Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
04/06/2009 10:41)
varo-boba kkousa kou!!!
slt daholo,
Halafosandraha..;
Eritreritra sendra mandalo,
Marina ts hahavitana trano any dago ny vidin'ity,
[img]http://www.cdiscount.com/pret-a-porter/vetements-enfant-ado/diesel-polo-garcon-toli...
tohiny
novalian'i rova30 ny 08/06/2009 04:30
naritsimba
(
04/06/2009 09:55)
HETRA NIAKATRA
Hoy hery atsy @ ilay hoe Fampandrosoana ny eny ambanivohitra:
[quote][ampiakariko kely ilay dinika]
Anisan'ny zavatra himatimatesanay ka nahatonga anay tapa-kevitra ny hiroso amin'ny fifidianana man...
tohiny
novalian'i milamm ny 04/06/2009 23:07
penguin
(
04/06/2009 09:38)
Ministry ny Fitasarana tgvendrana nandà ny asan'ny CNME
Fa mitapy marina ireto tgvendrana ireto. Ny CEMGAM milaza zavatra hafa ary ny Ministry ny Fitsarana tgvendrana milaza fa tsy nanome halalana ny hisavana ny ALMA. Dia milaza koa ty Ministra tgvendrana ...
tohiny
novalian'i penguin ny 05/06/2009 06:23
wontolla
(
04/06/2009 09:27)
Citoyen Gasy [après du monde] responsables et engagés
Comment devenir?...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 04/06/2009 11:06
wontolla
(
04/06/2009 07:09)
Appel à la Sagesse
Nous avons connu le pire chez nous.
...Jeune, j\'ai milité de Paris contre Ratsiraka, en priant qu\'un nouveau président serait moins con( ce n\'était pas difficile)!
Peu après l\'arrivée de Ra...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 20:30
soanja
(
04/06/2009 06:04)
Fangatahana Visa hivoaka ny tanindrazana
Nisy tokoa izany fotoana izany. Tadidiko ny ahy fa nangovitra hatrany amin'ny fara-tsainaibe. Ho azo ve ilay izy sa tsia? Ny ahy moa izany tamin'izay tonga dia hoe "TSY EKENA!" no azoko fa nivarahonts...
tohiny
novalian'i soanja ny 11/06/2009 23:35
niryna
(
04/06/2009 02:44)
Tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery
Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena [b] II Tim 1:7[/b]
Raha resaka fanahy masina dia tsy dia mba maheno firy na tsy dia mba heno firy izany ...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/06/2009 20:43
xxx
(
04/06/2009 02:20)
Politika ekonomika.
15 à 22 Milliards de barils de petrole bruts.D ' ou 350 L/ tonnes de kerozenes .Onshore et offshore .Manelanelana ny faritry nosy komba sy tsimiroro.Ny olana kely dia ny fitrandrahana azy .
Du côt...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 20:33
niryna
(
04/06/2009 01:38)
Sao mba mahasoa anao ity
Indraindray dia mitady hira ny tena ka sarotsarotra ihany vao mahazo.Ity ary misy site iray sao mba mahasoa anao .Minoa aho fa tafiditra ao avokoa izay mpihira tadiavinao .
http://www.afromix.org...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/06/2009 18:52
niryna
(
04/06/2009 01:06)
Farany ,nahita ny zanany ihany ilay ramatoa
Noentin'ity sipany nandositra ity zazakely ary dia nitady azy nandritra ny roambin'ny folo taona ny reniny.Nataony daholo izay fomba rehetra mba ahitany ilay zanany ary dia faly ery izy fa hoe ahita n...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/06/2009 18:35
TEGEVE
(
03/06/2009 22:28)
HETRA HO AN-ny mpanao BIZNA
Tsy nahaloa ny sarany ny vidiny
Nihetsiketsika ihany ry havana ,nivoaka tany ivelany fa voan'ny ALLEZ MANDE!!!
BE ihany ny vola lany nirevena tany Frantsa tany ,sy nilalaovana virja tany Dakar zay
...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/06/2009 20:42
bazylou
(
03/06/2009 22:02)
henoy ,, alalino
fa tsy mety ary efa voaozona i Mdagasikara hanara dia an'i LAfrantsa!! MAda tsy misy frantsay dia mada tsy miexiste re tompoko o!!!
Na inona kozy eo na inona kozy eo, dia tsy maintsy eo foana ny fr...
tohiny
novalian'i sakaymena ny 05/06/2009 08:14
Rajakoo
(
03/06/2009 19:02)
NISY NITARAINA NOHONY OMPANY NDRAY NGA TATO E
Mamo miantso polisy anie lay bandy é, mampihomehy be,
Ny mpanompa sy mpanao copie coller ndray ato no mitady rariny
Aleo elah faizana any hatsapan'elah fa favy zany tsy manopa mpitsikera zany
MAMO...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/06/2009 22:40
sitlo
(
03/06/2009 18:03)
ny lasan'ilay sipa
Taloha izany dia nisy sipa niara-nianatra taminay izay nanana lasa ratsy. Tsy ho teneniko eto ilay izy fa "ratsy" amin'ny maro. Mety ho tsara amin'ny sasany.
Dia indray andro izay izahay nanao beloty...
tohiny
novalian'i ni81 ny 15/07/2009 19:23
milamm
(
03/06/2009 17:46)
mampatsiahy ahy ny zava-misy ao amintsika ny voalazany
ity lahatsoratra ahitana ity haiteny politika notsongaina tao anaty ilay boky "Ranitra",nosoratany Elie Rajaonarison,dikanteny malagasy nataon'i Patrick Rakotolahy
Madagasikara...
Kanto noho ny ka...
tohiny
novalian'i milamm ny 04/06/2009 21:44
Noue
(
03/06/2009 15:15)
Ahoana io ???
[URL=http://img197.imageshack.us/my.php?image=billethatdakar.png][IMG]http://img197.imageshack.us/img197/521/billethatdakar.png[/IMG][/URL]
ary fa dia naninona no nanodina avion ho any Paris sa sai...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:08
penguin
(
03/06/2009 14:56)
Elah rehetra tsy migadra koa ahoana no higadra Ra8 ?
Tsy migadra izany izy fa rehefa tsisy migadra dia samy afaka daholo. Izay no atao hoe samy miala zanako. Mopera vaky damozana io ry le leiry é. =)) =)) =)) . Tanànan'ny be olomanga koa samy mifamp...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:02
nyavisoa
(
03/06/2009 14:13)
gadra aho dily
mety mbola ho ela ve vao mivaly ilay hira nangatahiko teo afaka mba lazainareo ve hoe maharitra hafiriana ilay izy vao azo ny valiny misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 07/06/2009 17:54
nyavisoa
(
03/06/2009 13:45)
gadra aho Dillie
Mba mangataka io tononkira io aho re olona ô!
vonjeo e!...
tohiny
nyavisoa
(
03/06/2009 13:40)
gadra aho Dillie
Mba mangataka io tononkira io aho re olona ô!
vonjeo e!...
tohiny
novalian'i vivery ny 14/06/2009 10:49
