Ny A azo terena ho B na Z hoy izahay TGVendrana

1. penguin ( 02/06/2009 11:49)
Fifanarahana io hoy ny tgvendrana ka na lazain'ny hafa ho A aminay dia B io ary mety hovainay Z koa ka tsy maintsy manaiky izany ny rehetra satria anay ny hery sy ny fahefana. Mila manova fomba fijery manaraka izay fijerinay izay daholo koa ny Malagasy rehetra. Ny Fanonganam-panjakana dia tsisy na nisy aza fa ara-dàlana ny fanjakana misy hoy izahay tgvendrana. Ny fakana fankatoavan'ny "communauté internationale" dia azo mora io ary hiadana faingana ny Malagasy na efa difotra tsisy mivoaka fa miato asa ny famamn-tsiam-bola. Ny mofodipaina 200 Ariary ny iray ary tsy miova io na efa miverina 300 Ariary aza f'aza misy miteny. Ny mpangalatra, mpanendaka sy mpandroba na be aza no voa mafy dia mety io fa tsy izany no henjehin'ny zandary fa ny mpiaro ny ara-dàlana no andaniana andro aminay tgvendrana. Rehefa mifandona ny miaramila samy miaramila avy nanao ny nofon-kena mitam-piavanana tao an-tokotany dia mety io ary vita hatreo ny lonilony aminay tgvendrana ary miravina ny rehetra. Revy tgvendrana io ka eo mila manaraka ny Malagasy rehetra ary mila mivadika tgvendrana avokoa.
répondu par Noue le 03/06/2009 06:18
2. tsoraka ( 02/06/2009 12:03)
Mivadia TGVendrana daholo ny gasy dia mba fanjakan'ny vendrana samy vendrana mety lasa mahery tampoka e. Hanigana be dia mivoatra ny firenena
3. Noue ( 02/06/2009 12:10)
ohatrinona moa zao ny kilao ny lafarina ? 1500A ? satria niakatra 115 000A ny gony firy kilao moa ??
Ny tena olana anie dia zao ee ! ny an'ny tgv dia zay alehany dia lazainy fa OK daholo ! ny mampalahelo oa dia ireo olona izay tsy mba afaka mana-baobao via internet sy tsy afaka mividy gazety eee ! dia ireo lainga be ireo foana no hasesika nefa ny marina dia efa fantatra fa tsy OK :^) :^) :^) :^)
4. Mirananirina ( 02/06/2009 12:31)
tna tss.......,ny fiainana hono toa mihalafo hatrany dia tsy misy fiovana izany.
aleo eo ihany fa aiza no tsy ho leo anefa ireo e
5. essera ( 02/06/2009 12:35)
Penguin alou mbola hofatin'ny areti-po ato am dinika ato mits e.

:-D :-D
6. Mirananirina ( 02/06/2009 12:50)
Penguin alou mbola hofatin'ny areti-po ato am dinika ato mits e.

mafy fo tsara izy io ka (l) (l) (l)
7. essera ( 02/06/2009 13:16)
Sur an zany ve Mirananirina. toa ohatran'ny mora miakatra kely ange izy fa mba méo rano mangatsiaka ao ihany klé.

Jereo ange fa mba tiany mihitsy io miventy TGVendrana io. Araka2 ny hiventesany an'io anefa no mampahazo côte ny tgv. Mariné !!!

Hisy oul halain-komana afaka fotoana vitsy.

:lol:
8. xxx ( 02/06/2009 13:51)
bandy zanak'osy raha ialahy ry penguin fa tsisy saina na kely aza fa lohan-drongony sy opium no entina eto , ny dadanialahy aza mpiompy osy koa hitako ialahy no zanak'osy dondrona beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
9. penguin ( 02/06/2009 13:58)
Aza mivadika xxx owa raha mafibe sy tsy mifoka rogony na ampiana 3 gony =)) =))
10. xxx ( 02/06/2009 14:46)
ialahy oa mpifoka opium , milaza habobo fotsiny eto fa tsy mahay ninoninona akory :^) :^) :P :P :/ :/ 8-) :miam: :miam: :snif: :snif: :miam: :p :p
11. fijo ( 02/06/2009 21:03)
de ny tgv izany mifoka inoa mato amahita ny tsy fahitan'ny vahoaka rehetra???
12. penguin ( 03/06/2009 05:52)
Ny rediredin'ny tgvendrana lazainy fa ny tian'ny vahoaka Malagasy rehetra. Iza no milaza an'elah tgvendrana fa ny Malagasy manontolo no mila tgvendrana. Ny A lazaina Z foana vé ry TGVendrana a ?
13. Noue ( 03/06/2009 06:18)
vondron'olona oaaa !! :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0464