Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tslem ( 09/06/2009 04:05)
ordi maneno be
Manahoana daholo, Inona kay no mahatonga ny ordi maneno be ôtran lé tômôbil velomina tsy mety velona ireny?dia inona no tokony atao?Misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i sitlo ny 09/06/2009 15:52
itaramasoandro ( 09/06/2009 02:14)
fa raharahan'ny malagasy inona...?
Novakiako an-gazety sasany androany ny hoe ny ambasadaoro frantsay eto antanindrazana dia niresaka momban'ny raharahampirenena sy ny olana eto an-toerana. Fa ataon'ny malagasy inona ny hevitr''i Ramo... tohiny
novalian'i soanja ny 16/06/2009 19:14
itaramasoandro ( 09/06/2009 02:13)
fa raharahan'ny malagasy inona ...?
Novakiako an-gazety sasany androany ny hoe ny ambasadaoro frantsay eto antanindrazana dia niresaka momban'ny raharahampirenena sy ny olana eto an-toerana. Fa ataon'ny malagasy inona ny hevitr''i Ramo... tohiny
patrick2002 ( 09/06/2009 01:43)
Tanindrana sy ny fitondrana Merina.
Efa hatry ny ela ny rahalahy tanindrana no niahiahy ny merina ho TIA-TENA ,izany dia hita nandritry ny fanjakan`andriana izay tsy nitondra fandrosoana tany an`Indrana fa fangalana fotsiny ny harena t... tohiny
novalian'i milamm ny 10/06/2009 12:41
zandikely ( 08/06/2009 22:51)
Menace militaire du Comesa
Le Comesa, le plus grand marché commun de l’Afrique australe, a évoqué hier au Zimbabwe, la possibilité d’une intervention militaire à Madagascar. Une décision prise à l’issue d’un somm... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:05
bazylou ( 08/06/2009 22:14)
scoop!!!
vao resaka androany ity!!! nataoko tamin'ny leadern'ny gtt!! i VR. manakevitra hono ramatoa kelyfa hiala amin'ny gtt fa tsy harany ny fianarany sy ny fiainany. Le8 koa hono efa resy ka aleo mipetraka... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 07:57
bazylou ( 08/06/2009 21:21)
dia hanorana sa hanavandra hono ny tim and co??
«Hisy zava-hiseho amin’ity herinandro ity» Nanindry mafy sy nampiomana ny «zanak’i Dada» ihany ity mpitari-tolona ity fa tsy hampiady azy ireo amin’ny miaramila akory ny mpitarika ny hets... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:03
cyril ( 08/06/2009 21:08)
MPANISA ANDRO HA HA HA!
Ary mba aiza hoa le mpanisa andro iny zay é, toa tsy heno intsony ha ha ha :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i cyril ny 09/06/2009 21:01
xxx ( 08/06/2009 20:18)
RATSIRAKA DIDIER IGNACE vs RAVALOMANANA MARC
Amiko dia misy ny tsy itovizan izy ireto nefa misy koa ny itovizany Ohatra ny 1 militaire , ny iray civil ny iray self made man (miala tsiny fa tsy hitako ny andikana azy ) ny iray vieux loup éx... tohiny
novalian'i milamm ny 09/06/2009 00:23
locl ( 08/06/2009 18:59)
Io indray izany no malaza
COMMUNIQUE OFFICIEL PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR Victoria Falls, 08 Juin 2009 LA CRISE POLITIQUE A MADAGASCAR EVOQUEE LORS DU SOMMET DU COMESA Le Président de la République de Madag... tohiny
novalian'i essera ny 09/06/2009 05:29
Noue ( 08/06/2009 18:22)
Dia tena maloto anie izy zany ee
Dia tena mba maloto kosa anie ny tanana zany eee ! Fa natao inona fotsiny ireny fisehoana oe nanadio , nitazona kifafa ireny ee ?? fampisehoana ny tany ivelany ve oe tena matotra anie ny asa ataonay @... tohiny
novalian'i mmmhh ny 09/06/2009 14:27
nomenaj ( 08/06/2009 16:15)
sunisite
Miarahaba antsika rehetra,mba mila fanapiana aminareo namana rehetra izay mba afaka hanampy,zaho dia apijalian'ny aretina sunisite,nandrirtra ny taona maro,efana nanao fitsaboana ihany,saingy mbola te... tohiny
novalian'i nomenaj ny 18/07/2009 16:01
sitlo ( 08/06/2009 14:59)
10 aout 1991 sy 07 février 2009 , ny itovizany
Alain Ramaroson Famille Andriamanjato ... betsaka sy bobaka ny olona manodidina ny mpitarika ny 1991 ihany no nitarika ny 2009... tohiny
novalian'i milamm ny 09/06/2009 00:08
LibrePenseur ( 08/06/2009 14:42)
Sites manakarama hi-clic
Alohan'ny rehetra, manokafa kaonty banky amin'ny internet (maimaimpoana): https://www.alertpay.com/?ennp2OOWGHJ%2bMYFLSsoxKA%3d%3d http://www.libertyreserve.com/?ref=U3080807 https://www.moneybooke... tohiny
novalian'i jiolah ny 21/10/2010 11:12
LibrePenseur ( 08/06/2009 14:24)
Hevitra fahazoana VOLA eto amin'ny internet
Ity misy fomba iray tena mahomby, maimaimpoana ny fisoratana anarana, tsy mila diplaoma, tsy mila traik'efa, ianao ihany no patron-nao ary ianao ihany no mametra ny ora tianao hiasana amin'ny internet... tohiny
kidoropamba ( 08/06/2009 14:18)
SONIAVO IO CHARTE IO mba handaminana ny fiainam-pirenena
Manao antso avo amin'ireo izay mbola milaza azy ho tia tanindrazana malagasy aho mba handoro ny volon-tratrany amin'izay ka hijanona @ extremisme mamono vahoaka sy mamono firenena, ka hanao ny ambo-po... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 09/06/2009 05:46
xxx ( 08/06/2009 13:43)
Mitady mampanofa robe des mariees
Miarahaba e, Mba saika hanontany ze mahalala, aiza kay a Tana, misy mampanofa robe des mariees? omeo anarana boutique rah mety, misaotra mialoha (l) ... tohiny
novalian'i tywa68 ny 15/06/2009 11:19
lemenakely ( 08/06/2009 13:06)
10 aout 1991 sy 07 février 2009 , an iza ny hadisoana ?
Raha vao mitonona ireo daty ireo dia ao antsaitsika ny voalohany Iavoloha ary ny faha 2 Ambohitsirohitra , ny iraisany dia ny vono olona , izay tsy asiana teny lava ... Fa ny fanontaniana mipetraka... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/06/2009 08:42
rabaradaka ( 08/06/2009 13:06)
Tanora antitra
Ty ry dadatoa no tena gaigy a, tanora no lazaina fa hoe nivory tao Mahamasina nefa antitra no maro an'isa. Fa hatramin'ny firy taona no tanora e, sa rehefa hoe tanora TGV dia mety foana na dia efa 65 ... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 09/06/2009 04:47
halloween ( 08/06/2009 12:22)
ZANY IZY REF MANOMBOKA MIHETSIKA RY PENGUIN A
Ny fametrahana ny Lehiben’ny Faritra Amoron’Imania no natrehin’ny Filohan’ny HAT Andry Rajoelina ny fametrahana azy tamin’ny fomba ofisialy. Nohamafisin’ny Filohan’ny HAT ary mbola namp... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 04:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0488