Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 01/06/2009 09:50)
Ilay fandrahoana nataon'i Ravalomanana
Samy naheno ilay kabarin'i Ra8 an-telefonina t@ herinandro lasa iny angamba ny maro tamintsika ka nilazany fa hitondra miaramila hihiditra eto M/car. Ary koa nanome fandrahonana ireo miaramila Gasy f... tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:44
soanja ( 01/06/2009 09:46)
Hatraiza ny fetra amin'ny fanoroana hevitra olona?
Mahavarina ahy fa isika olombelona rehefa hanao ny zavatra mahasarika ny fontsika sy ny saintsika dia roboka tokoa matetika tsy ampiheverana na ampiheverana manao izany satria izay no mahaolombelona a... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/06/2009 05:46
xxx ( 01/06/2009 07:35)
ANDRIAMBYLL SY CYRIL fa diso ianao mlle
Diso ianao mlle raha mieritreritra an'i tafondro sy locl hoe mpandefa sary porno eto amin site tsika sy ny serasera eto fa i Andriambyll sy cyril no efa misy miteny matetika fa mpanao anizany ... tohiny
novalian'i essera ny 02/06/2009 06:11
bazylou ( 31/05/2009 22:57)
Niandry taolana hoatsipin'i TGV teny @ tour Eiffel oe ny GTT
Fa inona loatra re olona no ozona manjoa ireto mpanohana an-dravalomana ? Tapaka marina ny budget ka zao voa ho lasa 4mi d'an-dafy !!!!! - kobakam bava sy fandranitana tanteraka 100% ireny ataon'i... tohiny
novalian'i xxx ny 02/06/2009 17:59
rtcflora ( 31/05/2009 22:46)
mila hevitra za
slt ,manombaka firy volana kay refa bevoka no tsy tokony hiasa mafy sy hibatabata zavatra intsony. de firy volana avy teraka vao tokony hiasa oh: vao afaka manasa lamba,mikarakara sakafo . de inona ko... tohiny
novalian'i rtcflora ny 06/06/2009 08:31
JOSIAH ( 31/05/2009 22:15)
les adeline
Mba nanao ahoana woa ny niafaran les adeline zao e ,mba nankaiza i Sarobidy mba ilazao vao2 fa tena tsy maharaka e merci :�) ... tohiny
xxx ( 31/05/2009 21:42)
Tena mihaino Atra fa tandremo an mahaliana ity
Mazotoa mamaky ary,mbola kely aho dia efa nanolotena ho an`i Jesosy tsaroako tsara 6taona nafana fo tokoa aho mamonjy ireny cellule ambavaka reny ary tena niraikitra be tato ampoko ny fitiavana an`Atr... tohiny
novalian'i niryna ny 24/06/2009 04:02
08051972 ( 31/05/2009 19:55)
MBOLA TSY AMPY ?
[url]http://[/url][url]http://www.savineslelac.com/blog/labels/maison%20de%20retraite.html[/url] IO MISY POROFO IRAY MBA HISAINANTSIKA HOE INONA NO SOA AZONTSIKA T@ FANJANAHANTANY ? RY ZAREO NANAGANA... tohiny
novalian'i xxx ny 01/06/2009 16:07
xxx ( 31/05/2009 19:34)
TAFONDRO , LOCL hafatra ho anareo mtsamy ,
Nareo mtsamy rehefa hitanareo fa tena iva be le raison politika entinareo mitsamy eto dia tsaratsara aminareo ny tsy miditra resaka politika eto fa misy betsaka ndray anefa azonareo idirana fa... tohiny
novalian'i xxx ny 01/06/2009 20:54
bazylou ( 31/05/2009 18:55)
hikombaka eny ivato
izany isika ry gtt fa tsy hisy hanaiky eto an!!! :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i 08051972 ny 31/05/2009 19:50
xxx ( 31/05/2009 18:50)
NOUS SE PREPARERONS POUR LE RETOUR DE CE MINABLE TGV A DAGO
Andry RAJOELINA nargue le peuple, en effet ce dernier a atterri en cachette à Paris vendredi soir via un avion AIR FRANCE. Sauf qu'il a sous estimé la diaspora malgache très nombreuse, le fil en ai... tohiny
novalian'i essera ny 05/06/2009 05:12
xxx ( 31/05/2009 18:41)
Nifandrotahana i TGV tany France !...
Nanomboka tao Dakar ka hatreo @ aéroport CDG androany alahady dia tsy namelan ny GTT mihintsy Atoa Andry Rajoelina , nahita atao ihany aloha ireto pro Ravalo ireto e!.... tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:26
xxx ( 31/05/2009 14:29)
miaramila sudafrikana ao foulpointe
efa tafiditra sy tafapetrka ireo miaramila hitandro ny filaminana manomboka avy any tamatave ao foulpointe. hita eo ny tohiny ary matanjaka ara logistique izy ireo fa manana helicoptera 50 dia lasa ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:30
xxxy ( 31/05/2009 14:22)
miaramila frantsay ao ivato
toa tsy nokitihina ireo miaramila frantsay ao ivato fa naninona nefa tena feno capsata bedebe teny sa zone rouge koa no ao ivato amin ny aéroport ao :/ :/ :/ :/ :/ :/ ... tohiny
novalian'i xxx ny 31/05/2009 19:31
xxx ( 31/05/2009 13:52)
Deba ....
Marary hono i Rtsiraka , dia manao crise de parkinson ,miampy ny taona mandroso.Mipipss am-pataloha foana hono izy isan' alina , dé asina couche xxls ,dé mtady nono @ maman celine fôna isaky ny te... tohiny
novalian'i bazylou ny 31/05/2009 21:57
halloween ( 31/05/2009 10:12)
J-8 anio hoy andrywui !!
mazava zany letsy !!!... tohiny
xxx ( 31/05/2009 10:03)
course-poursuite TGV-GTT Paris 20h ce 31 mai 2009
Andry RAJOELINA nargue le peuple, en effet ce dernier a attéri en toute discrétion à Paris vendredi soir via un avion AIR FRANCE. Sauf qu'il a sous estimé la diaspora malgache très nombreuse, le ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:37
RanOBe ( 31/05/2009 08:06)
Ahoana ny fijerinareo mpamaky?
Hoy i RA-8 ! Indro indray omena anareo ny antso nataon'i Marc Ravalomanana androany alakamisy 28 mey 2009 tao amin'ny radiô fahazavana. Ry vahoaka malagasy tia tanindrazana izay mijoro sy mitaky ... tohiny
novalian'i belakely ny 02/06/2009 00:25
rajy ( 31/05/2009 07:19)
NY MARINA IHANY
na inona lazainareo eo tsy miova ny hevitro fa tsy tafavoaka izany io HAT io , jereo izao ny ariary ohtrinona? . maninona raha mamorona societe tahaka an-rda8 raha mahavita fa tsy efa ny teo indray no... tohiny
novalian'i xxx ny 31/05/2009 18:19
xxx ( 30/05/2009 20:42)
Lanto ô
Mangataka ny hiran'ny rebika hoe: Lanto ô ny titre izay mba mahay d misaotra mialoha e! ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/06/2009 19:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3797