diamondra27

1. dadabe ( 30/05/2009 16:39)
aiza izy oo??? malhelo azy aho
novalian'i dadabe ny 21/08/2009 07:37
2. Mirananirina ( 31/05/2009 10:03)
Mivoaha tao hono diamondra a
3. dadabe ( 31/05/2009 15:35)
4. fahamarinana ( 01/06/2009 18:52)
:arrow: any ho any izy e !...sao dia nifindra monina aza ? :{ (l)
5. Koditra ( 01/06/2009 19:07)
za ko malaelo azy, aiza ary izy? Fahama zao mahita anazy fa mody tsy miteniteny eo, tsssssssss. :lol:
6. fahamarinana ( 01/06/2009 19:11)
:arrow: koditra :namako ve tsy ho hitako no misy azy ? :-P , lainagako zany fa za koa tsy mahay an ! :) (l)
7. accolade ( 04/06/2009 15:33)
Sao dia nisy nivarotra klé... vato io kou !!! :roll:
8. Angie ( 07/06/2009 16:39)
hay kay tsy izaho irery no tsy nahita azy,
ho avy eo ihany izy kah, mbola somary ohatran zay hono loll
:D
9. kotobekibo ( 19/07/2009 17:58)
akoho tsy naneno otran'izay efa lanin'ny kary e!
:-D :-D :-D
10. dadabe ( 21/08/2009 07:37)
hahahah hoe bekibo v ???? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9089