Kofona i Fetison tao am MATV

1. essera ( 30/05/2009 09:21)
Salii daholo,

Tena kofona mihitsy i Fetison tao am MATV ho an'izay nahita ny fandaharana RESABE. Tena kobo be tao izany hoe manana mauvaise foi ny TIM tamin'ilay nitsoaka an-daharana tao am carlton :
Ny fanontaniana napetraka d tsotra tam zay : "Naninona ianareo no nitsoaka tamin'ilay tao am carlton ?" Ny valiny dia tsotra fa raha vao tsy eo ny avy am Ratsiraka d tsy ho avy izy.
D mahavariana sy mahatalanjona mihitsy fa tsy tokony ho zarany aza tsy eo ny avy am Deba izay napoakany tam 2002. Satria raha ny lojikan-javatra sy ny niseho dia samy hampihinana azy na ny mouvance tgv na ny mouvance Ratsiraka. Tena vitsivitsy teny mihitsy lery satria tonga d nohitrikitrihin'i Roland Ratsiraka. Ary ny tena nahazendana dia na ny namaky an'ilay charte ho dinihina miaraka aza d tsy nataony akory. Tena niharihary mihitsy ilay FANOHANANA OLONA IRAY fa tsy FIARAHANA MITADY NY FOMBA HIVOAHANA AMIN'NY KRIZY. Aleo angamba d izay nahita hanampy an'ity dinika ity sao d tenda-kanina be loatra aho.





:-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 31/05/2009 20:24
2. Mirananirina ( 30/05/2009 09:39)
sao nisy nanome sakay kosa izy dia kofona
3. essera ( 30/05/2009 09:46)
Ka ao anatin'ny adihevitra tsy maintsy misy manindrona ange. Fa anisan'ny nanaitra tamin'ny resaka omaly d ilay fair play an'i Roland Ratsiraka hoe :

"Ianao Fetison manokana aloha d hitako fa manana ilay volonté tena te hiditra fa ny namanao rehetra tena hita be hoe resak'eh"

Ny napetraka mantsy dia tsotra be ry Mirananirina, mahatapaka ve ianareo izay solon-tenanin'ny mouvances rehetra ireo. Dia tena nampalahelo tokoa i Fetison teo satria fantatra fa tsy maintsy baiko avy any am Dada ny miainga vao miteny.
Ny teo am tgv anefa nilaza hoe alohan'ny hidiranay amin'ilay fivoriana d efa fantatra izay point azo andeferana sy point tsy hileferana. Tena ny niteny an'ilay izy direct sisa no tsy nataon'i Fetison fa d OLONA IRAY IZANY IZAO NO IAINGAN'NY ZAVATRA REHETRA. Dia tsy manomboka ny fety raha tsy eo i Dada.

Ny tokony ho fantatry ny mpiondana anefa d efa manomboka hita tsikelikely ilay fankatoavana ny fitondrana am zao fotoana. Efa ela moa no nanao dinika tamin'io hoe : "On reconnaît timidement." Fa hiseho io a, zavatra efa nandalovan'i Ra8 ange izany ka tsy tokony mbola hiverenana ampahafantarina azy indray sa ahoana ?


4. Noue ( 30/05/2009 09:54)
koa naninona no tsy nitondran'lah verra d'eau ee ?? :-D :-D :-D :-D :-D
5. essera ( 30/05/2009 10:00)
Ka zah lti tena efa midôsla b eo ampandriana mandevin-kanina ry Noue.

Fa tokony bandy hafa no nalefan-ny TIM tany fa ohatran'ny hoe baolinan'i

[center]bresil VS Maki de madagascar[/center]
6. Noue ( 30/05/2009 10:04)
essera:

Ka zah lti tena efa midôsla b eo ampandriana mandevin-kanina ry Noue.

Fa tokony bandy hafa no nalefan-ny TIM tany fa ohatran'ny hoe baolinan'i

[center]bresil VS Maki de madagascar[/center]
mankatavy anie lesy io mandevin-kanina ao am-pandriana io eee


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. bozyboleta ( 30/05/2009 11:55)
De samy manana ny masony sy ny sofiny fa de zao lazain'i essera zao no atao hoe "fanatisme" ka tsy afaka hanana fijery mahitsy intsony.

Raha ny zavatra niseho tao @ resabe omaly dia nampanontany tena ahy mihitsy hoe mpanao politika ve le roland ratsiraka. Manoatra noho ireny edy sofera sy sofera miresaka anaty bus fa de tena poakaty tsisy raisina le zavatra lazainy. Ny tsy fahalalam-pomba mitsatsaingoka olona miresaka manginy fotsiny.
Hany ka nanaovan'i Fetison farahehy nony farany fa tena mahalatsaka kosa e!

De hoe "Ampianariko kely nareo". Kanjo novalian'i Fetison hoe "ny olona raha hanao mpampianatra izany dia mila mahafehy ny taranja ampianariny".
Jereo @ fijery mahitsy ry essera fa raha ireny otran-dry roland ratsiraka ireny no atao hoe mpanao politika dia tsy mahagaga raha mirefarefa @ tany ny politika gasy.

