Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui ( 08/06/2009 12:04)
innn no hiraharahiann'ny comesa sy ny amerikann e!!
Efa hitan'ny firenena rehetra anie fa izy Ravalomanana Marc mihitsy no nanolotra ny Fitondrany , Nidemission, zany hoe niala tsy ho Filohan'ny Malagasy intsony !! fantatry ny firenendehibe rehetra... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 09/06/2009 16:39
kidoropamba ( 08/06/2009 11:16)
ADDIS ABEBA,Ra8,Ratsiraka,Zafy,TGV - ho tonga ny election
Manomana ny terrain izao TGV. Handeha any Addis Abeba ny mpitondra (taloha sy ankehitrio) hanao sonia ny charte ahafahana mametraka ny rafitry tetzamita sy ny fifidianana. Na misy banga aza ny sonia... tohiny
novalian'i papala ny 09/06/2009 08:12
andrywui ( 08/06/2009 10:54)
SALUT HERY !! AIZA ISE RAMOSE AMZAO MINITRA IZAO ?
MIALA TSINY AHO ALOHA RAMOSE FA MIALOHAN'NY RESAKA DE METY HANOKATRA HEVITRA HAFA AMIN PS [b]HALLOWEEN[/b] NA [b]KALACK[/b] AHO FA IZAHO IHANY IREO A ---ka tsy manomboka ny fety raha tsy miseho e... tohiny
novalian'i milamm ny 08/06/2009 23:58
penguin ( 08/06/2009 10:20)
Tanora mahavita azy nefa tantanan'ny antitra tgvendrana
Raha ny resaka fampiakarana avo ny resaka Tanora dia anisany tena nankaleo ny sasany aza nandritra ny fitondran-dRavalomanana. Eraky ny Ministera ohatra raha misy fampiaofanana na fiofanana dia tonga ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 09/06/2009 05:54
xxx ( 08/06/2009 10:07)
Ravalomanana chez MUGABE
Izay miaraka amin'ny amboalambo hoy ny fitenin-drazatsika dia amboalambo. Raha zohina hoe aiza i Ra8 no milafika raha tonga ilay tsy nampoziny. Dia hita fa any amin'ireo olon-dratsin'i Afrika izy no ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/06/2009 21:19
endrika01 ( 08/06/2009 09:54)
AVADIO NY TAFA (omeo ny hevitrao tsy misorona )
Ajanona kely aloa ny adilahy politika,fa taritina aminity ndray ny saina.Tsy maintsy hisy ny fifidianana filoham-pirenena.Mba tanisao we ny hetahetany tsirairay,aminy adidy tsy maintsy totosan izay fi... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/07/2009 08:58
endrika01 ( 08/06/2009 09:52)
AVADIO NY TAFA (omeo ny hevitrao tsy misorona )
Ajanona kely aloa ny adilahy politika,fa taritina aminity ndray ny saina.Tsy maintsy hisy ny fifidianana filoham-pirenena.Mba tanisao we ny hetahetany tsirairay,aminy adidy tsy maintsy totosan izay fi... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/06/2009 10:42
mmmhh ( 08/06/2009 07:50)
Njakatiana & Francia : Tsara ny fitiavana
Ze mba mahay na manana an''le tononkiran'i Njakatiana sy Francia iny ne de mba mangataka rah mety e, tsy haiko na io ny titre-ny fa io ny fiatombohany e, Tsara ny fitiavana, mino an'Atra ...... f... tohiny
novalian'i mmmhh ny 29/06/2009 14:16
mihitsy ( 08/06/2009 05:57)
mila filaminana ny malagasy
Ho anareo mpomba andra8 no tena iantefan'ny antsoko. Moa ve ra8 tsy efa nanome fahefana an'miaramila? tsy efa nilaza ve ny ambasadin' Etazonia fa tsy nambanana basy zany ra8 nanome an'io fahefana io? ... tohiny
novalian'i milamm ny 08/06/2009 16:28
ari.malala ( 08/06/2009 05:31)
