Aiza ny excuse ny HAT ?
1. Noue
(
30/05/2009 06:30)
ny air mada zany aloha dia mba nanao excuse fa aiza kosa zay mba excuse ny FAT(Y) ? dia tsy mba hasiana hasina mahintsiny ve ny olona fa manao ny didin'be sandry sy manao ny danin'ny kibony fotsiny ???
COMMUNIQUE de la Compagnie Air Madagascar
[size=70]Suite aux faits qui se sont déroulés le mercredi 27 Mai 2009 sur le vol d’Air Madagascar MD58 reliant Antananarivo à Marseille et Paris, la compagnie Air Madagascar tient à apporter les précisions suivantes.
Avant tout, la compagnie Air Madagascar présente ses excuses les plus sincères à tous les passagers concernés pour les désagréments subis.
Air Madagascar, Compagnie nationale malgache, a en effet reçu une demande tardive de la Présidence de la Haute Autorité de Transition (HAT). Le choix de la première escale à Dakar s’est révélé étre la seule solution permettant d’acheminer la délégation de la HAT dans les délais requis.
Les passagers concernés souhaitant contacter Air Madagascar suite à ce changement d’itinéraire sont invités à le faire par courrier ou par e-mail, aux adresses indiquées ci-dessous :[/size]

répondu par Noue le 30/05/2009 10:08
3. xxx
(
30/05/2009 07:11)
efa nandefa excuse t@ machine à ecrire ry zareo fa tsy mahay mandefa email
hainareo ihany fa pondrodoro e!
toy loupbazi
hainareo ihany fa pondrodoro e!
toy loupbazi
4. Noue
(
30/05/2009 07:23)
xxxy:ny anao zany dia tsy maintsy hasiana dessin foana ??
aiza ze mail eo tsy misy akoriny
aza mandainga eo ry noue aaa
:^) :^) :^) :evil: :evil:
Les passagers concernés souhaitant contacter Air Madagascar suite à ce changement d’itinéraire sont invités à le faire par courrier ou par e-mail, aux adresses indiquées ci-dessous :
Pour les passagers résidant en Europe :
Air Madagascar
Service clients
73 Boulevard Haussmann
75008 Paris, France
serviceclient@airmadagascar.fr
Pour les passagers résidant à Madagascar :
Air Madagascar
Services à la Clientèle
31 avenue de l’Indépendance
Antananarivo 101
customer@airmadagascar.com
6. Noue
(
30/05/2009 07:41)
anontanio an'ny air mad eee ! sa mbola mila dessin indray kooo ??? :^) :^) :^) :^)
7. xxx
(
30/05/2009 08:49)
Communiqué de la HAT:
Miala tsiny, miala fondro izahay ato amin'ny HAT amin'izao fanakorotanana tsy maintsy natao teto amin'ny firenena izao. Niteraka vokatra tsara nefa izany faharetam-perintsika mianakavy izany satria dia niala soa aman-tsara ihany ilay mpivarotra ronono mitaingina ropilana aminà tapitrisa maro teo. Mirenireny, very hasina sy very zo any an-tanin'olona tsy haihay any izy amin'izao. i sarla kosa no hitsena azy rehefa tonga eto indray izy.
Ka dia mbola mamerina ny fialan-tsiny re tompoko.

8. halloween
(
30/05/2009 09:10)
resaka noue ndray ty lé !
za tsy niteny hoe resaka afisy a !fa noue hoa !!

9. Mirananirina
(
30/05/2009 09:35)
resaka noue ndray ty lé !
za tsy niteny hoe resaka afisy a !fa noue hoa !!
o ry Andrywui a,efa miteny foana aho hoe,raha tsy misy ny afisy tsy mahita vaovao izahay e