Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sakaymena
(
10/06/2009 23:21)
ny mpiondana tgv aloh hendry tsara e
nahazo lesona t@ andr rajoelina mahay manaja ny hevitry ny hafa ary de manolotra apahatsorana sy mitady vahaolan hatray fa ny andra8 de mitady olana fona mandritry ny taona za-dratsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/06/2009 21:00
soanja
(
10/06/2009 23:09)
Ny fitiavana sy ny firaisana ara-nofo.
Ndao horesahintsika ny fifandraisan'ireo amintsika olombelona ary ny mba hananterahantsika ny fikasan'Andriamanitra raha nomeny ireo fahafahana roa ireo isika, izay tena mifaningotra tokoa ny fahitako...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 17/06/2009 05:37
Rajakoo
(
10/06/2009 22:08)
Iza ndray zany misandoka general tato zany é
Zay vao mirehitra ty zany fa mba misy generaly kely ato
Fôpla le izy fa hamboarinay ihany na dia izany aza sa elah ndray io ry andrywui ,elah mantsy malaza ratsy mintsy ato :twisted: :twisted: :t...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/06/2009 20:46
cyril
(
10/06/2009 21:50)
Voahendin'i Hery sy ny mpisera tato ndray ra ouioui klé
Miova zao ps retra zao ka eeeyyéé petsa niova general vao maika petsa ,efa lazaina hoe manaova na mianara ny fika dry TEGEVE fa eo elah raisina eo
Kobo koa i essera mpiondana ha ha ha...
tohiny
novalian'i yuka ny 11/06/2009 05:02
ravalotgve
(
10/06/2009 21:07)
ty aho ry noue fa mbola manana double lakile aaa
ary tsy niantso an i hery noue androany fa naninona aza
sniff
tchroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
faly ery i noue rehefa hidin i hery ny lakilen ny varavarana
...
tohiny
niryna
(
10/06/2009 20:51)
Fa maninona Atra no nanao ny moka ? ngaha !
Rehefa voakaikitry ny moka isika dia mety lasa eritreritra kely tokoa hoe fa faminona Atra no nanao ny moka na ireny karazana biby maro samy hafa mety manaikitra antsika ireny ?
Atra dia nanao ny za...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/06/2009 16:44
niryna
(
10/06/2009 19:19)
Tena tsy mety ho foana mihitsy angamba izy ity e
Nisy zavatra nitranga toa izao tamin'ity herinandro ity.Nisy olona andeha angalatra ny fiaran'ity rangahy iray ka niantso vonjy izy.Mariako aloha fa polisy mainty hoditra ity rangahy niantso vonjy ity...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/06/2009 18:51
niryna
(
10/06/2009 19:10)
Sao mba mahasoa ity e:fanorana amin'ny faladiha
Raha ny tongotra no tsy afaka mandeha dia tena itanao mihitsy izany hoe hay ve tena tsy afaka mandeha aho na te-andeha aza e.Misy mpanotra ny faladia ary asa izay mahalala fa ao ambanin'ny faladia ao ...
tohiny
novalian'i rhina ny 10/09/2009 14:13
Belle
(
10/06/2009 19:08)
NY ALIKA - Je pose 3, je retiens 1
Indray andro hono:
Novorian’ny mpahary ny biby rehetra hilazany ny zava-baovao vao nohariany. Masina loatra nefa hono ilay mpahary ka rehefa hiditra ny efitra fivoriana dia tsy maintsy samy manal...
tohiny
novalian'i kwit ny 18/06/2009 08:52
anatiko
(
10/06/2009 18:31)
gasy any dago mangata-bola isam-bolana, mahagaga ahy
miarahaba anareo rht
izao e, efa 6 taona izay no mandefa vola lava any dago ho any havam-badiko minimum 95€ io (aty france zahay), nefa ohariko
@ havako:- mpiasany zone franche nefa tsy manga...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 21/08/2009 22:52
zoam
(
10/06/2009 18:23)
i andrywui no tena mahafinaritra an'i hery ato
raha misy aloha no mpisera nahasarika olona hijery ny serasera politika tao anatin'ny 6mois dia i andrywui,ka dia mba mendrika ny respect kosa lery sa ahoana lesy oui oui ...
tohiny
novalian'i essera ny 11/06/2009 10:01
KALACK
(
10/06/2009 17:41)
Aza omena vahana fotsiny n TIM ra tiana hiady ny baolina eto
Zay no mba fangatahan'ny ekipan'ny TGV rehetra eto amin'zay mpitantana sy mpiandraikitra ny serasera .org : Aza omena vahana be loatra ny TIM fa rehefa kary de tapaho ny lohany !
--efa hisaorana alo...
tohiny
novalian'i yuka ny 11/06/2009 05:13
xxx
(
10/06/2009 17:20)
hay ve tsy lasa any madirivalo nanaraka an'i lé8 ity noue e!
Hanao fantanjahantena any amin'ny eneps any hono izy sy 8 , dia teo dia tsy hita fa nanjavona hay hoe nokidnapen'ny madirivalo tany , fa miteniteny foana lava eto ....
tohiny
novalian'i ravalotgve ny 10/06/2009 21:09
sakaymena
(
10/06/2009 13:17)
malaza koa i le io
i Andrywui sy tgv no tena mitana ny laharana voalohany eto am politika ny serasera ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/06/2009 22:26
xxx
(
10/06/2009 13:15)
Mitady ny hiran'i Rangahy Roger (Mpanenjika alika)
Sao dia misy manana ny tonokiran'i Rangahy Roger avy ao Andiolava ilay hoe " Mpanenjika alika"
Misaotra mialoha
...
tohiny
novalian'i Simpona ny 24/08/2009 15:13
Bazily
(
10/06/2009 12:16)
general Andrywui mitana KALLACK
ha ha ha ha ha ha ha
Miverena mianatra dia hamafiso ny info fa tsy donto loatra.
=)) =)) =)) =))
Miovà dinika rehefa tsy voafehy ny politika, any @ hatsikana sy lalao zao no tena mety @là...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:19
AFLN
(
10/06/2009 10:48)
XP Gold
Misy mahafantatra ny momba an'io OS XP gold io ve. Manana azy io aho dia SP1 ilay izy, Aiza no mety ahitana upgrade SP2 raha misy ?...
tohiny
novalian'i wanalen ny 26/06/2009 14:40
Noue
(
10/06/2009 10:37)
Io ary no efa nahiana fa miseho
io ary fa manomboka miseho ny tsy fankasitrahan'ny capsat , miaramila sns ?? satria samy te ahazo ny anjarany eee !!
[size=70][color=blue][b]Grogne des «héros» de la crise .
Le ton commen...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 12/06/2009 07:00
general
(
10/06/2009 09:52)
za irery no mahaporofo fa tsy arak'i hery ny olona ato
ahoana moa no hilazan'i mr Hery fa andrywui io ps ko io ? porofoy kely oe ny hevi disonao azafady fa tena otran'ny manaotao fona anie ianao mr Hery e ,diso tena diso be ny filazanao an'izany hoe ps an...
tohiny
novalian'i Papoose ny 11/06/2009 15:52
essera
(
10/06/2009 09:29)
Mandrevy v sisa Dada ???
Salii daolo ny akama,
Tena mahavariana ity adklé an'i Dada ity fa izy v d mieritreritra hoe tena manana herijika be ahafahana mibaiko ny firenena afrikana sns e. I Dada ange aleo d tsorina amnareo...
tohiny
novalian'i bazylou ny 11/06/2009 00:01
