ordi maneno be

1. tslem ( 09/06/2009 04:05)
Manahoana daholo,
Inona kay no mahatonga ny ordi maneno be ôtran lé tômôbil velomina tsy mety velona ireny?dia inona no tokony atao?Misaotra betsaka.
novalian'i sitlo ny 09/06/2009 15:52
2. hery ( 09/06/2009 08:18)
Oups.. hatr@ farany ve sa @ voalohany fotsiny?

3. rolland1000 ( 09/06/2009 09:09)
salut
raha maneno hatra@ farany izy dia jero aloha sao tsy misy processeur ao anatiny , na maty ny processeur
4. tslem ( 09/06/2009 10:16)
Amin ny voalohany aloha, d avy eo mijanona d rehefa misy téléchargement ataoko na mihaino radio na mijery sary na mijery vidéo dia miverina maneno be ndray.
5. rolland1000 ( 09/06/2009 11:13)
hay ve ordi efa velona mandeha tsara e
mety mafana be ny processeur dia mihodina mafy ny ventilo de izay ilay maneno be ny processeur manko tsy tokony hamay fa mahatonga azy ho faty izany @ processeur ny radiateur hidio tsara izany ny vis na radiateur na ampio pate sao maina ilay pate ao entre ny proc sy radisteur
6. sitlo ( 09/06/2009 15:52)
vaky echappement izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3243