Iza mo le niteny wé tapis rouge ?

1. essera ( 02/06/2009 05:29)
Raha tsy diso aho d nisy kila izay niteny tam dinika tato hoe ny voyagen'i Andry tany Lybie hoe aza tsy fitsenana toy ny filoham-pirenena. Namafisina le kila io mits wé tsy nisy tapis mena2 ohatran'ny fitsenana filoham-pirenena, ka raha ohatra zany tenenina anareo mpiondana fa tena fitsenana filoham-pirenena no niseho tany sénégal d ahoana (Misy an le tapis rouge). Nareo mpiondana mantsy ti2 voninahitra izay ihany ka nomena voninahitra iny i Andry R zany d mety alahelo be zao nareo a ?
Kony e ????

novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:47
2. essera ( 02/06/2009 06:30)
Tratrako ilay kila fa http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4a13324c62919

Dia hoy izy hoe :

zoam:
Tamin'ny datin'ny 20-05-2009 00:27:24
Lohateny : fitsenena president tany lybie selon VIVA
Nijery viva aho aho androany dia nahita fa hoe fitsenena presiden no nanaovana an'i TGV tany lybie,tsy nisy na dia tapie rouge,fitsofana mozika ny tafika ,ny tafondro,escort @ motar nankany palais kadhaffi.
3. ravatorano ( 02/06/2009 06:45)
=)) =)) =))
4. essera ( 02/06/2009 07:25)
Mba satriko mihitsy izao i Zoam no hametaka ilay sary tamin'ilay visite tany Sénégal iny d tsara2 kokoa raha ilay boay kely mandeha eo amin'ilay tapis rouge fa aza traiter-na am photoshop fotsiny wé tsy nisy fa raha hi-traiter nareo d ovay ny couleur-n'ilay tapis rouge am ze itiavanareo azy.

:-D :-D
5. Mirananirina ( 02/06/2009 08:30)
anareo mpiondana

inona no tena dikan'io
6. essera ( 02/06/2009 08:39)
Mirananirina:
inona no tena dikan'io

Fans club n'i Dada e
7. Mirananirina ( 02/06/2009 08:55)
Fans club n'i Dada e

hay ve e,misaotra
8. fijo ( 02/06/2009 21:47)
ary ny lainga be nataony avy any ngah atsy mba asiana resaka ry essera???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0493