Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i eightman, milahatra araka ny daty
eightman ( 30/05/2009 07:18)
Inona no tadiavina
Taorian'ny fotoana fahanginana maromaro dia nandinika hoe inona moa no tena andrasanareo tsirairay avy? moa ve ny olona no hotohanana mba ahazoana tombotsoa kely sa moa ve ny hoavin'ny firenena no tad... tohiny
novalian'i Noue ny 30/05/2009 07:43
eightman ( 10/04/2009 09:35)
Lisitry ny autoproclamé
Ireoto avy ny lazain ho mpitondra ankehitriny nefa autoproclamé daholo izy ireo : Andry Radomelina CEMGAM Ny maire sy/na pds any amin'ny faritra maromaro sy ny pdt pokotany oh: Ny maire ao antsir... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/04/2009 23:22
eightman ( 10/04/2009 09:27)
mitady hira
Mba mitady ny hira tsy fahita etsy sy eroa ireny ry zareo a , afaka mifanakalo koa , any amin'ny sehatry ny jazz gasy any ny tiko hotenenina ! Miandry ny fiaraha-miasa aminareo e!... tohiny
novalian'i leonnos ny 11/04/2009 03:12
eightman ( 03/04/2009 16:40)
Historic
Ny voka-pifidianana farany dia afaka mba hanampy antsika tsirairay hieritreritra : Le dernier élection présidentiel à Madagascar The last presidential election in Madagascar Marc RAVALOMANANA 5... tohiny
novalian'i tafondro ny 04/04/2009 01:52
eightman ( 28/03/2009 09:54)
Ny vokatry ny fidinan'ny vidin-javatra
"A partir du lundi 30 mars 2009, le prix de l’huile sera de 2 500 ariary le litre, la baguette de pain bâtard à 200 ariary la pièce, l’essence ordinaire à 2 450 ariary le litre et le gasoil à... tohiny
novalian'i xxx ny 28/03/2009 10:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079