Ny vokatry ny fidinan'ny vidin-javatra
1. eightman
(
28/03/2009 09:54)
"A partir du lundi 30 mars 2009, le prix de l’huile sera de 2 500 ariary le litre, la baguette de pain bâtard à 200 ariary la pièce, l’essence ordinaire à 2 450 ariary le litre et le gasoil à 2 120 ariary le litre."
Io dia vaovao hita tao amin'ny tribune , Mazava ho azy fa be y ho faly amin'izany fa ny vokatr'io dia mbola ho be lavitra nohon'ilay fidinana satria ny fanjakana izany no hiantoka ny vidiny ary mitotongana ny économia ary hitantsika fa ny vola tao amin'ny banky centrale dia efa kely dia kely !! Ny dikan'izany , tsy mahavita manangana fotodrafitr'asa intsony ny fanjakana ary ny vola any amin'ny jirama sy ny Air Mad indray izany izao no hotsabahana dia isika ihany no hiharan'izany avy eo !!
Ka anareo ny safidy :
moramora ny entana mandritrn'ny fotoana kely monja dia avy eo sady tsy vitan'ny hoe tsy taka-bidy fa sady koa miaka-bidy ny zva-drehetra avy eo
sa
Mijanona amin'ny vidiny ankehitriny ny entana dia tsy ahatahorana loatra ny fiakarany avy eo!!

novalian'i xxx ny 28/03/2009 10:37
2. Noue
(
28/03/2009 10:20)
ka tsy maintsy manao an'io anie ry zareo eee ! aza hadino fa miseho azy manambola koa anie ry zareo ee ! dia aharitra hafiriana hono zany??? ary naninona no be taraina oe "tsy ho tafavoaka irery izahay t@ ireo mpamatsy vola ???
3. xxx
(
28/03/2009 10:25)
hiditra fantiatoka daholo indray izany aloha sa hanamboatra vola vrakiny be ry tgv :-D :-D :-D
4. xxx
(
28/03/2009 10:37)
Aza mihomehy ianao ry xxx-2 fa tena mety ho solution tena tsara izany fanamboarana vola sy ny fanaparitahana an'azy eto madagasikara an!