Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
penguin ( 05/06/2009 05:49)
TGVendrana:Vorona andanitra misy sira, Prix PPN, Hotel d vil
Nolazaina fa miteniteny foana ilay hoe "MINOA FOTSINY IHANY" kanefa io no tena ampiasain'ny tgvendrana ankehitriny. - Herinandro dia tonga ny entana PPN avy any Arabia Saodita koa minoa fa tonga vé... tohiny
novalian'i fijo ny 05/06/2009 22:36
RATOVOARY ( 05/06/2009 05:46)
Crabe ( na Drakaka )
Isan'ny sakafo tiako be izy io nefa tsy zakan'ny vavoniko. Miziniziny be ny ambavafoko raha mihinana azy aho na ireny crevette ireny koa aza. Sao dia mba misy mahay ny fikarakarana azy manokana iana... tohiny
novalian'i pseudo38 ny 16/06/2009 15:56
ari.malala ( 05/06/2009 05:31)
Mba naika hanontany azafady e!
Miarahaba indray, Misy maharary foana ny ila kiboko ankavanana (efa nodidiana appendicite t@ fevrier 2004 aho, fa mbola misy maharary foana), dia nasain'ny dokotera nanao echographie. Nivaly ary il... tohiny
essera ( 05/06/2009 05:18)
Penguin, ahoana le hotely d vily
Nikôzy i Andry omaly fa atao ilay ôtely d vily mandritra ny fotoana tetezamita (12 mos) d ho tezitra b zao nareo e. Ary ny tena comble d ilay hetran-tany noforsen'i Ravalo naloa tany am perception d... tohiny
novalian'i sapele ny 05/06/2009 17:07
hery ( 05/06/2009 04:53)
Takelaka tononkira.serasera.org
Dia nohavaozina ihany koa ny takelaka tononkira.serasera.org araka ny hitantsika. Inona no niova? - Ny endrika ivelany sy ny milina anatiny - Nohatsaraina ny adiresy fijerena tononkira ohatra hoe n... tohiny
essera ( 05/06/2009 04:32)
Fanontaniana ho an'ny mpintantana ny serasera.org
Mazava be izao fa raha andro vitsivitsy lasa nisy mpikambana niteny ratsy miharihary tamin'ny [u]lohatenin'ny dinika[/u] nataony dia ekena ihany ny fijanonany ho mpikambana ato amin'ny tranokala. I... tohiny
novalian'i essera ny 08/06/2009 04:27
AndriambyII ( 04/06/2009 23:54)
Sezam-panjakana !
La place présidentielle ,c' est le plus débile des métiers existants dans ce monde . Gare a vous qui avez essayer de poussez vos proches a chercher cette place !... tohiny
novalian'i essera ny 05/06/2009 04:50
cyril ( 04/06/2009 23:00)
Paikan'ny tgvendrana ato @ serasera
Hoy i Hery [quote]Mpandefa : xxx [ Valio ] (andrywui) 1. Mpandefa : xxx [ Valio ] (andrywui) mitady hanao fombana tvg indray[/quote] Refa tsy mahita ambara de gafy sisa atao raha tsy i... tohiny
novalian'i xxx ny 05/06/2009 20:26
milamm ( 04/06/2009 22:36)
iza sisa no antenaina raha lavo ireo andrarezina ???
mbola betsaka ny vaha-olana na dia efa tototry ny olana ara-politika mianjady @ firenentsika aza ny ankamaroan'ny rehetra,rehefa lavo ny kolikoly ireo manamboninahitra ao @ tafika sy foloalindahy isan... tohiny
novalian'i milamm ny 05/06/2009 08:54
bazylou ( 04/06/2009 22:30)
mampalahelo le tim e!!
Mitady raharaha, izany no tena hoe mitady raharaha manaratsy an'i lafrantsa reny malala. Tsy hahazo carte de sejour intsony.Tsy hekena ho dokotera intsony Ho esorina daholo ny licence isan-karazany:... tohiny
novalian'i andrywui ny 05/06/2009 09:53
xxx ( 04/06/2009 21:58)
RDB
Itony no tena atao hoe olona efa tena very saina . Mr bosco prétre à la manque , Tsy misy ilavana azy afatsy ny mampiady ny samy malagasy momba ny satam- piveloman' ny sarambabem- bahoaka . Mise... tohiny
novalian'i fijo ny 05/06/2009 22:39
Noue ( 04/06/2009 20:20)
La révolte des légalistes commence ce jour. Tonga ny farany
zany indray aloha ny vaovao hitako tany ho any eee !! [URL=http://img40.imageshack.us/my.php?image=phocathumblp1070951tong.jpg][IMG]http://img40.imageshack.us/img40/7638/phocathumblp1070951tong.jpg... tohiny
novalian'i Noue ny 05/06/2009 17:27
fijo ( 04/06/2009 19:55)
gasy marseille
miarahaba, hoan'ny gasy eto marseille izany dia ny asabotsy 13 juin amin'ny 15h no fotoana ery amin'ny canebiere. tongava daholo e... tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2009 21:45
locl ( 04/06/2009 19:18)
La peur au ventre de la HAT
La peur au ventre de la HAT et de son «président Andry TGV» ! Le simulacre de procès contre le Président Ravalomanana illustre bien la peur que ce dernier inspire à Andry TGV et sa HAT. Ma... tohiny
novalian'i essera ny 05/06/2009 05:08
koralie ( 04/06/2009 18:18)
aiza izy izay?
mitady an'i titi05. Te hahazo vaovao avy aminao... tohiny
locl ( 04/06/2009 14:59)
Tsy nisy lanjany akory ilay fanamelohany an-dRav8
Tsy nisy dikany teo anivony firenena anatiny sy ireo firenena avy any ivelany ila didim-pitsarana. «Le Gouvernement dit qu’il ne reconnaît pas le jugement par une cour Malgache qui a condamnÃ... tohiny
novalian'i Noue ny 05/06/2009 17:26
Rafahafahana ( 04/06/2009 13:10)
RDB
Mba oome ny adresy ahafahana mihaino ny radio RDB par internet zay mahafantatra. Misaotra mialoha.... tohiny
LibrePenseur ( 04/06/2009 11:16)
Karamaina hitsidika takelaka
Miarahaba, Ity misy hevitra ahazoana vola amin'ny internet ary mety amin-tsika malagasy ihany koa, [b]karamaina ianao hitsidika takelaka[/b], tsotra sy mora ary maimaimpoana ny fisoratana anarana a... tohiny
LibrePenseur ( 04/06/2009 10:55)
Karamaina hitsidika takelaka
Miarahaba, Ity misy hevitra ahazoana vola amin'ny internet ary mety amin-tsika malagasy ihany koa, [b]karamaina ianao hitsidika takelaka[/b], tsotra sy mora ary maimaimpoana ny fisoratana anarana a... tohiny
LibrePenseur ( 04/06/2009 10:50)
Karamaina hitsidika takelaka
Miarahaba, Ity misy hevitra ahazoana vola amin'ny internet ary mety amin-tsika malagasy ihany koa, [b]karamaina ianao hitsidika takelaka[/b], tsotra sy mora ary maimaimpoana ny fisoratana anarana a... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6905