zany hono

1. vanessa19 ( 02/06/2009 17:42)
Zany hono ry reto fa raha kely manambady de tsy mahazo fihiny loatra rehefa manao ,valio :roll:
novalian'i xxx ny 18/06/2009 07:49
2. vale ( 02/06/2009 19:18)
manambady mbola kely ve sa manao rapport sexuel mbola kely?! tokony eo @ firy taona eo aloha satria samy manana ny ataony oe mbola kely ny tsi11, 13ans ve sa15ans sa 17 ans sa 18ans?!
3. locl ( 02/06/2009 20:16)
Tsy dia mitombina loatra izany, ny fankafizany manao dia an'ny tsirairay ary ao anaty io fa tsy zavatra trandrahana avy aty ivelany.
4. booboo ( 03/06/2009 09:48)
Raha samy tsisy mahalala ny vatany izy roa dia ié, lôzika be raha tsy mankafy rehefa miray.
5. kotobekibo ( 03/06/2009 20:51)
vanessa19:

Zany hono ry reto fa raha kely manambady de tsy mahazo fihiny loatra rehefa manao ,valio :roll:


tsy marina izany , miankina @ tsirairay fotsiny io . Tsy miankina @ taona . ;-)
6. Mirananirina ( 05/06/2009 10:59)
Zany hono ry reto fa raha kely manambady de tsy mahazo fihiny loatra rehefa manao ,valio

ny fihiny dia miankina aminy lhl na vhv aminy firaisana.Raha mahay ny 1 dia misy fihany foana io.Na efa antitra aza.
7. ikaretsaka ( 05/06/2009 23:08)
booboo:

Raha samy tsisy mahalala ny vatany izy roa dia ié, lôzika be raha tsy mankafy rehefa miray.


marina tanteraka... na firy taona io na firy...
zany ny mahatonga le tambawaksa sasany lasa 'devoir" sisa le raharaha manga
8. tywa68 ( 06/06/2009 07:26)
Ika sy Booboo > d lasa tsy tompon'ny tenany koa zany rhf tsy devoir ny andraisana azy satria nahita tsirony :-D :-D
9. xxx ( 18/06/2009 07:49)
fa nsipa v ntena makafy anreny sa nbandy é!!!!

ho an'ny vhv:
>> le elabe sa le vetvety no mlay ???
>> de le accéléré b sa le gentlman ???


:twisted: :twisted: :twisted:
:-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6511