Ahoana io ?

1. Noue ( 30/05/2009 20:15)
Ahoana io eee ?? dia mbola misy sahy milaza ihany ve oe OK ???

http://www.youtube.com/watch?v=XaencsNA9Mk
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:34
2. xxx ( 30/05/2009 20:34)
Mimenomenona ny atsy mimenimenina ny ary, mandefa atsikana amin'ny teny tsy hay ny aroa.

Raha ny eto an-tanana kosa dia milamina miaraka amin'ny sarla.
3. ndaty ( 30/05/2009 20:35)
ka misary gege iha noue:

-Resake efa 4 semaine passée no andesinao eto, efa maro ny raha ni-evoluer depuis , vous étes vraiment des gens du pasée. Ravalo aussi c'est du passée, et vous l'aimez,

-Thierry Cornillet, deputé de drome rallié à l'UMP, donc sarkozyste.
Donc rehefa mahafaly anareo dia antsoina Lafrantsa sy ny deputé UMP, lafa tsy mahafaly anareo dia hoe: mpanjanatany i sarkozy, Ka ino marina ilanareo. vous vous foutez la gueule du monde alors

-Farany politique io, ny coup d'etat tsy solution en france, mety ho solution à Madagascar, sinon enkena koa zany fa legal i Omar bongo president ny gabon accepté par le HCC gabonais depuis 1967,

hoy ny vazaha: Vérité au-deçà des Pyrénées, erreur au-delà.

mavandivandy avao.....

4. gasmlay ( 30/05/2009 20:36)
alefaso ndray ny afisy manaraka fa mbola tsy ampy!! :@ :@ ,alefa ry le noue an! aza kivy fa apetaho fônafôna :-D :@ ,efa nilaza ny mpaminany fa ho rava tsy ho ela ny HAT =)) :@ :@
5. rakaroka ( 30/05/2009 20:39)
En plus anie iray no mba nanao comment ilay resaka eto , marina ny anao ry 'Ndaty hoe efa dépassé , mila miatrika ny fiainany ny olona !
6. ndenn ( 30/05/2009 20:46)
Ka efa hita anie fa io no antony hampiadian- dry zareo ny samy malagasy hatramin' izay ry noue é !mbola misy foana ireo malagasy hitady hiala andraikitra . Nefa ny tokony ho fantatry ny malagasy rehetra dia na ho mora na ho mafy dia hataon- dry zareo vautours rehetra ireo izay ahazahoana ny appel d' offre momba ny fitrandrahana ireo ressources ireo ,.

Izaho dia efa niteny mihintsy fa tsy maintsy mitambatra ho iray ny malagasy rehetra fa raha tsy izany dia ho vitain' ireo @ fomba tsy misy indrafo.
Manoloana ny vahoaka aman- tapitrisany mamba noana isika dia raiso an' eritreritra hoe ahoana no fomba hanoherana izany ?
7. fijo ( 02/06/2009 21:34)
efa neken'ny rehetra hono le hat ko,hihiihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1082