i andrywui no tena mahafinaritra an'i hery ato
1. zoam
(
10/06/2009 18:23)
raha misy aloha no mpisera nahasarika olona hijery ny serasera politika tao anatin'ny 6mois dia i andrywui,ka dia mba mendrika ny respect kosa lery sa ahoana lesy oui oui
novalian'i essera ny 11/06/2009 10:01
3. ra8enforce
(
10/06/2009 18:41)
mba misy mandoka ry andrywui dia lasa nitsoaka indray,aza mba miavonavona e ,efa mba lasanareo anie izao ny fitondrana e
5. ravalotgve
(
10/06/2009 19:33)
milay lery ka tandremo sao manitsaka zavatra masiso ao ndray na terataika ny bandin ny tim sy tgv
sniff
tchroufff
;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
sniff
tchroufff
;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
