Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
02/06/2009 19:12)
resaka grady
2000 taona lasa, Jesoa no Kapiteny
20 taona lasa ny Amiraly no ambony indrindra
2009 Ny grady KOMANDA no ambony indrindra...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 20:49
vanessa19
(
02/06/2009 17:42)
zany hono
Zany hono ry reto fa raha kely manambady de tsy mahazo fihiny loatra rehefa manao ,valio :roll: ...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2009 07:49
zakilinina
(
02/06/2009 16:37)
Ireo be galona
Fahiny dia tsongonolombolo ireo be galona indrindra fa ireo jeneraly izay tsy tambo isaina intsony ny isany ankehitriny. Araka ny voalaza anefa dia maro amin'izy ireo HONO no voafidy vola tamin'ny fa...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:27
xxx
(
02/06/2009 16:35)
Io ve 'zany ra-Hery!
Ity parti vert lazain'ny site sobika ity ve 'zany parti-nareo vaovao 'zany ry [i]tsiky dia ampy[/i] ????? Hasin'i Madagasikara moa?. Tsy mitovitovy amin'ilay parti ho foanana hoe tiako i madagasikara...
tohiny
novalian'i essera ny 03/06/2009 05:18
xxx
(
02/06/2009 14:26)
Ma Tv
Ma Tv a ! Inona no hevitra fa tsy mety hamonjy fanadinana ny zanakay satria vonton'ilay hevitrareo hoe "ny mpanohana ny ara-dalà na" !
Lazainy fa tsy ara-dalà na ny fanadinana hataony satria fanjakan...
tohiny
novalian'i imaitsoanala ny 18/06/2009 06:20
xxx
(
02/06/2009 13:52)
tsy sahy miditra tsony wuiwui fa pehan hery sary porno be
:-D :-D :-D
tsiky dia ampy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/06/2009 22:56
rastafarai
(
02/06/2009 13:34)
Fa iza mou France!?????
Ho anareo velominy sy miankina aminy no tsy maintsy misolelaka any, ze ifanosehanareo ao na gtt nareo na tgv...Nenay Dago ihany fa ra tena tia tanindrazana ianareo modia daholo manasoa firenena fa tsy...
tohiny
novalian'i rodro ny 10/06/2009 07:43
penguin
(
02/06/2009 11:49)
Ny A azo terena ho B na Z hoy izahay TGVendrana
Fifanarahana io hoy ny tgvendrana ka na lazain'ny hafa ho A aminay dia B io ary mety hovainay Z koa ka tsy maintsy manaiky izany ny rehetra satria anay ny hery sy ny fahefana. Mila manova fomba fijery...
tohiny
novalian'i Noue ny 03/06/2009 06:18
naritsimba
(
02/06/2009 10:21)
VALINTENY HO AN'IREO MPITSIKERA
Miarahaba antsika rehetra indray!
Maro tokoa ireo mitsikera ahy @ ireo resaka izay ataoko atsy ambadika atsy, indro hitondra fanazavana aho satria misy ireo sahy manakiana fa tsy miaraka ny fanakiana...
tohiny
novalian'i laimiday ny 06/11/2011 09:21
essera
(
02/06/2009 09:38)
Vaovao farany momba an'i Ra8
Miha velona be ny nangin'i Ravalo amin'izao fotoana fa miadin-tsaina mafy.
:-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:15
xxx
(
02/06/2009 09:16)
vao manao J-6 eo elàwwui dia asin'i hery sary porno ha ha h
:-D :-D :-D ha ha ha
tsiky dia ampy e !...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/06/2009 14:47
xxxy
(
02/06/2009 09:03)
A chacun sa galere !!
A chacun sa galere !!
Qu’est ce que Andry TGV espérait en venant en France avec sa «traîne» de HAT ?
Après son rocambolesque détournement d’avion pour Dakar et le refus des chefs d...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:18
tsalori
(
02/06/2009 07:53)
AMAF Adim-panahy
mba mangataka ny tonon'io hira io ra mba azo atao! :roll: ...
tohiny
Noue
(
02/06/2009 07:18)
Tsy ny Malagasy ihany kay no milaza oe fozaorana
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
[URL=http://img168.imageshack.us/my.php?image=fozaorannnnnnnnnnna.jpg][IMG]http://img168.imageshack.us/img168/7674/fozaorannnnnnnnnnna.jpg[/IMG][/URL]
...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/06/2009 14:44
kialamalala
(
02/06/2009 06:22)
ma première chanson
bonjour, azafady fa tsy izy le tononkira nalefanareo, hiran'ny tarika ny ainga le izy, andraso fa asiako tonony vitsivitsy fa tsy haiko hatramin'ny farany ka izay no angatahiko aminareo:
la premiÃ...
tohiny
novalian'i sapele ny 02/06/2009 18:02
xxx
(
02/06/2009 06:14)
Ravalomanana ao @ youtube
Tena mampihomehy ahy mihintsy ilay tsipak'i Ra8 marina. Aiza ve rangahy ka dia ao youtube sisa no midelira sy manao kabary ho an'izao tontolo izao =)) =)) =)) =)) =)) tsy mba manana site hafa anga...
tohiny
novalian'i essera ny 02/06/2009 09:30
essera
(
02/06/2009 05:29)
Iza mo le niteny wé tapis rouge ?
Raha tsy diso aho d nisy kila izay niteny tam dinika tato hoe ny voyagen'i Andry tany Lybie hoe aza tsy fitsenana toy ny filoham-pirenena. Namafisina le kila io mits wé tsy nisy tapis mena2 ohatran'n...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:47
sitlo
(
02/06/2009 04:33)
Nosavain'ny miaramila hatramin'ny entana
Tapaka mihitsy ny tsinaiko namaky an'ity vaovao ity.
Nikorapaka ny miaramila gasy naheno fa hoe ho avy Ravalomanana. Dia nosavaina hatramin'ny entan'ilay roplanina. =))
http://www.iol.co.za/inde...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:21
bazylou
(
01/06/2009 11:25)
avion AF nanjavona,
Un avion d'Air France disparaît des écrans radars
il y a 2 heures 52 min
LePoint.fr Imprimer Un Airbus d'Air France transportant 216 passagers et 15 membres de l'équipage et qui assurait la ...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 03/06/2009 01:59
xxx
(
01/06/2009 10:33)
sary fifanenjehana tao paris
hahaha tay be lety le tany ra ndefo aaa avohay kely ny capsatana aloha aaa
avohay i sarla
[img]http://www.topmada.com/wp-content/uploads/2009/05/andry-rajoelina-monja-roindefo.jpg[/img]
...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:22
