Politika ekonomika.

1. xxx ( 04/06/2009 02:20)
15 à 22 Milliards de barils de petrole bruts.D ' ou 350 L/ tonnes de kerozenes .Onshore et offshore .Manelanelana ny faritry nosy komba sy tsimiroro.Ny olana kely dia ny fitrandrahana azy .
Du côté de bemolanga dia 11 Km ambanin' ny attitude 0 , Ny any Tsimiroro dia 10 Km en dessous du 0 , ny ambiny dia 13 Km et + .
Rahoviana no hitranga , asa angamba atsy ho atsy , no ho tonga i Bemolanga , isika tsy ho lany vatsy !!! :oops: :oops:
:roll: :roll:
novalian'i fijo ny 04/06/2009 20:33
2. tafondro ( 04/06/2009 02:27)
Betsaka lavitra noho ny any moyen orien sy exreme orient mtambatra izany evaluation izany é !! :wink:
3. Noue ( 04/06/2009 05:56)
saingy qui va en profiter ??? :^) :^)
4. wontolla ( 04/06/2009 07:38)
Hiara hibaby an'i Madagascar Isika Malagasy maneran'izao tontolo iainana!
5. taralila09 ( 04/06/2009 09:30)
:oops: :roll: :cry: 8-) minoa fotsiny eo!!!sady mba manonofy ee!!!
6. xxx ( 04/06/2009 09:42)
Ahoana kay ny fifanarahana t@ exxon no niafarany momba ilay exploitation ?
Efa nikaroka tao @ google sy yahoo izaho fa tsy mbola tsy nahita .
Dia ahoana izany ra taralila ? tsy azoko ilay fehezantenyhoe:
"minoa fotsiny eo!!!sady mba manonofy ee!!!"



:x :cry: :cry:
7. fijo ( 04/06/2009 20:33)
misy anie le izy e,io tsy lavina,ny ilaina dia ny fahaizna mifanaraka amin'ireo firenena mahay sy hafaka mitrandraka azy,mba tsy ho ny gasy indray no ihindrana.ary hatramin'izao aloha ,dia ny norvegianina no hany mbola tsapako hoe tsara sitrapo hanampy antsika momba izany.fa raha ny US sy frantsay ary ny sinoa,aoka hilamina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9723