mba mahagaga reto
1. bazylou
(
07/06/2009 14:48)
milaza azy hoe gtt ireto, nefa ry lerony indrindra no tena mpitsoaka an'i Madagasikara! ireo indrindra le mpankato sy mpanatanteraka ny fananndevozan'i le8!! soa ihany fa teo tgv!!
Amin'izao ora hanoratasika eto izao dia mifanao raysy ray hono ry lerony sy ry ratsihonana ao amin'ny ambasady gasyeto paris!!
tsyhita fa olona loham...... ka tsy atao mahagaga e! le firenena lazainy sy dradradrainy hoe tokony hanara-dalana hono nefa izy mianakavy aty ivelany no miwawwawa ray lavaka, tsy sahy mifanao ray sy ray eny mahamasina fa eo no miseho milay eo!!! dia hoe hiantso pacificateur e, mersenera maizina e, maketsy e , makeroa e!!! tsssle, raha tsy vendrana nohony gasy ny maizina kle!!
Ny RSa sy ry zimbabwe izao efa recession be manadala ka inona no iraharahi'ni Zoma an'izay robinson tara sambo!! :-D :-D :-D :-D

novalian'i essera ny 08/06/2009 04:51
4. essera
(
08/06/2009 04:51)
Noue:
marary fo @ tsinapany bazylou
Tena mampahonena ange ry Noue ilay very seza e. Kôzy e !!!