Mahamenatra marina e!
8. sakaymena ( 30/05/2009 11:57)



POLITIKA FIKAFIKA
POLITIKA LAINGALAINGA
POLITIKA HAFETSENA
POLITIKA FILAN-KARENA


POLITIKA MAKALEO
ADALA ZAY MITOL EO
SATRI NAHONA RY ZAREO?
IANAO HADINONY AVY EO.
9. 08051972 ( 30/05/2009 12:45)
sakaymena:




POLITIKA FIKAFIKA
POLITIKA LAINGALAINGA
POLITIKA HAFETSENA
POLITIKA FILAN-KARENA


POLITIKA MAKALEO
ADALA ZAY MITOL EO
SATRI NAHONA RY ZAREO?
IANAO HADINONY AVY EO.



;-) ;-) ;-) ;-) Mampahery anao manokana ny tenako! Aza mbola leo alo fa mbola lavitra ny dia! Madagasikara tsy an'ny mpitondra fanjakana ary tsy an'ny mpanao pôlitika fa antsika Gasy! Miharihary anie fa iray loha i Deba sy ra8 e! ny @ Roland na iFetisoa indray de mena ambanin'ny mena ireo ! Toy ny directeur n'ny orinasa fa tsy hoe patron ankory!
Tsarovy ny fa ny tanjontsika de ny hoe "MADAGSIKARA MIJJORO FA TSY MANDOHALIKA, ary koa hoe TIAKO NY FIRENEKO DE I MADAGASIKARA IZANY! ;-) ;-)
10. xxx ( 30/05/2009 13:08)
Ny ahy ny fantatro dia ilay hoe: T.ataho I. M.adagasikara (T.I.M) ???Ilay foto-pisainan'i le8 e!!!!
11. 08051972 ( 30/05/2009 13:55)
xxx:

Ny ahy ny fantatro dia ilay hoe: T.ataho I. M.adagasikara (T.I.M) ???Ilay foto-pisainan'i le8 e!!!!



:roll: :roll: :roll: :roll: Reto a! Efa tsy an'azy hoe GASIKARA fa antsika jiaby! Mba henoy ny hiran'i Njaktiana hoe "manann'enao,Gasikara nenao, Malagasy no anarano, nomenjanahary anao Malgasy enao ....! (l) (l) (l) (l) (l)
12. Noue ( 30/05/2009 14:44)
bozyboleta:
Raha ny zavatra niseho tao @ resabe omaly dia nampanontany tena ahy mihitsy hoe mpanao politika ve le roland ratsiraka.

Mahamenatra marina e!
politika inona nefa no mba hain'io eee???


13. dadabe ( 30/05/2009 16:36)
zah tsy hahita izany kleaza 你好吗 ...很好的..哈哈哈哈哈
14. dadabe ( 30/05/2009 16:36)
ary manoratra teny sinoa le serasera leaza hahahahah :-D
15. Noue ( 30/05/2009 16:44)
manoratra teny sinoa ahoana koa izany eee ???
16. xxx ( 30/05/2009 16:44)
丑专丗 両丞㐂 丙东𠀧丣一𠁄𠁚
17. xxx ( 30/05/2009 16:46)
Sao dia manopa anao izany ry Noue fa tandremo :-D :-D :-D
18. Mirananirina ( 30/05/2009 17:24)
zah tsy hahita izany kleaza 你好吗 ...很好的..哈哈哈哈哈

क्या है यह सब
zahay indray miteny hindi,hihihi
19. xxx ( 30/05/2009 17:56)
hahaha, tsy sahy mody ? f'angah r'ilay io ambony io tsy misy afa-tsy halatra any @ nareo any a? Alefaso daholo ho'aho izay fanaratsiana an-dravalo, tsy misy hotantarain-tsika @ sarla & nandra rehefa any nosilava sy tsiafahy ry leirony. Sady fahanan-tsika mangahazo izy no hataon-tsika eo am-baravarana hoe "mpangalatra ravalo, mpanompo sampy ravalo, mpandainga ravalo".

Aleo haveriko kely etsy ambany mihitsy ireny kozy ireny e:

osy e! osy e!
ONU e! ONU e!
TIKO e! TIKO e!
ALMA e! ALMA e!
SADC e! SADC e!
ôtrisy e! ôtrisy e!
sampy e! sampy e!
Tabera e! Tabera e!
la pont e! le pont e!
rameva e! rameva e!
Sommet e! sommet e!
rongony e! rongony e!
7 février e! 7 février e!
tatezana e! tatezana e!
DAEWOO e! DAEWOO e!
monopole e! monopole e!
EMMONAT e! EMMONAT e!
Force One e ! Force One e !
carte grise e! carte grise e!
tsy tia côtier e! tsy tia côtier e!
bois de rose e! bois de rose e!
mpangalatra e! mpangalatra e!
virijiny swazi e! virijiny swazi e!
aina germain e! aina germain e!
kravaty mena e! kravaty mena e!
honoris causa e! honoris causa e!
tambanivohitra e! tambanivohitra e!
(le hintsy) maika lava e! maika lava e!
mpivaro-dronono e! mpivaro-dronono e!
fanampenam-bava e! fanampenam-bava e!
pasitera mandainga e! pasitera mandainga e!
mpitaingina bisikileta e! mpitaingina bisikileta e!
fampidirana hery avy any ivelany hanani-bohitra e!

Ireo ny sopapa ka dia mahaiza mampiasa e! 'nareo mantsy tsy dia ampy saina izay ka raha tsy bitsihina tsy misy atokona.
20. xxx ( 30/05/2009 18:02)
Dizina be mintry razokinaka zany an!!!!mi- tritritry valdom skotla be zany tanisanareo zany mba tse!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0533