fetison sur invité du Zoma
1. bazylou
(
12/06/2009 21:22)
Mahay mandahatra tokoa izy e!! indrisy fa aleo fandaharana ihany izany satria mpanompo adala ireny, ary tanala very sampy . Tsy nisy avaly i Onitiana raha ny faramparany hitako teo.
Saingy izao, tsy mino aho fa raha tafaverina eo Ravalomanana na amin'ny fomba ahoana na ahoana, dia hiova famindra :D
Saingy izao, tsy mino aho fa raha tafaverina eo Ravalomanana na amin'ny fomba ahoana na ahoana, dia hiova famindra :D
répondu par halloween le 13/06/2009 05:55
2. Noue
(
12/06/2009 21:25)
tsy hain'i bazylou indray zao ny dikan'oe il n'y a que les imbeciles qui ne changent pas !!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. bazylou
(
12/06/2009 21:35)
imbecile izany le fetison !!!!, loool, tsy omeko tsiny marian fa mpitary bato vilambava sy andevo lahy isany ianareo timm hafa ny anio , haf any ampitso lazaina sy tatatataina an!! :-D :-D :-D :-D :-D
5. sakaymena
(
12/06/2009 21:46)
zay le hoe tano mafy zay ananao sao misy maka ny satroboninahitrao . iny refa latsaka de bye bye eeeeeeeeee mampamangy amindreo any hoy zandry kely nandray moramora fa satoka nalatsaka nge ny an dada eeeeeeeeeeee
6. halloween
(
13/06/2009 05:55)
Tsy mamely zan ltia iny fa kobo be. Jereo ange le lazain'i essera ao amin' dinika farany ao. Ny paikany le te hiteny tsy mijanona fa voan'i Onitina lavitra be izy raha tena nandinika nareo.
