Aza mitady amnistie raha tsy avoaka ny namanay

1. essera ( 13/06/2009 07:57)
Aiza ny akamanay raHery fa sao d vonovonoinareo any am mangingina any. Raha tena légaliste s démocrate tokoa ianareo d avelao hiteny malalaka eto ny namanay rehetra. RaOay izao tsy heno tampoka izany hono nefa bandy mba tena manana atout tsara am dinika apetrany. Sao d tokony efa ovaina ilay fitsipi-pifehezana d mora ny manapaka ny tendanay ato.
novalian'i essera ny 13/06/2009 09:55
2. essera ( 13/06/2009 08:11)
Mandrapitadin'i Hery azy d http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a333be009280 ihany aloha eto .
3. essera ( 13/06/2009 08:19)
Zah ange tena matoky mihitsy hoe manara-dalàna ianareo. Raha niditra tao amin'ny site tim aho indray mande tonga d bloqué ny adresse IP tsy mahazo manao envoi, nefa ny fitsipi-pifehezana ao d hoe afaka maneho hevitra an-kalalahana.
Tena reveko aloha ref demokraty sy manara-dalàna fa ohatra izao no izy rehefa amin'ny version tim ireo teny roa ireo http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a333be009280


4. ravatorano ( 13/06/2009 08:34)
essera < mataotra ve ianao sao tsisy mijery ilay lohahevitrao ary dia averimberina eto foana ilay jereo eto e :-D
aiza ary nareo izany sa izay ilay fahalalaahana nomena antsika sy ny demokrasia tadiavitsika bandy akama mlay b an !
sao koa d raOay no tsy en reseau na tsiss connexion fa tsy hoe tsy avela miditra eto intsony tsy tsara ve aloha mba anontanianareo izy fa miresaka amnistie ho an'i Oay nareo e sao mantsy olona tsy naninn d omena amnistie kle =)) =)) =)) =)) sa izay ilay revy amizao fitondrana izao
ny gadra aza moa navoaka d nomena toerana fa tsy mahita apetraka eo zareo
maagaga ihany
5. essera ( 13/06/2009 08:48)
Hitan lah ravatorano, lasa le refa anontaniana d miodikodina ny mpiondana. Izay no hanitrikitrihako azy eto. Donky, zareo no matahotra fa tsy zah akory. Somary vitsivitsy teny zany zareo d alefako am zay fa sao d avéo d miwawawa be indray rahapitso rehefa mis azahoany laka kely iny raha hahazo.
6. ravatorano ( 13/06/2009 09:01)
essera < :-D :-D :-D oka less marna kle
ary androany tena andron'lah mihitsy ah
:-P :-P :-P
7. Noue ( 13/06/2009 09:26)
essera:

Hitan lah ravatorano, lasa le refa anontaniana d miodikodina ny mpiondana. Izay no hanitrikitrihako azy eto. Donky, zareo no matahotra fa tsy zah akory. Somary vitsivitsy teny zany zareo d alefako am zay fa sao d avéo d miwawawa be indray rahapitso rehefa mis azahoany laka kely iny raha hahazo.
elah ity oa leisy essera dia mahita lazaina mahintsiny aa


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. essera ( 13/06/2009 09:32)
Fa lisany ange akama reveko daolo na misy tsy itovizana aza am fironana, atram penguin fa penguin mantsy tena vao mahita lazaina kely d miakatra be mila tsy hiverina am tany tsony r zalah. Kôzy e.
9. Noue ( 13/06/2009 09:42)
misaotra leisy aa ! fa mino kosa aloha aho fa ny fiadian-kevitra eto mbola tsy nisy oe tena niady kosa ee ! fa miakatra kosa tena misy :-D :-D :-D :-D :-D
10. essera ( 13/06/2009 09:55)
Marina izany fa ny mpitsara indray ltia no tsy mahataty a. Jereo ny dinika nalefako ao ambony ao fa tena tsy milay kosa ny ataon'ny mpitantana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0747