efa madiva sy amoron'ny hirava tsy ho ela ny antoko TIM !
1. halloween
(
30/05/2009 09:02)
hamoaka didimpanjakna handrva ny antoko tim ny HAT ato ho ato fa be loatra ny fandikandalàna ataony araka ny fanapahakevitry ny ministra omaly hariva ! ho nofy sisa zany ry noue zany tim zany fa de mionona sy mitomania a!
novalian'i xxx ny 30/05/2009 17:45
3. essera
(
30/05/2009 09:41)
Na tsy ravaina aza halloween d efa mirodana oaz. Ny tsaratsara d aleo izy maka leson am arema raha mbola te hi-existe.
4. Noue
(
30/05/2009 09:57)
halloween:k'inona moa ny blèm-ko raha rava any lesy ny TIM aa ?? de toute façon fa nga koa io ohatran'ny trano ka azo ravana fahatany fotsiny ao??? Raha ny TIM ihany no mandava azy , azy zany! fa droit avy @ iza no ahazo fahefana handrava hefa ny an'ny sasany ?
hamoaka didimpanjakna handrva ny antoko tim ny HAT ato ho ato fa be loatra ny fandikandalàna ataony araka ny fanapahakevitry ny ministra omaly hariva ! ho nofy sisa zany ry noue zany tim zany fa de mionona sy mitomania a!
5. 08051972
(
30/05/2009 12:52)
F'angà moa tena antokompolitika le " FITIAVANTANINDRAZAN"? (l) (l) (l) (l) Ka takin'ny ho very maina zé mitady hanala ato ampoko aloha ny hoe TIAKO I MADAGASIKARA; satria io fitiavako ny tanindrazak'io tsy niandrasako n'iza n'iza ary tsy niandrasako an-DRAx na RA Y fa de satria Malagasy ny tenako dia tiako ny fireneneko sy ny MALAGASY rehatra! De mahereza dahôlo e! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
6. locl
(
30/05/2009 13:51)
Manonofy ireo izay mihevitra fa ho rava ny TIM, ary izany didy fandravana izany dia tsy atahoranay akory satria didy tsy misy lanjany.
Mahereza mitolona ry TIM
Mahereza mitolona ry TIM
7. Mirananirina
(
30/05/2009 14:59)
araka ny fanapahakevitry ny ministra omaly hariva
Ary Andrywui ity mety tena mpamanmpy ny ministre an,na mpitondrateny ao mihitsy
