Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kialamalala ( 30/05/2009 20:19)
ma première chanson
bonjour mba hangataka ny tonon'io hira io zafady fa tena tiako loatra le izy fa tsy haiko , merci... tohiny
novalian'i frami ny 31/05/2009 11:55
Noue ( 30/05/2009 20:15)
Ahoana io ?
Ahoana io eee ?? dia mbola misy sahy milaza ihany ve oe [b]OK ??? [/b] http://www.youtube.com/watch?v=XaencsNA9Mk... tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:34
kialamalala ( 30/05/2009 19:56)
asandratro
[b]Bold text[/b]... tohiny
xxx ( 30/05/2009 17:50)
Ireo fanaratsiana ny FILOHAM PIRENENA MALAGASY RA8 rehetra
osy e! osy e! ONU e! ONU e! TIKO e! TIKO e! ALMA e! ALMA e! SADC e! SADC e! ôtrisy e! ôtrisy e! sampy e! sampy e! Tabera e! Tabera e! la pont e! le pont e! rameva e! rameva e! ... tohiny
novalian'i xxx ny 02/06/2009 13:41
xxx ( 30/05/2009 17:15)
Hafatra avy amin'ny filoha Ravalomanana
ګ Ravalomanana 3 Õێíڭښڵ íÊ ÈÕ ÆÔÓÞ í ÙÎ ÚØÕÚ ÖÖÛ ÞÔÞÚØ Õۑۍۑ ګڭڷڬ ڭښ... tohiny
novalian'i belakely ny 02/06/2009 00:29
kialamalala ( 30/05/2009 16:59)
trotraka
mba saika angataka an'io hira io azafady izany hoe ny tonony(mpihira:antsan'i kristy/lohateniny: trotraka), misaotra betsaka mialoha... tohiny
novalian'i cutie ny 06/06/2009 15:41
dadabe ( 30/05/2009 16:39)
diamondra27
aiza izy oo??? malhelo azy aho ... tohiny
novalian'i dadabe ny 21/08/2009 07:37
08051972 ( 30/05/2009 13:11)
FITIANAN-TANINDRAZANA
Efa mazava be zao fa samy tia an'i Madagasikara daholo ny Malagasy eny fa na dia eo aza ny fahasahiranana ara-bola mianjady @ tsirairay na ny TIM sy ny mpanohan'azy na ny HAT sy ny mpanohan'azy! Nefa ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2009 17:59
essera ( 30/05/2009 09:21)
Kofona i Fetison tao am MATV
Salii daholo, Tena kofona mihitsy i Fetison tao am MATV ho an'izay nahita ny fandaharana RESABE. Tena kobo be tao izany hoe manana mauvaise foi ny TIM tamin'ilay nitsoaka an-daharana tao am carlton... tohiny
novalian'i xxx ny 31/05/2009 20:24
halloween ( 30/05/2009 09:02)
efa madiva sy amoron'ny hirava tsy ho ela ny antoko TIM !
hamoaka didimpanjakna handrva ny antoko tim ny HAT ato ho ato fa be loatra ny fandikandalàna ataony araka ny fanapahakevitry ny ministra omaly hariva ! ho nofy sisa zany ry noue zany tim zany fa de m... tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2009 17:45
xxx ( 30/05/2009 08:58)
Nono mivoaka ronono
Efa manambady za fa tsy mbola niteraka ,gaga be zaho in-1 maraina fa nangidihidy be ny nonoko ary dia nohaoriko ,avy teo ohatry ny naharary kely zany ny loha nono,nojereko ary io fa misy tsiranoka miv... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:42
andrywui ( 30/05/2009 08:56)
J-9 !akaiky ny fara-andro !
Lasa aferampiorenen'ny TIM rehetra sy problemmmm be aminy ity resaka ity ! hanomboka tsy ho ela ny fety ka mihomana daholo !! -ny sur aloha de tsy misy charles miakatra eto amion seraseera fa ny ot... tohiny
novalian'i rakaroka ny 30/05/2009 18:07
xxxy ( 30/05/2009 07:23)
discour du pm mahazo manodimbola fa tsy mahazo mamoaka any i
AZO ATAO NY MANODINA VOLAMPANJAKANA FA TSY AZO ATAO NY MANDEFA VOLA ANY IVELANY FA HANAOVANA ZAVATRA ETO MADAGASIKARA NY VOLA AHODINA MBA AHAFAHANA MAMORONA ASA HO AN IREO TSY MANANA VAOVAO TVM O... tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2009 18:01
xxx ( 30/05/2009 07:20)
ALERTE ROYGE
Un groupe de Mercenaries a été recruté en Afrique du Sud. Les membres de ce groupe sont des anciens militaires de la Force de Défense Sud Africaine appelé « VK and Recon ». Le leader du g... tohiny
novalian'i xxx ny 31/05/2009 19:36
eightman ( 30/05/2009 07:18)
Inona no tadiavina
Taorian'ny fotoana fahanginana maromaro dia nandinika hoe inona moa no tena andrasanareo tsirairay avy? moa ve ny olona no hotohanana mba ahazoana tombotsoa kely sa moa ve ny hoavin'ny firenena no tad... tohiny
novalian'i Noue ny 30/05/2009 07:43
bazylou ( 30/05/2009 07:07)
nendasin'ny wade ny gtt
tany dakar fa nisolatsolana ohatra ny vinanto tsy mahre fosa!!! :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i andry44 ny 30/05/2009 15:34
Noue ( 30/05/2009 06:30)
Aiza ny excuse ny HAT ?
ny air mada zany aloha dia mba nanao excuse fa aiza kosa zay mba excuse ny FAT(Y) ? dia tsy mba hasiana hasina mahintsiny ve ny olona fa manao ny didin'be sandry sy manao ny danin'ny kibony fotsiny ??... tohiny
novalian'i Noue ny 30/05/2009 10:08
xxx ( 30/05/2009 03:43)
Pro TGV ilay commandant de bord MD058 du 28/05 iny?
Tafahoatra ary henatra lehibe ho an ny HAT ary koa ny AIR MADAGASCAR ny zava- nisy t@ 28 mai lasa iny. Ary ny tena loza dia ilay mpanamory , izay tompon andraikitra voalohany @ resaka sécurité a ... tohiny
novalian'i halloween ny 30/05/2009 09:03
bazylou ( 29/05/2009 23:10)
misy ny gtt izao , dia io koa ny tmt
tanora manohana ny tetezamita!!!!!! AZA BE FIALONANA FA SAMIA MAKA IZAY TIANY!! :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2009 07:16
fijo ( 29/05/2009 21:48)
indrisy
indrisy,fa dia tsy sahy namaly ilay fanamby ny namana .ka mampanontany tena hoe tena nisy fa fankahalana olona fotsiny no tena izy?????... tohiny
novalian'i Noue ny 30/05/2009 14:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1898