ny lany ritra de hanakarena ze sisa velona stria amzay mihena ny malagasy de mora ny fitatanana ny firenena . vahaolana maika kpo io
11. fijo ( 12/06/2009 20:17)
hatramin'izao aloha ny miaramila mpampandry tany nisy dia tsy namono vahoaka,hafa tsy ny miaramila canadianina tao afrika
12. ravalotgve ( 12/06/2009 20:59)
aiza ndray fa tsss jereo eto fa efa nitifitra ry lerony

sniff
tchroufff

http://www.cartage.org.lb/fr/themes/Geohis/Histoire/chroniques/region/1AF/1993.HTM

13. sakaymena ( 12/06/2009 21:14)
ianao ve fijo matoky fa rah misy zany toko ohatra hainao ny gasy tia rah boji io de msy mitoraka vato kely ohatra de tsy hanao rafal tsy akitsitsy e
andramo fotsiny hoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3328