fa inona marina
Miarahaba ny lehilahy rehetra (ny vehivavy koa arabaina lol) Fa inona marina hoà no mahatonga ny lehilahy taitra rehefa mahita vehivavy manao mini jupe na manao short e? :)... tohiny
sakaymena ( 08/06/2009 05:11)
hisy hilaza n1saika nisy nandringana ny GTT
refa mafana toy zao mantsy ny raharah politika de tadiavina daholo ny atsanga tsy aman'orana rehetra eny hanaratsina zay tsy mitovy fomba fijery aminy hanosorapotaka. ko aiza moa no mba hisy fandrosoa... tohiny
novalian'i sakaymena ny 09/06/2009 20:33
xxx ( 07/06/2009 18:30)
Onja-Tinondia
Hono hoa, nisaraka t@ namany ve i Onja sa? misy clip zay manko toa izy irery ihany fa tsy hitako eo intsony ny groupe rehetra(Tinondia)? Mba milaza vao2 eto zay mahalala momba io. Tena mampalahelo rah... tohiny
novalian'i xxx ny 08/06/2009 14:50
xxx ( 07/06/2009 18:01)
MISY MITADY HAMONO NDEFO
HTRAMIN NY NANANKIANAN I NDEFO NY HAT DIA MISY MAMPIHOROHORO AZY HONO SATRIA TSY TOKONY HANAO IZANY IZY FA ZAVATRA HAFA NO TOKONY NOLAZAINY :( :( :( :( :( ... tohiny
novalian'i papala ny 09/06/2009 08:26
bazylou ( 07/06/2009 16:41)
ambasady gasy paris
dia izay resy ao nany gtt na ry ratsihonana. :-D :-D ... tohiny
novalian'i rodro ny 10/06/2009 07:40
ravalotgv ( 07/06/2009 16:21)
budget presidentiel
tonga tao france i obama nisakafo tao @ hotely facture nivoaka 300 euros tonga tao france i tgv facture nivoaka 10.000 euro. manambola le boay kely iny kaaa. Raha i ra8 angamba no teo mety ho 50... tohiny
Angie ( 07/06/2009 16:17)
Iza Mpihira ireto hira ireto?
Sao mba misy namana mahay hoe iza no mpihira ireto hira ireto: 1. Dina : Eny fa na lavitra na akaiky, Ny foko efa nanaiky, Natokako ho an’ ny olona iray, Mamiko loatra izy izay . Dina s... tohiny
novalian'i mmmhh ny 08/06/2009 07:56
ndaty ( 07/06/2009 14:59)
LALAO Ravalo politise la féte de mère. Pas Mialy Rajoelina
http://www.dailymotion.com/search/malagasy/video/x9ihm4_fetinny-reny-malagasy-2009_people Ca c'est du kabary firariantsoa @ Fety, tsy misy allusion @ ady politika ,tsy misy allusion @ ny alahelo... tohiny
novalian'i essera ny 08/06/2009 04:49
bazylou ( 07/06/2009 14:48)
mba mahagaga reto
milaza azy hoe gtt ireto, nefa ry lerony indrindra no tena mpitsoaka an'i Madagasikara! ireo indrindra le mpankato sy mpanatanteraka ny fananndevozan'i le8!! soa ihany fa teo tgv!! Amin'izao ora han... tohiny
novalian'i essera ny 08/06/2009 04:51
milamm ( 07/06/2009 14:32)
Madagasikara :aza atao varo-boba fa ny hasiny tsy azo amidy
nindramiko io ohabolana malagasy io ho tsindry sofina ho an\' ireo mpitarika antoko politika sy ireo mpanohana azy aby mbola miady fahefana ,fototry rafimpitondrana rehetra manerana ny tany ny hasiny ... tohiny
novalian'i milamm ny 08/06/2009 09:36
ndretsa2009 ( 07/06/2009 13:21)
heritreritra
miheritreritra aho hoe : sao de mba mitady fika hafahafa hisintonana ny ankizy eto @ tanana fa to ny any ampihelezana ihany no tena mazoto miditra; eo tokoa le moyen fa tsy aiko na misy azo hifanampia... tohiny
novalian'i mmmhh ny 08/06/2009 07:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2502